Alminot 518

Alminot 518 Alminot zanak'i Vavatenina hiringiriny 🎓🙏
Aza misalasala mifandray aminahy raha misy azo hanampiana anao📌👇
O383407937
0378584211

22/08/2026

Marina mao molom-bintsy atao agnaty poso AZAHOANA viavy zany😂 Azafady fa mba tehafantatra😂

22/08/2026

Mba marina mazalahy misy gogna magnano mahay mamadika ravina ampalibe hivoahana soma zany ao😂 Matetika mandeha Radio izio😂

21/08/2026

Tsy mitovy olona tsara (Naturelle) sy tsara camera nangalana sary ( Filtre) aza ampitovina fa tsy mitovy😂

21/08/2026

Firy pourcentage BAC zalahy milaza mampahafaka tsy mila mianatra ta-Badrakatra iny kara mivavaka fao ahony😂

19/08/2026

Raha 30000Ar frais avy Tamatave à Vavatenina io tsy ho hisy vahiny tonga atoe amin'ny Festival Jerijery satria lafo loatra frais😢

19/08/2026

Ho antsika Mpandeha Tamatave-Vavatenina andao tohanana fanambarana resaka frais iny fa tsy zaka e💪Anjara antsika ty mbaa maampy📌

19/08/2026

🎉 Oye Oye 🎉 Oress koa dia anisan’ireo hoavy Amin ny Festival Jerijery 22eme édition

19/08/2026

Atao mahoraka Festival Jerijery amin'ity fa maro tsara artistes ho avy hanafana eo☺

19/08/2026

Iza artistes ( Mpihira) tena manana lazany eto Vavatenina ??

02/05/2026

Motivation kely ho any serie D 🎓
Abonné page ntsika🙏
Mianara fa ankaiky Examen io🙏
NB : -11- io dia tsy misy zavatra eo ⛔

Address

Ambatobe
Vavatenina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alminot 518 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category