Sy-risy Chrétien

Sy-risy Chrétien

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sy-risy Chrétien, Fianarantsoa.

Photos from Ministère de l'Environnement et du Développement Durable's post 28/08/2024
24/01/2023

✨Faly miarahaba antsika rehetra indray👋🤗
✨Ny Asabotsy 28 Janvier 2023 izao ilay conférence izay atao ao R1 Ambalapaiso
Thème : "Islam et Développement"
Ny Conférenciers :
✨Professeur Alain Abobakar (Histoire des institutions/ Religion et développement)
✨ Cheikh Zackaria Mohamed (Théologien)
✨ Monsieur Azam (Famoahana vokatra ny fikarohana ao amin'ny Centre de recherche HIM)
✨ Madame Ainchata Mohamed

Tongava maro♥️🎉

22/10/2022

TORO-HEVITRA:

Vakio hatramin'ny farany na somary lava fa mety ahasoa anao zavatra nosoratako ity fa indrindra ireo Mpianatra vao hiditra aty amin'ny Oniversite :

Rehefa mianatra tompoko dia mila fetsy, tsy voatery ianao nahay be tany Lycée dia hahay be koa tonga aty amin'ny Oniversite, valiny tsia tompoko ! Sao ianao ho diso fanantenana eo.
Ny hafetsena tiako lazaina eto dia mila tia mikaroka isika Mpianatra satria 13% an'ny lesona ihany farafahabetsany no azo avy amin'ny Mpampianatra, mbola eo koa ny sakana tsy fahatakarana "dictés", tsy fahaizanao terme spécifique an'ilay Mpampianatra mety hiteraka olana be eo amin'ny résultats anao, ... Sns.

Sopapa omeko anao: rehefa mba nahazo lesona kely dia ndao mandeha CYBER manao recherche mombamomba ilay lesona izay vao azonao iny, na koa mandeha manontany ireo zokizokinao manao "Filière" na "Mention" mitovy aminao ireny .

Manaraka izay dia handeha hanazava momba ny fomba fitadidiana izay hampiraikitra ny lesona ao anaty atidohantsika.
Misy maro karazany ny fomba firaketana ny fitadidiana ( mémoire) sy ny fahaizana ao anatintsika fa ny omeko eto dia telo ihany :

👉 Mémoire visuel : ny fitadidiana azo avy amin'ny maso izay amin'ny alalan'ny fihetsika ( mouvement) izay ataon'ny Mpampianatra, dia iny fihetsika ataony eo am-panazavana lesona iny miraikitra ao anatin'ny atidohantsika ka lasa miverimberina ohatran'ny sary an-tsaina ilay izy, ka izany no ilàna fahaiza-manao "animation" rehefa mampianatra olona.

👉 Mémoire manuel izay fitadidiana azo avy amin'ny alalan'ny tànana sy fandraketena an-tsoratra ny zavatra nohazavain'ny Mpampianatra, izany hoe mila manoratra foana ianao izay mitazona ny fitadidianao, na mianatra lesona azy ianao dia mila manoratra lalandava foana.

👉 Mémoire auditif : dia azo avy amin'ny alalan'ny sofina, izany hoe mila mihaino fanazavana sy maheno feo fotsiny dia efa miraikitra any anatin’ny atidohantsika ( matetika ireny olona tia mihira sy tia mihaino hira ireny no olona anatin’izany sokajy izany).

Raha tsapanao fa misy amin'ireo telo ireo ny fomba fitadidianao dia hamafiso tsara dia ahazo vokatsoa amin'izany ianao, fa mety ihany koa roa amin'ireo mémoire ireo dia samy hanananao avy fa mety tsy tsapanao akory.

07/10/2022

KOLONTSAINA MATSIATRA AMBONY

" KONFERANSA MOMBA NY SORATRA "

Manasà antsika rehetra indray ho tonga hanotrona ny hetsika ara-kolontsaina miompana indrindra amin'ny vela-kevitra arahina ady hevitra mikasika ny " Ny soratra sy ny tontolo manodidina azy " ka ny Profesora Henri Rasamoelina no hanao izany " Konferansa momba ny soratra " izany.

Hatao ao amin'ny MCC Sokela Hanigna Ambatomena Fianarantsoa ny datin'ny Alarobia 12 Oktobra 2022 amin'ny 02 Ora tolakandro ny hetsika.

Tsy misy vidim-pidirana.

Tongavà maro.

