18/07/2026
Ho antsika, ankizy sy tanora eto Vatomandry sy ny manodidina izay liana amin'ny fianarana ny teny frantsay, ny "cours de français le GUIDE" dia mampianatra anao izany am-bava sy an-tsoratra, mandritry ny fialan-tsasatra ny volana Aogositra ity ary koa mandritry ny fotoana fianarana andavan'andro. Isaky ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma, amin'ny hariva na amin' ny antoandro ary koa ny sabotsy. Natao ho an'ny ankizy 4 ka hatramin'ny 12 taona sy tanora manomboka amin'ny 13 taona.
Fanazavana fanampiny, antsoy ny laharana 038 01 263 33 na mandefasa hafatra miafina amin'ny pejy "Facebook" Cours de français le GUIDE - Vatomandry.
------------------------------------------------------------------
Pour les enfants et adolescents, intéressés par l'apprentissage de la langue française, à Vatomandry et ses environs, le cours de français le GUIDE vous apprend à parler et écrire correctement le français, que ce soit, en cours de vacances ou en cours permanents, midi, soir, du lundi au vendredi et tous les samedis en périodes scolaires, pour :
*Enfants de 4 à 12 ans ;
*Adolescents, à partir de 13 ans.
Informations :
Téléphone : +26138 01 263 33
WhatsApp : +26138 01 263 33
Page Facebook : Cours de français le GUIDE - Vatomandry
Adresse : Vohitsara, Vatomandry, côté Ouest près de la caserne des pompiers.