15/05/2023
=> Technique de Révision
=> Stratégie pour réussir son examen
=> Organisation de temps
=> Ireo toe tsaina tokony hanana mialoha mandritra ary aorian'ny examen
Ireo no lohahevitra hitanao ao miampy ireo fika fika kely
Tsy misy vidi-pidirana
Toerana : Ambatolampy Nord akaiky fiangonana fjkm
01/04/2023
Ho fitazomana ny kalitaon'ny Fampianarana dia toy ny toerana malalaka
👉 3eme : #5 sisa no afaka raisina
👉 Terminale : #3 avy isakin'ny série sisa
Natao izao mba ho soa ho an'ny mpianatra
CoCours NtsoatCours Ntsoa
18/01/2023
PAUSES
MAHATAFA IO REHEFA EFFICACES !
Salama daholo. Tsara ny mianatra. Fa rehefa lavareny be, tsy misy pauses = échec. Ka tsy izay no tadiavinao fa REUSSITE. Sa tsy izany ?
Dia ahoana àry izany pauses efficaces izany e ?
Misy foana ny pauses mandritra ny andro : pause-café, pause-déjeuner, pause-pipi… Fa tsy ny pauses rehetra akory no efficaces na mampahomby anao.
Ny pauses efficaces ? Manome tanjaka vaovao anao hifantoka sy hahay tsara izay ianaranao. Dia tsy ireto karazana pauses ireto izany :
- Téléphone
- Facebook
- Télé
- YouTube…
Fa inona ihany ?
- Ireo pauses ireo aloha an = mandany fotoana anao sady mitatra ny fotoana laninao eo. Tsy ahazoanao hery fa mandreraka anao indray àry avy eo !
- Ny pauses efficaces = mivoaka ny trano, mandeha an-tongotra, miresaka @ mpiara-mianatra, manao footing kely, mamaky chapitra 1 @ boky tianao…
- Pauses efficaces = 20 min @ maraina, 20 min @ tolakandro
- Ho an’ny pause-déjeuner kosa : tsy tafa io raha sady mamaky polycopiés na lesona ianao no mihinan-kanina ! Hano am-piadanana ny sakafo dia mianara indray avy eo e !
Izay ny androany dia mandram-pihaona ho @ manaraka indray.
10/12/2022
Fika fika vintsivintsy..
Ampiaro. Fa mahomby