Englishine Center Madagascar

  • Home
  • Englishine Center Madagascar

Englishine Center Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Englishine Center Madagascar, Tutor/Teacher, Ankirihiry p/elle 11/55 lot 513, .

Contact: 0343275140/ +261335886227 (WHATSAPP)
Cours misy ato aminay :
✅ Cours accéléré en groupe
✅Cours accéléré à domicile
✅Cours d'anglais des affaires
✔️Lieu: Ankirihiry nord, @4 chemin alohany bar Saholy ( mitsofoka amin'ny vazaha Gasy)

Mbola tsy tara ianao raha rapitso Tonga misoratra anarana ka mbola mahatratra ity prix promo ity
04/09/2026

Mbola tsy tara ianao raha rapitso Tonga misoratra anarana ka mbola mahatratra ity prix promo ity

🔥🇬🇧 PROMOTION DE RENTRÉE – ENGLISHINE CENTER MADAGASCAR 🇬🇧🔥

🎓 Prochaine rentrée : 07 SEPTEMBRE 2026

Te hahay teny anglisy ao anatin’ny fotoana fohy ve ianao? 🚀

Ity no fotoana tsara hanombohana!

🎁 PROMOTION SPÉCIALE ( entre le 27 Août-05 septembre 2026)

👉 -25% amin’ny volana voalohany ho an’ireo misoratra amin’ny COURS ACCÉLÉRÉ amin’ny rentrée!

🕓 Ora malalaka : 16h – 18h

📚 Ireto ny formations misy :

✅ Cours d’anglais accéléré

✅ Cours spécial Week-end

✅ Cours accéléré à domicile

✅ Cours d’anglais des affaires

💡 Fianarana + pratique + confiance = fahaiza-manao azonao ampiasaina amin’ny fiainana sy amin’ny asa.

🔥 Aza avela handalo fotsiny ity promotion ity!

📅 07 Septembre 2026

🎁 -25% | Volana voalohany | Cours accéléré

📩 Misorata anarana dieny izao

📍 Contact : 038 54 080 93 /0343275140
📍 WhatsApp : +261335886227
📍 Fb: Mark manivalahy
📍 lieu: Ankirihiry, akaikin’ny Bar Saholy
📍 Page: Englishine Center Madagascar

Ireto avy ny signes 7 ahafantarana fa tsy ampy ny ezaka ataonao amin’ny fianarana teny anglisy, indrindra amin’ny habitu...
03/09/2026

Ireto avy ny signes 7 ahafantarana fa tsy ampy ny ezaka ataonao amin’ny fianarana teny anglisy, indrindra amin’ny habitude sy travail personnel 👇

🚨 1. Miankina amin’ny cours fotsiny ianao

Raha rehefa tonga any an-dakilasy ihany ianao vao mianatra, fa rehefa any an-trano tsy manao na inona na inona:

❌ Tsy mamerina lesona
❌ Tsy manao practice
❌ Tsy mianatra vocabulary

👉 Midika izany fa tsy mbola ampy ny travail personnel.
📌 Ny cours dia mitarika anao, fa ny travail personnel no mampandroso anao.

🚨 2. Tsy mampiasa anglisy isan’andro ianao

Mety mianatra 2 na 3 ora isan-kerinandro ianao, nefa rehefa vita ny cours dia tsy mandre na miteny anglisy intsony.

👉 Mila manana English habit ianao isan’andro.
Na dia: 🕐 15–30 minitra isan’andro aza: Mihaino English, Mamaky, Miteny, Manoratra dia efa manampy betsaka.

🚨 3. Mianatra vocabulary ianao fa tsy mampiasa azy
Mahay teny maro ianao, nefa rehefa miteny:

😶 “I don't know what to say…”

👉 Tsy ampy ny mitadidy vocabulary. Mila ampiasaina amin’ny: 🗣️ Speaking, ✍️ Writing, 💬 Conversation

Use it, or you may forget it!

🚨 4. Matahotra manao diso ianao
Raha miandry hoe:

“Rehefa perfect aho vao hiteny.”
❌ Mety tsy hanomboka mihitsy ianao.
Ny olona mahay miteny anglisy dia tsy hoe tsy manao diso, fa manao pratique matetika.

👉 Mistakes are part of learning.

🚨 5. Tsy manana programme personnel ianao
Anontanio ny tenanao:

❓ Rahoviana aho no mianatra English?
❓ Inona no zavatra hianarako androany?
❓ Impiry aho no manao speaking practice?

