18/07/2022
!!! Formation en transformation des fruits et legumes !!!
Ianarana an'ireto manaraka ireto:
* Confiture
* Gelee
* Sirop
* Conservation de jus de fruit
* Fruit confit
* Patte de fruit
* Sechage
* Vinaigre de fruit
* Tomates et ses derivees (coulis, ketchup,chili...)
* Soja et ses derivees (lait, yaourt, fromage,mayonnaise...)
* Huile coco (Presse a froid et chaud)
Ianarana ihany koa ny technique fitehirizana anireo vokatra ireo ao anatiny heritaona nefa tsy mampiasa produit chimique...
Sarany: 30.000ar
Toerana: Isada Fianarantsoa
Manomboka ny asabotsy 23 juillet ny fianarana,
Midira mp raha hisoratra anarana na mila fanazavana bebe kokoa,