03/09/2022

ILAINTSIKA MPIANATRA MITADY ASA IRENY ITY 👇:

GRILLE SALARIALE A TITRE INDICATIF

- Administration : Téléopératrice, téléconseillère ! 300.000ar à 500.000ar
- Responsable qualité : 600.000ar à 900.000r
- Superviseur centre d’appel :entre 500.000ar à 800.000ar
- Directeur de production (call
) :800.000ar à 1.500.000ar
- Chef de projet marekting :800.000ar à 1700.000ar
- Directeur de projet:1.000.000ar à 1.900.000ar
- Receptioniste : 200 000 Ar à 400 000 Ar
- Secrétaire de Direction : 250 000 Ar à 500 000 Ar
- Assistante Admin : 300 000 Ar à 800 000 Ar
- Coursier : 200 000 Ar à 350 000 Ar
- Responsable Admin : 500 000 Ar 1 000 000
- Ressources Humaines - Agent de pointage : 250 000 à 450 000 Ar
- Assistant personnel : 250 000 à 450 000 Ar
- Agent Admin : 250 000 à 450 000 Ar
- Agent Paie : 250 000 à 450 000 Ar
- Gestionnaire RH : 400 000 Ar à 1 000 000 Ar
- Gestionnaire des talents : 400 000 Ar à 1 000 000 Ar
- Conseiller : 500 000 Ar à 1 200 000 Ar
- Responsable Personnel : 700 000 Ar à 1 500 000 Ar
- Responsable RH : 800 000 Ar à 2 500 000 Ar
- Directeur des RH : 1 500 000 Ar à 5 000 000 Ar
- FINANCE : - Aide comptable : 250 000 Ar à 500 000 Ar
- Caissier : 250 000 Ar à 500 000 Ar
- Comptable : 400 000 Ar à 800 000 Ar
- Contrôleur de gestion : 600 000 Ar à 1 000 000 Ar
- Responsable Financier : 800 000 Ar à 2 500 000 Ar
- Directeur Admin et Financier : 1 500 000 Ar à 6 000 000 Ar
- APPRO et LOGISTIQUE: - Agent Appro et Logistique : 160 000 Ar à 250 000 Ar
- Agent de magasin ou Aide magasinier: 160 000 Ar à 250 000 Ar
- Magasinier : 200 000 Ar à 350 000 Ar
- Acheteur : 250 000 Ar à 600 000 Ar
- Chef Magasinier : 300 000 Ar à 800 000 Ar
- Responsable Appro et Logistique : 400 000 Ar à 1 000 000 Ar
- Aide Chauffeur : 150 000 Ar à 250 000 Ar
- Chauffeur : 200 000 Ar à 400 000 Ar
- Conducteur d’Engin : 250 000 Ar à 500 000 Ar
- TECHNIQUE - Poste technique à responsabilité qui nécessite des Diplôme élevée (Master I –II ) : 600 000 Ar à 2 500 000 Ar.
- OFFSHORE : - Rédacteur : 400 000 Ar à 700 000 Ar
- Intégrateur WEB / WEB Master : 400 000 Ar à 700 000 Ar
- Modérateur : 500 000 Ar à 1 000 000 Ar
- Référenceur : 500 000 Ar à 800 000 Ar
- Téléopérateur : 600 000 Ar à 2 000 000 Ar
- Correcteur : 600 000 Ar à 1 000 000 Ar
- Opératrice : 400 000 Ar à 700 000 Ar
- Superviseur : 800 000 Ar à 2 000 000 Ar
- Informaticien : 500 000 Ar à 800 000 Ar
- Développeur : 600 000 Ar à 1 500 000 Ar
- Responsable Informatique : 800 000 Ar à 3 000 000 Ar
- Ouvrier : 145 000 Ar à 250 000 Ar

Loharano: Yves Doré

23/08/2022

⚠Ho raisina eny amin’ny oniversite avokoa ireo mpianatra afaka bakalorea mbola tsy voaray tamin’ny taon-dasa noho ny aretina covid-19, ary anjaran’ny filohan’ny oniversite isam-paritra no mamaritra izany araka ny fetra zakan’ny oniversite tsirairay raha ny nambaran'ny tale jeneralin’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansa androany.

📸DIT

Photos from Sy-risy Chrétien's post 20/08/2022

UNIVERSITE DE FIANARANTSOA
TORO-LÀLANA HO ANAO HISAFIDY ONIVERSITEN'I FIANARANTSOA :

Maro ianareo zandry manontany mombamomba ilay Filière na Mention misy eto anivon'ny ONIVERSITEN'i FIANARANTSOA. Ka indro vakio mba ahaizanao misafidy ny làlana tokony arahinao, ka maromaro izy ato.