Raha tsy misy plan, dia mora lasa hoe:
“Rahampitso aho mianatra…” Ary ilay “rahampitso” mety tsy ho tonga mihitsy. 😅

🚨 6. Tsy mamerina lesona ianao

Raha mianatra zavatra vaovao isan’andro nefa tsy mamerina ny taloha:

📚 Mety hahafantatra zavatra maro ianao
❌ Fa mora manadino.
👉 Revision is part of learning.
Ny lesona iray tsara averina imbetsaka no lasa fahazarana sy fahaizana.

🚨 7. Miandry motivation foana ianao
Indraindray ianao hoe:

“Tsy motivated aho androany.”

Fa ny fahombiazana tsy miankina amin’ny motivation foana.
🔥 Motivation helps you start. Discipline helps you continue.
Na tsy dia te hianatra aza ianao, manaova zavatra kely.

💡 Ny zava-dehibe indrindra

Ny fianarana teny anglisy dia tsy mifarana rehefa vita ny cours.
🎓 Ny mpampianatra no:

👉 manoro lalana
👉 manazava
👉 manitsy

Fa ianao no mila mandeha amin’ilay lalana.

🔥 Tsarovy:

“A teacher can teach you English, but only your daily habits can make you fluent.”

Raha manao travail personnel 20–30 minitra isan’andro ianao, miaraka amin’ny cours sy pratique, dia ho hitanao tsikelikely ny fandrosoanao. 🇬🇧📚

💼 MITADY ASA AMPIASANAO TENY ANGLISY VE IANAO ? MAMPIASA LINKEDIN! 🌍Maro no manontany hoe: Aiza no ahitana job offers mi...
01/09/2026

💼 MITADY ASA AMPIASANAO TENY ANGLISY VE IANAO ? MAMPIASA LINKEDIN! 🌍

Maro no manontany hoe: Aiza no ahitana job offers mila teny Anglais?

👉 LinkedIn dia iray amin’ireo toerana tsara ahitana offres d’emploi, indrindra amin’ny:

📞 Call Center
💻 Remote Work
🗣️ Customer Service
🌍 English/French Jobs
🧑‍💼 Administration

Tsy voatery asa eto Madagascar no hoitanao amin’io application io fa na any hivelany iany koa satria rehefa enterprise maventy dia amnio apk io no anaovanjare job offer matetika.

🔎 Ahoana no fampiasana azy?

1️⃣ Télécharge-na LinkedIn ary mamoròna compte.

2️⃣ Ataovy professionnel ny profil-nao:
📸 Sary matihanina
📝 Experience
🎓 Education
🗣️ Languages
💻 Skills

3️⃣ Mankanesa ao amin’ny Jobs ary tadiavo amin’ny teny toy ny:

🔍 English Jobs Madagascar
🔍 Customer Service Madagascar
🔍 Call Center Madagascar
🔍 Remote Jobs Madagascar

4️⃣ Rehefa mahita asa mety aminao ianao dia vakio tsara ny conditions, avy eo mandefasa candidature.

5️⃣ Araho ireo entreprises sy recruiters ary alefaso ny Job Alert 🔔 mba hahazoanao notification rehefa misy asa vaovao.

⚠️ Tadidio: Tsy ampy ny hoe mahay Anglais fotsiny!

Mila koa:
✅ CV tsara
✅ Compétences
✅ Communication
✅ Préparation entretien

🚀 English + Professional Skills + LinkedIn = Manampy anao hahita opportunités bebe kokoa!

Ataovy Amin’ny commentaire ao hoe “Mila Tuto” alefako vidéo eto ny fanaovana Azy raha ohatra ka maro isika Mila.

✅Aza adino mi suivre ny pejy tsika Ary mba zarao Amin’ny namana hafa.

29/08/2026

Fa maninona vao tsy dia tsara ny manontany tontolo Alina rehefa miresaka amin'ny VAZAHA?

Indrindra fa ny " HOW WAS YOUR NIGHT? "
👉 Efa nahitsinjareo tompo-teny ny tenako ka tiako ho haitsika iany koa ny antony.

Tsara fona mahay fa avy amin culture tsy mitovy ilay izy satria Amin'ny mahazatra atsika malagasy dia tsy misy olana ilay izy. Fa saingy amin'ny heviny hafa andraisanjareo azy.

Nb: Tsy voatery "English country" rehetra no mankahala izany fa ankamaroany.

