11/08/2020
🌸 Les bases d'une relation solide PARENT-ADO🌸
🌺1- Adolescence, c'est quoi ?
👉 Phase passant de l'âge "enfant" vers l'âge "adulte"
👉 Elle débute vers l'âge de 12 ans et se prolonge vers l'âge de 18 ou 20 ans selon l'enfant
👉 Divers changements seront au rendez-vous durant cette phase: changements de caractères, changement de relation avec la famille, changement de comportement et dans la manière de réfléchir
🌺 2- Quelles sont les attentes des adolescents envers les parents ?
Les ados souhaitent que les parents :
👉 Aient confiance en eux, même s'ils font des erreurs ( très important)
👉 Les écoutent sans juger ( cela aide les ado à s'ouvrir davantage à nous les parents)
👉 Soient dispo lorsqu'ils ont besoin de nous, sans que nous, parents, soient constamment derrière eux ( omena ny espace intime-any izy, ary respecter-na izany, fa kosa, mila ampahafantarina azy fa présents foana isika ho azy)
👉 Tiennent leurs promesses ( tena zava-dehibe mihitsy io, satria mampitombo ny confiance an'ilay ankizy amintsika izany)
👉 Fassent preuve d'un amour inconditionnel ( io ilay voalaza etsy ambony, hoe na manao ditra, erreur aza ilay ankizy dia mila ampahafantarina azy fa tsy mampiova ny fitiavantsika azy izany, fa kosa, tsy manakana ny punition sy ny discipline hipetraka ihany koa io an)
🌺 3- Comment construire une relation solide avec nos ados ?
👉 Il faut tout d'abord être à l'écoute, être ouvert à la dialogue, et être ouvert d'esprit : aza adino fa matetika ao amin'io phase d'adolescence io ny ankizy no manaonao foana, mitady ny tena personnalité any izy, ary amin'io ny ankizy no tena mora influencer-na indrindra. Ao phase io no tena hitadiavan'ny ankizy expérience, ary ao indrindra isika RAD no tena tokony hanoro azy ireo ny@ zavatra tokony atao sy ny tsy tokony atao. Tokony tsy hisy mihitsy ny sujet tabou, satria lasa na zavatra tokony hakany conseil amintsika ary, lasa halainy any @ hafa, hany ka lasa manaonao foana ny ankizy.
Isika RAD no mi-instaurer an'izay relation de confiance izay, ahafahan'ny ankizy miresaka amintsika ny sujet rehetra. Tsy mipetraka @ toerana @ maha RAD fotsiny isika, fa tokony mihitsy ary, mipetraka @ toerana " Meilleur ami, confident" indraindray. Isika no mila mampahafantatra an'izany amin'ny ankizy.
👉 Les soutenir et les encourager : comme expliqué précédemment, c'est dans la phase adolescence que les jeunes cherchent à comprendre, à découvrir ce qu'ils aiment et à construire leur personnalité. Ao@ io Adolescence io no tena ahitana ny "passion, personnalité," an'ilay ankizy. Adidintsika ny manampy azy @ izay découverte de soi izay, ary mi-soutenir azy @ izay mety taranja mi-passioner azy. Manampy azy izany@ développement de confiance en soi any.
👉 Passer des moments ensemble : tsy hoe adolescents ny ankizy, dia miha lehibe, miha mahaleo tena, dia lasa mihena ihany koa ny fotoana iarahana aminy, satria mety hoe variana any @ namana be be kokoa ve izy ? Tsia avy hatrany, ary tsy tokony hisy mihitsy izany distance entre parents et ados izany. Oui, lasa orienter@ namana kokoa izy, sy ny vie sociale-any, fa tsy tokony ho adinoina fa ny famille no noyau lehibe indrindra ary important indrindra ho an'ny ankizy.
C'est important de passer des moments ensemble, partagez avec lui/elle sa passion, montrez que vous êtes impliqués dans ce qu'il fait, dans ce qu'il/elle entreprend ou souhaite entreprendre. Montrez que vous êtes présents. Passez des moments en famille, des moments de détente juste vous deux, sans les petits frères ou grands frères autour.
👉 Respecter leur vie privée: ilaina ny discussion oui, fa tokony hajaina ny intimité an'izareo. Ny zavatra resahany amintsika tsy mila fantatry ny fianakaviana iray manontolo ( zandry, zoky, dadabe, bebe). Mila tandremana ihany koa, fa na dia ouvert be @ discussion aza isika, misy foana intimité kely n'ilay ankizy tsy tokony hidirana, ary tsy tokony insister-na idirana, raha tsy hoe ilay ankizy mihitsy no te ampahafantatra an'ilay izy amintsika.
👉 Farany tsara tsindrina : " Présentez votre conseil comme votre point de vue, et non pas comme la vérité absolue".
🌺🌺Dia tsy adino ny manome signe d'affection amin'ny ado antsika ( fa kosa tsy atao eo imason'ny namany 😊🙈)🌺🌺
Mety ho compliqué ny mi-gérer ado, fa vonona foana izahay hifampizara sy anome conseils@ tsika RAD 😊 dia mirary soa antsika rehetra 😊 Courage foana ho an'izay rehetra manana Ado 🌺😘