08/10/2022
📢Hoantsika jiaby zanaka vohemar tsy ankanavaka, azadigna fa efa mandeha ny fandraisana mpianatra ato filière vaovao: École Normale Supérieure (ENS) sy ny politechnique de l'université de Toamadina ,ka hoana izay liana tehanaraka izany sampampihofanana izany dia vonjeo malaky ny fagnateragna ny antotantaratasy(dossie) ilaina aminizany.
📢 Na Mbola antanagna agny anao dia afaka mandefa dossier nao aty fao,ity numéro ny président ny zanaka vohemar barikadimy toamasina, tel:034 27 219 38 /032 69 511 02 chriso,commune rurale CoCommune Rurale Antsirabe-NorduCommune Rurale Antsirabe-Nordntsirabe-Nord commune rurale CoCommune Urbaine De VohémarrCommune Urbaine De VohémareCommune Urbaine De Vohémarohémar ,zahay zanaka AmAmpanega Larioario,ny tanjogno dia ny hampitombo ny zanaka district ny vohemar avarapianarana.