✅ Amin'ity video ity ahitanao ny fanazavana sy fomba afa tsara sy malefaka kokoa hanontaniana izay tontolo Alina izay. (Tsy tsara manontany fa saingy rehefa tsy maintsy dia Atao amin'ny fomba miholaka kely).

✅ Potsero io "suivre" ambony io dia mba zareo amin'ny namanao ny zavatra mahasoa.

🔥🇬🇧 PROMOTION DE RENTRÉE – ENGLISHINE CENTER MADAGASCAR 🇬🇧🔥🎓 Prochaine rentrée : 07 SEPTEMBRE 2026Te hahay teny anglisy ...
27/08/2026

🔥🇬🇧 PROMOTION DE RENTRÉE – ENGLISHINE CENTER MADAGASCAR 🇬🇧🔥

🎓 Prochaine rentrée : 07 SEPTEMBRE 2026

Te hahay teny anglisy ao anatin’ny fotoana fohy ve ianao? 🚀

Ity no fotoana tsara hanombohana!

🎁 PROMOTION SPÉCIALE ( entre le 27 Août-05 septembre 2026)

👉 -25% amin’ny volana voalohany ho an’ireo misoratra amin’ny COURS ACCÉLÉRÉ amin’ny rentrée!

🕓 Ora malalaka : 16h – 18h

📚 Ireto ny formations misy :

✅ Cours d’anglais accéléré

✅ Cours spécial Week-end

✅ Cours accéléré à domicile

✅ Cours d’anglais des affaires

💡 Fianarana + pratique + confiance = fahaiza-manao azonao ampiasaina amin’ny fiainana sy amin’ny asa.

🔥 Aza avela handalo fotsiny ity promotion ity!

📅 07 Septembre 2026

🎁 -25% | Volana voalohany | Cours accéléré

📩 Misorata anarana dieny izao

📍 Contact : 038 54 080 93 /0343275140
📍 WhatsApp : +261335886227
📍 Fb: Mark manivalahy
📍 lieu: Ankirihiry, akaikin’ny Bar Saholy
📍 Page: Englishine Center Madagascar

DINGANA 7 METY HANAMPY ANAO AHAZO ASA IZAY TIANAO AMPIASANA TENY ANGLISINAO.Ny fanontaniana betsaka apetrakareo aminay r...
26/08/2026

DINGANA 7 METY HANAMPY ANAO AHAZO ASA IZAY TIANAO AMPIASANA TENY ANGLISINAO.

Ny fanontaniana betsaka apetrakareo aminay rehefa nahita ilay publication momba ireo asa 20 azo atao rehefa mahay Anglais.

📢 “Ahoana no ahazoako an’ireo asa ireo?” 💼🌍

👉 Ireto àry no dingana tokony harahina raha te hahazo an’ireo opportunités ireo ianao:

1️⃣ MAHAY ANGLAIS

Tsy voatery ho parfait, fa tokony hahavita:
🗣️ Communiquer
🎧 Comprendre
✍️ Manoratra
📖 Mamaky
💬 Miresaka amin’ny client na collègue

2️⃣ MISAFIDY ASA IRAY HIFANTOHANA

Aza hoe “mitady asa mila Anglais” fotsiny, misafidiana iray dia manaova Kotrana mahakasika iny. Ny ahy zao translator namafisiko Mafy kokoa.

Ohatra:
➡️ Call Center
➡️ Customer Service
➡️ Virtual Assistant
➡️ Translator
➡️ Receptionist
➡️ Content Moderator
➡️ Online Tutor

3️⃣ MANANA CV MATETIKA MIFANARAKA AMIN’ILAY ASA
CV ho an’ny Call Center tsy mitovy Amin’ny CV ho an’ny Translator.

Ataovy hita ao amin’ny CV:

✅ English level
✅ Communication skills
✅ Computer skills
✅ Experience
✅ Training/certificates
✅ Other relevant skills

4️⃣ MIANARA MANAO ENTRETIEN EN ANGLAIS 🎤

Io no zavatra mahatonga olona maro tsy tafiditra na dia mahay Anglais aza.

Tokony ho hainao ny mamaly questions toy ny:

💬 “Tell me about yourself.”
💬 “Why do you want this job?”
💬 “What are your strengths?”
💬 “Why should we hire you?”
💬 “How would you handle a difficult customer?”

