Robilahy Georges FRD

Robilahy Georges FRD Enseignant du lycée mixte de vohemar
Prof de maths

2nde et 1ère OSE
07/12/2021

2nde et 1ère OSE

2nde
06/12/2021

2nde

06/12/2021
10/05/2021
23/03/2021
Pilipily
23/03/2021

Pilipily

🌶🌶🌶 IREO VOKATSOA AZO AVY AMIN'NY SAKAY PILO KELY (PILIPILI)🌶🌶🌶

Malaza eran-tany ny Pilo kely noho izy mitondra vokatsoa maro amin'ny fahasalamana.
Anatin'ny sakay "mahery" ny Pilo kely.

🌶🤔 INONA AVY NO HITA AO ANATINY?
Vitamines maro toy ny C, A, E, K ary B6.
Misy "Fer, Cuivre sy manganèse" ihany koa.

🌶🤔 INONA AVY ARY IREO VOKATSOA HOENTINY?

👉 1/ FANAMPI-TSAKAFO natoraly ny Pilo Kely noho ireo zavatra maro ao anatiny voatanisa teo ireo.
Ny Vitamine B6 ohatra dia manatsara sy ilain'ny sela mena.
Manampy mandoro ny tavy ny pilo kely no sady manatsara my fikorian'ny ra.
Ireo "Fer" sy "cuivre" kosa dia manampy antsika hampitombo ny hery fiarovana.
Manampy amin'ny fahasitranan'ny fery haingana ny pilo kely no miady amin'ireo aretina maro vokatry ny mikraoba sy bakteria.

👉 2/ MANAMORA NY FANDEVONAN-KANINA NY PILO KELY
Izy rehefa hohanina iny, ilay tsirony masika mampitombo ny rora no sady manaitra ny taova fandevonan-kanina. Manamora hoan'ny fivoahana ihany koa izy, mety hoan'ireo mitohana tsy misy "hemorroide".

👉 3/ ANTI-INFLAMMATOIRE NATORALY NY PILO KELY
Isan'ny ampiasaina hampitoniana ny fanaintainana ny Pilo Kely.
Ampiasaina ohatra izy hampitony ny areti-nify fanampin'ny Girofle
Afaka miady amin'ny "arthrose" ihany koa.
Ilain'ny diabetika ny pilo kely hampitoniana ireo manaintaina amin'ny nofo, ny taolana, ny "rhumatisme", ny fanantainana ateraky ny "nerf", ny lamosina marary, ny aretin'ny "nerf sciatique".

👉 4/ MAMPAHIA NY PILO KELY
Mandoro ny tavy izy noho izy mampitombo ny hafanan'ny vatana iny rehefa mihinana azy

👉 5/ MIARO AMIN'NY ARETINA MARO toy ny homamiadana sy ny aretin'ny fo sy ny lalan-dra.
Manampy ihany koa izy amin'ny fanenana ny tahan'ny siramamy sy tahan'ny cholestérol anaty ra

👉 6/ DETOX NY PILO KELY noho izy maha-tsemboka be. Mivoaka mora foana ny "toxines" sy ny rano be loatra anaty vatana (diuretique)

👉 7/ MIADY AMIN'NY BAKTERIA indrindra ireo mitoetra ao amin'ny tsinay ireo izay mahatonga fivalanana. Manampy koa ny pilo kely rehefa ilay voan'ny gripa iny (mampitony ny orona tsentsina be).

👉 8/ MAMPITONY NY PILO KELY. Rehefa mihinanana azy dia mamokatra ilay "hormone" atao hoe "endorphine" ny vatantsika. Izay mahatonga antsika ho falifaly

Copyright FAHASALAMANA HAINGANA NATORALY 16 Martsa 2021

ZARAZARAO SAO MAHASOA NY HAFA !

Address

Amboronana
Vohemar
209

Telephone

+261325637570

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Robilahy Georges FRD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Robilahy Georges FRD:

Shortcuts

Share

Category