19/07/2026
🎉Tafatsangana soamatsara ny ANTENNE VAFAM Antsirabe!
Mankasitraka an'Andriamanitra sy ireo rehetra nandray anjara tamin'izao fananganana izao.Mirary fahombiazana ho an'ny Antenne VAFAM Antsirabe amin'ny fanatanterahana ny iraka hiarovana sy hampandrosoana ny vehivavy.
💙Mbola misokatra ny fandraisana mpikambana! Manasa ny vehivavy rehetra vonona hanao Asa soa, hifanohana ary hanampy ny vehivavy Malagasy mpiara-belona amintsika hiaraka amin'ny VAFAM.
🤝Misokatra ihany koa ny fiaraha-miasa amin'ireo olona, fikambanana ary mpiara- miombon'antoka rehetra maniry hiara-hiasa amin'ny fampandrosoana sy fanampiana ny vehivavy.
✨Une femme debout change une génération.
12/07/2026
📢 ASSEMBLÉE - CRÉATION DE L'ANTENNE VAFAM À ANTSIRABE
Vous êtes une femme entrepreneure ou vous souhaitez évoluer, apprendre et développer votre réseau ?
✨Rejoignez- nous pour l'Assemblée de création de l'Antenne VAFAM Antsirabe.
C'est une occasion unique de devenir membre fondateur,de participer à la mise en place de bureau de l'antenne et de contribuer au développement des femmes à Antsirabe.
🗓️Date : Lundi le 13 / 07 / 2026
🕒Heure: 15h 00
📍Lieu : Ambohimena Ratsarafanahy Chez " Noah Meuble"
Ensemble, unissons nous pour bâtir un avenir meilleur pour les femmes malgaches.
VAFAM:
" UNE FEMME DEBOUT CHANGE UNE GÉNÉRATION"
Contact en cas de besoin : 0344678116 / 0376427246 / 0337437550
06/06/2026
✨ Ho avy eto amin’i Voary Beauty ny “Conseils du Dr Tolotra” ✨
Miarahaba antsika rehetra
Tiako ny hanokatra toerana iray eto ahafahantsika miresaka tsotra momba ny :
fikarakarana hoditra,
hatsarana voajanahary,
fahasalamana,
ary koa ireo fiovana lalovan’ny vatantsika mandritra ny fiainana.
Satria miova miaraka amintsika ny hoditra.
Misy fotoana izy lasa :
maina kokoa,
mora sensible,
miseho taches pigmentaires,
na very éclat.
Matetika ireo fiovana ireo dia mifandray amin’ny vatantsika sy ny fomba fiainantsika ihany
Ary indraindray aza isika mahita fiovana amin’ny hoditra nefa tsy fantatra avy hatrany inona no antony🤔.
Manomboka izao dia hizara eto aho ny “Conseils du Dr Tolotra”, intelo isan-kerinandro mba hanampiana antsika ahafantatra bebe kokoa izay tokony atao:
🌿 Alatsinainy — conseils beauté naturelle & routine soin
🌿 Alarobia — peau, hormones, équilibre féminin, préménopause & ménopause
🌿 Zoma — plantes médicinales, ingrédients naturels, prévention & bien-être
💬 Soraty amin’ny commentaire :
Inona ny sujet tianareo horesahintsika voalohany ?
— peau sèche ?
— taches pigmentaires ?
— peau et hormones ?
— plantes médicinales ?
— préménopause ?
— ménopause ?
Faly aho hifanakalo hevitra aminareo eto
Dr Tolotra
Santé publique & médecine naturelle 🌿
Science, prévention, plantes médicinales et bien-être au naturel.
Ny fahasalamana sy ny hatsaran-tarehy maharitra dia miainga amin’ny fahalalana tsara ny vatana, ny prévention, ary ny hery avy amin’ny nature 🌿
06/06/2026
🌿 Conseil du Dr Tolotra | Voary Beauty
"Mahatonga ny hoditra ho grasse ve ny huile ?"
Maro no mihevitra fa rehefa mampiasa "huile végétale" dia vao mainka lasa "grasse" ny hoditra. Tsy voatery ho marina anefa izany.
Ny hoditra dia mamokatra "sébum" ho fiarovana azy. Rehefa simba na tsy voalanjalanja tsara ny produit atao aminy, dia mety hamokatra sébum be loatra ny hoditra (indrindra amin'ny tava) mba hiarovany tena.
🌿 Ny huile végétale sasany, rehefa mifanaraka amin'ny type de peau, dia afaka manampy amin'ny :
✔️ fiarovana ny barrière cutanée ;
✔️ hydratation sy nutrition ho an'ny hoditra(oui misakafo koa ny hoditra e)
✔️ fitazonana ny équilibre naturel-ny (voa-janahary io).
👉 Tsy ny huile rehetra no mitovy. Izany no maha-zava-dehibe ny fahafantarana aloha ny type de peau-nao.
🔔 Amin'ny publication manaraka dia hojerentsika hoe : "Ahoana no ahafantaranao ny type de peau-nao: normale, sèche, grasse sa mixte ?"
Dr Tolotra | Santé publique & médecine naturelle 🌿
Science, prévention, plantes médicinales et bien-être au naturel.
💬 Efa nisalasala nampiasa huile ve ianao satria natahotra sao lasa peau grasse kokoa ny hoditrao ? Zarao eo amin'ny commentaire ary
31/05/2026
Bonne fête maman daholo 🥰❤️
10/05/2026
Remerciements à toute l'équipe présente chaque Samedi 🙏
Nous adressons nos sincères remerciements à toute l'équipe de l'association VAFAM présente chaque samedi pour votre disponibilité, votre engagement et votre précieuse collaboration.
Grâce à votre présence régulière,votre motivation et votre esprit d'équipe,nos activités se déroulent dans de bonnes conditions et avec beaucoup de réussite.
Merci à chaquin et chacune pour les efforts fournis et le soutien apporté chaque semaine.
Avec toute notre gratitude et notre reconnaissance.
26/04/2026
🙏Remerciements à toute l'équipe VAFAM👏
Un grand merci à toute l'équipe qui est présente Chaque samedi pour Les activités sportives de l' Association VAFAM 💪
Votre engagement, votre énergie et votre esprit d'équipe font toute la différence ! Grâce à vous,ces moments sont remplis de motivation,de partage et de bonne Humeur ⚽🏃
👏Merci pour votre dévouement et votre Constance !
26/04/2026
🚀 Rendez-vous très bientôt pour la 2ème Formation VAFAM !
Après le succès de la première session,on se retrouve prochainement pour aller encore plus loin 💪
🎓Nouvelles compétences, Nouvelles opportunités....restez connectés !
13/04/2026
💥Na vehivavy mpandraharaha ianao,Na vehivavy tsotra
👉MISOAKATRA HO ANAO NY VAFAM!
Tsy misy fanavahana ❌
Tsy misy fepetra sarotra ❌
✨Vehivavy rehetra dia afaka miditra:
✅Te hianatra
✅Te hiasa
✅Te hiova fiainana
🔥VAFAM dia natao ho anao!
👉Hanampy anao hiroso
👉Hampitombo ny fidiram-bola @
halalany Formation ara-kasa
👉Hampahery anao tsy hiady irery
📩Midira dieny izao - aza Tara !
0382775384
05/04/2026
Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Görręttī Døllõrès Harisoa, Benigne Maman Mickah, Rinah Brinel, Avinasoa Tata, Melicia Makoua, Ann Laü Maëva, Lau Rianah