Malagasy American

Malagasy American Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Malagasy American, Washington D.C., DC.

Madagasikara - USA : Fiteny, kolontsaina, fiarahamonina: vehivavy / reny malagasy, any am-piasana, fahasamihafana…
*Weekend 12pm-1:30pm ET aho manao live miteny anglisy izay mazoto anao fanazarana miteny anglisy

https://midi-madagasikara.mg/affaire-ambohimanga-les-corps-des-4-suspects-abattus-par-les-forces-de-lordre-non-reclames/...
09/01/2026

https://midi-madagasikara.mg/affaire-ambohimanga-les-corps-des-4-suspects-abattus-par-les-forces-de-lordre-non-reclames/

Ny phone an’i Stephanie tsy mbola hita fa ny compte-ny Facebook efa tsy ao intsony. Izy efa dahy efa maty.

Anjaran’ny minisiteran’ny fitsarana izany izao no manapaka na tohizana ny fanadihadina na tsia.

- - -
In English

Antananarivo, Madagascar - 9/1/2026

One of the victim’s phone still has not been found, however her facebook profile has since been deactivated.
Four young suspects who were in police custody were killed on August 29, by the police during a so called, “crime scene reconstruction” right after making a confession on TV.
The confession was made while they were in police custody. Unseen officials behind the camera can be heard pressing on the suspects to speak.

A video that circulated online was supposed to show the suspects with the victims during the killing, however, the legitimacy of the video can’t be verified because the faces of everyone in video were heavily blurted out and therefore unidentifiable.

The case has been brought back to Anosy Court for the Ministry of Justice to decide whether it wants to continue the investigation or close the case.

On August 23, Stephanie and Haingotiana were found dead in Ambohimanga Rova. They were brutally murdered and Haingotiana was also r***d.

UN Human Rights Council
Amnesty International
BBC World Service
ABC News
CNN International
Reuters
AP
The Wall Street Journal

Le téléphone mobile de marque iPhone appartenant à Stéphanie demeure introuvable, bien que son corps ait été localisé...

08/30/2026

Tapaka ny feo t@ farany fa efa voateniko daholo izay tiako tenenina momba ny famonoana an’i Soa Lala sy i Haingotiana ary ny famotorana natao tamin’izany.

Mirary soa

08/29/2026

Izany hoe maty izany ilay voapanga herinandro kely taty aoriana…rehefa avy nasina nanao confession @ tele?
Video 37 s tsy misy lohany sy vodiny lazaina fa nahitana azy 4 dahy nanao ny asa ratsiny. Na tarehy aza tsy misy mitovy. Tsy identifiable. Tsy misy sary mametraka azy 4 miaraka @ izy roa vavikely.

Famotorana tsy misy porofo, tsy misy forensic evidence fa video confession nalain’ny polisy, dia avy eo natao montage dia avoaka @ tele.

Voalohany aloha iny confession iny tsy tokony admissible satria misy coersion (alaina camera, alefa tele”). Aiza ny ahalalana fa tsisy nanambana basy tao ambadika tao. Sahala ny mahazo ireny olona azo otage ireny, asiana miteny @ camera, dia miteny.

Ilay hoe “niaiky ny vitany” miampy ilay confession @ tele fotsiny manko dia antony ampy anakatonana ny raharaha.

T@ ity dia rehefa avy nasina nanao “confession @ tele” ireo voapanga, dia nentina tany Ambohimanga anao “reconstruction” ( na reconstitution) dia lazaina fa “naka basy ny iray, ny telo nandositra” dia avy eo notifirina? Tsy mba hoe tongotra no notifirina fa novonoina mihintsy. Izy efa mihintsy tsy misy velona intsony. Nandositra notifirina = dia vono olona. Izany hoe novonoinareo izany zareo ? Sady mety efa nomanina koa?

Mitondra olona anao reconstruction ve dia vomanga be (na mody vomanga) mihintsy tsy mampiasa protocols iarovana ny ainareo na ny ainy… hany ka tsy maintsy izay voapanga no maty. Shocker ! Cinema. Inona koa ??

Dia hoe mila mionona izay teneninareo ny vahoaka. Tsy misy olona manana sens commun mino ny zavatra teneninareo.

Fomba Famotorana tsy fahita afa tsy any Madagasikara io. Tsy ny fanjakana izao ihany no manao an io fa efa fomba misy ao @ polisy sy gendarmes. Mamakia “report droit de l homme” Madagasikara ONU dia hitanareo izany.

Efa fanao mifandimby ny ohatr’izao rehefa manao fanadihadina any Madagasikara: mandainga, mamorona dossier, mamono,manendrikendrika, miaro ny mpanao ratsy, miaro ny tsy mpandray andraikitra, manodina tantara, manao kolikoly ( ny ONU no namoaka an io ao @ commentaire ao)… Dia ny malagasy no matimaty foana; tsy misy rariny hita izany.
Everinareo fa tsy efa malaza amin’izany manko ianareo aty ivelany aty.

Jereo izay zavatra mitranga any, tsy misy marina sy hitsiny hita izany eo fa cinema no betsaka. Lazaina fa niaiky ny heloka vitany daholo izay tratrany dia affaire classee.

Fa gaga ihany ny tena hoe tsy menatra manao conference de presse ve ireo olon ireo dia zavatra ohatr’izao no tenenina ??

The f**k.

Esy e ry Madagasikara.

08/17/2026

Lasopy legioma kely.

Mitady “sous plats” rofia karazany ohatr izao 38-40 cm. 40 isa no tadiaviko. Raha misy pochettes kely na bracelet rofia ...
08/17/2026

Mitady “sous plats” rofia karazany ohatr izao 38-40 cm. 40 isa no tadiaviko. Raha misy pochettes kely na bracelet rofia ( tsy mavesatra). Alefaso eto na message miaraka sary sy vidiny. Alaina/aterina Alarobia / Alakamisy.

08/16/2026

Fomba malagasy tena TIAKO ny famadihana. “Ho tahian’ny Razana”.
Amiko tso-dranon’ny razana, mbola angatahako sy tsapako @ fiainako andavan’andro. “ Raha teo izao ianao ry dada dia inona no tokony ataoko ?”… tsy very ilay fifandraisana, fitiavana. Famadihana dia mbola manamafy izay fifandraisana sy fitiavana izany.

08/09/2026
08/09/2026

“Practice live in english” afaka 10 min izay afaka.

Address

Washington D.C., DC

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malagasy American posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Malagasy American:

Shortcuts

Share