1-Faculté de Droit, Economie-Gestion et Sciences Sociales de Développement (DEGSS),
ahitanao Mention na Filière ireto:
✅Droit
✅Economie-Gestion
✅Sciences Sociales de Développement
2-Faculté des Sciences (FS)
Ahitanao Mention na Filière ireto:
✅Mathématique
✅Physique Chimie
✅Science de la vie
3-Faculté de Médecine (FM)
Ahitanao Mention na Filière ireto:
✅Médecine Humaines(Généraliste),
✅Paramédicaux
4-Faculté des Lettres et des Sciences Humaines (FLSH)
Ahitanao Mention na Filière ireto:
✅Civilisation et Langue appliquée
✅Histoire et Anthropologie
✅Géographie et Développement Durable
5-Ecole Normale Supérieur (ENS)
Ahitanao Mention na Filière ireto:
✅Sciences de l'Education
✅Science et Technologie (Mathématique sy Physique Chimie)
6-Ecole Nationale d'Informatique (ENI)
Ahitanao Mention na Filière ireto:
✅Informatique Généraliste
✅Génie Logiciel et Base de Données
✅Administration des Systèmes et Réseaux
7-Ecole de Management et d'Innovation Technologique (EMIT)
Ahitanao Mention na Filière ireto:
✅MANAGEMENT:
-Administration Economique et Sociale (AES)
✅INFORMATIQUE:
-Développement d’application internet/ intranet
-Conception, intégration et gestion des systèmes d’information
✅RELATION PUBLIQUE ET MULTIMEDIA:
-Communication et multimédia
-Relations publiques et communication organisationnelle
8-Institut des Sciences et Technique de l'Environnement (ISTE)
Ahitanao Mention na Filière ireto:
✅Agronomie
✅Environnement
✅Technologie
✅Tourisme
9-Institut Confucius (IC)
Ahitanao Mention na Filière:
✅Mandarin (apprentissage de Langue Chinoise et Culture).
10-ISST:
Ahitana ny mention ou parcours:
✅Eau
✅Elevage
✅Agriculture
✅Industrie Agro-Alimentaire

Nb: Misy type de formation ao anatin'ireo Filière ireo. -Ohatra Filière Droit ( misy Formation classique sy hybride ao izay azo safidiananao ao amin'ny 1ère année de Licence).

Photos from Sy-risy Chrétien's post 08/08/2022

ONIVERSITEN'I FIANARANTSOA.

Tafatsangana ny Zoma 05 Aogositra lasa teo ny Fikambanan'ireo mpianatra manana fahasembanana eto anivon'ny Oniversiten'i Fianarantsoa mitondra ny anarana "Let's hand the cap" izay tarihin'i vononan'ny mpianatra avy ato amin'ny Oniversiten'i Fianarantsoa .Folo mianadahy izy ireo no mpiakambana ankehitriny ary hiroso amin'ny fankatoavana ara-panjakana an'ity fikambanana ity izy ireo manomboka izao.

📷: Universite de Fianarantsoa.

02/08/2022

Opportunités pour les étudiants de l'Université de Fianarantsoa.

01/08/2022

TORO-LÀLANA HO ANAO HISAFIDY ONIVERSITEN'I FIANARANTSOA :

✍️Maro ianareo zandry manontany mombamomba ilay Filière na Mention misy eto anivon'ny ONIVERSITEN'i FIANARANTSOA. 😇Ka indro vakio mba ahaizanao misafidy ny làlana tokony arahinao, ka maromaro izy ato.

1-Faculté de Droit, Economie-Gestion et Sciences Sociales de Développement (DEGSS), ahitanao Mention na Filière ireto:
-Droit
-Economie-Gestion
-Sciences Sociales de Développement

2-Faculté des Sciences (FS), ahitanao Mention na Filière ireto:
-Mathématique
-Physique Chimie
-Science de la vie

3-Faculté de Médecine (FM), ahitanao Mention na Filière ireto:
-Médecine Humaines( Généraliste),
-Paramèdicaux

4-Faculté des Lettres et des Sciences Humaines (FLSH), ahitanao Mention na Filière ireto:
-Civilisation et Langue appliquée
-Histoire et Anthropologie
-Geographie et Développement Durable

5-Ecole Normale Supérieur (ENS), ahitanao Mention na Filière ireto:
-Sciences de l'Education
-Science et Technologie (Mathématique sy Physique Chimie)

6-Ecole Nationale d'Informatique (ENI), ahitanao Mention na Filière ireto:
-Informatique Généraliste
-Génie Logiciel et Base de Données
-Administration des Systèmes et Réseaux

7-Ecole de Management et d'Innovation Technologique (EMIT), ahitanao Mention na Filière ireto:
-Administration Economique et Sociale (AES)
-Relation Publique et Multimédia (RPM)
-Développement d'Application Internet et Intranet (DA2I).

8-Institut des Sciences et Technique de l'Environnement (ISTE), ahitanao Mention na Filière ireto:
-Agronomie
-Environnement
-Technologie
-Tourisme

9-Institut Confucius (IC), ahitanao Mention na Filière:
- Mandarin(apprentissage de Langue Chinoise et Culture).

Misy type de formation ao anatin'ireo Filière ireo.
-Ohatra Filière Droit ( misy Formation classique sy hybride ao izay azo safidiananao ao amin'ny 1ère année de Licence).



📸: SY-RISY Chrétien

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Fianarantsoa