Maison d'Art Boeny

Maison d'Art Boeny

Share

Là où les couleurs parlent, et les âmes écoutent. TI.A S’ART — La Maison d’Art, Boeny. Créer, c’est exister. Lieu: Akôry Haly ambony '' salle d'exposition ''

30/05/2026

Koezy euhhh❤️
Andao hoe mba avoakantsika ny anisan'ny fotoana mamy niarahana nadritran'ny iray taona izay euuhhh👋
Andao ary euh
Fotoana manaraka !? 🤔🤤🎨

09/05/2026

Salut tout le monde😊👋

Tout au long de ce mois de Mai, nous avons le plaisir de vous présenter les talents cachés(et pas si cachés !) de la Maison d'Art Boeny .

✨✨Et ce soir, nous allons commencer en beauté avec Mandanirina Soa Roberta connue sous le nom de Soul R.

Alors ,on y va😊🎬

03/05/2026

03.05.2025❤️ 03.05.2026
Joyeux anniversaire Maison d'Art Boeny
Eritaona izay lasa🎨
Zava-baovao no hisy eto Mahajanga izay karakarain'i Mandanirina Soa Roberta sy Manoa Ratiarinaivo ,izy ireo izay miandraikitra T. I. A S'ART BOENY
Andao indray e👣...
WaKai

Photos from Maison d'Art Boeny's post 16/03/2026

'' cubisme''👀

Et oui ! L'atelier de ce samedi 14 mars est fait pour plonger dans le monde du cubisme, là où l'art contemporain a débuté en 1910 pionné par Picasso et Braque, caractérisé par formes géométriques, décomposition d'objets et perspectives multiples❤️

Comme chaque samedi à 16h, venez partager et développer vos compétences artistiques avec nous 🥰

Rejoignez-nous pour une découverte unique et enrichissante

Photos from Maison d'Art Boeny's post 13/03/2026

Atelier de la Maison d'Art Boeny ny Asabotsy lasa teo❤️
Nanamarika betsaka ny tamin' izany dia ny inspiraka fampitana hafatra hoan'ny vehivavy💁
Atelier collectif
Andao indray ny rahampitso Asabotsy 13 Mars indray euhhh
Même endroit, même heure
Akory Aly ambony, 16h
Hiditra tsika, ahalala ny tontolon'ny '' cubisme'' 👀🎨
Miaraka amin' i Mandanirina Soa Roberta sy Manoa Ratiarinaivo

06/03/2026

Fantatreo sahady ngamba euh ? 😏
Anisan'ny artiste portraitiste manana ny talenta bôka Majunga❤️🎨
Efa manana page manokana izy, ao 👀
Dia no sady andalana ihany koa mitady ny tsara hatrany🤗
Mirary soa azy🙏

Photos from Maison d'Art Boeny's post 04/03/2026

Wouawouh 😲😍
Vao haingana i Manantsoa Dimitri no tafiaraka tato Maison d'Art Boeny ary nifampitafa sy nifampizaràna ity tontolo iray ity.
Efa ela no nanaovany ny sary ary nanomboka niarahany tamin'ny Maison d'Art Boeny dia nanomboka niditra tamin'ny fanaovana fresque murale izy ary nahazo voaloany izao✍️
Manao portrait ihany koa✏️
Hoy izy: L' art et la passion # Mr 53 ❣️ 📝
Mirary soa🙏

Photos from Maison d'Art Boeny's post 02/03/2026

Fantatrareo ve fa natombokanay tamin'iny volana febroary iny ilay hoe 1mois, 1 artiste ? ❤️
Dia izao tohizanay volana martsa ity ilay izy🥰
Anisan'ny fifampizarana nisy t@asabotsy farany volana teo ireto🫶
Tinay ny ifampizarana aminareo ny sangan-asan'i Mandanirina Soa Roberta no sady mbola vonona ihany koa ny hifampizara ny tontolo misy azy ka andao euhh✌️🤗
Chaque samedi à 16h à la Maison d'Art Boeny

Photos from Maison d'Art Boeny's post 08/02/2026

Nous sommes ravis de vous annoncer l'exposition "IZAHO" de Mandanirina Soa Roberta ,notre première artiste de la série "Un mois, un artiste" pour février 2026❤️

Venez découvrir ses œuvres exceptionnelles, imprégnées de créativité et d'émotion, chaque samedi de ce mois à la Maison d'Art Boeny.❣️

La vernissage a été un véritable succès, et nous sommes impatients de partager avec vous la suite de cette aventure artistique

Prochain rendez-vous : samedi prochain à 16h 🥰

07/02/2026

Jour J ❤️
1 mois, 1 artiste
EXPOSITION '' IZAHO'' DE Mandanirina Soa Roberta
16h⏱️
En haut d' Akory Haly
T. I. A S'ART Boeny Maison d'art❤️

Want your school to be the top-listed School/college in Mahajanga?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Mahajanga