5️⃣ MANAMBOARA COMPÉTENCES FANAMPINY 💻

Tsy hampy raha teny anglisy fotsiny hainao fa mba Mila fahaizana fanampiny iany koa mba hisokafan’ny lalana tsara.

Ohatra:
➡️ Microsoft Office
➡️ Google Workspace
➡️ Email writing
➡️ Customer service
➡️ Social media
➡️ Basic computer skills
➡️ Communication professionnelle

6️⃣ MITADY OFFRES AMIN’NY TOERANA MARINA 🔎

Aza miandry hoe hisy olona hiantso anao.

👉 Jereo régulièrement ny offres d’emploi.
👉 Mandefasa CV.
👉 Manaova candidatures maromaro.
👉 Miomàna amin’ny entretien.

7️⃣ AZA KIVY RAHA TSY VOAFIDY VOALOHANY ❤️

Indraindray tsy ny tsy fahampian’ny diplôme no olana, fa mety:
❌ CV tsy mifanaraka
❌ Tsy ampy préparation entretien
❌ Tsy ampy communication
❌ Tsy ampy expérience pratique

💡 Ny diplôme dia mety hanampy, fa amin’ny asa maro dia tena zava-dehibe koa ny compétence sy ny capacité de communication.

🎯 Raha te hiasa amin’ny entreprise mampiasa Anglais ianao, dia mianatra Anglais fotsiny.

👉 Ianaro koa ny ENGLISH FOR WORK:
Speaking + Professional Communication + Interview + CV + Customer Service.

📌 Anglais + Compétences professionnelles = Opportunités bebe kokoa. 🌍💼

✅Potsero fona ilay suivre ambony io fa hoisy zavatra tsara fona ato Amin ny pejy.

🌍 20 ASA AZO ATAO REHEFA MAHAY TENY ANGLAIS NEFA TSY VOATERY MAMANA DIPLOMA BE AKORY 🇬🇧Maro no mihevitra fa rehefa tsy m...
22/08/2026

🌍 20 ASA AZO ATAO REHEFA MAHAY TENY ANGLAIS NEFA TSY VOATERY MAMANA DIPLOMA BE AKORY 🇬🇧

Maro no mihevitra fa rehefa tsy manana diplôme universitaire dia sarotra ny mahita asa tsara. ❌

Fa raha mahay teny Anglais, manana communication tsara ary vonona hianatra compétence vaovao ianao, dia misy asa maro azo idirana. 💼✨

Ireto misy 20 asa mety hatao eto Madagascar 👇

1️⃣ Customer Service Agent 📞
Mamaly sy manampy clients amin’ny téléphone, email na chat.

2️⃣ Call Center Agent 🎧
Miantso na mandray antso avy amin’ny clients.

3️⃣ Teleprospector 📱
Miantso prospects ary mitady clients vaovao.

4️⃣ Online Chat Agent 💬
Mamaly fanontanian’ny clients amin’ny chat.

5️⃣ Virtual Assistant 💻
Manampy olona na entreprise amin’ny tâches administratives online.

6️⃣ English Translator 🌍
Mandika teny Anglais ↔ Français/Malagasy.

7️⃣ English Transcriber 🎧
Mihaino audio/video ary manoratra izay voalaza.

8️⃣ Content Moderator 🖥️
Manamarina sy mandamina contenu amin’ny plateforme online.

9️⃣ Social Media Assistant 📲
Manampy amin’ny gestion Facebook, Instagram, TikTok, etc.

🔟 English Content Writer ✍️
Manoratra textes, descriptions, articles na contenus amin’ny Anglais.

1️⃣1️⃣ Receptionist 🏨
Mandray sy manome informations ho an’ny clients, indrindra amin’ny hôtel na entreprise.

1️⃣2️⃣ Hotel Guest Relations Assistant 🏨🌍
Mikarakara sy mifandray amin’ireo clients vahiny.

1️⃣3️⃣ Tourism / Travel Assistant ✈️
Manampy amin’ny réservation, information ary communication amin’ny voyageurs.

1️⃣4️⃣ Reservation Agent 🗓️
Mikarakara réservation hôtel, voyage, logement, sns.

1️⃣5️⃣ Concierge Agent 🏨
Manampy voyageurs na clients amin’ny demandes sy informations.

1️⃣6️⃣ Sales Assistant 💼
Manampy amin’ny vente sy communication amin’ny clients.

1️⃣7️⃣ English Teaching Assistant 📚
Manampy mpampianatra na centre de formation amin’ny cours d’Anglais.

1️⃣8️⃣ Online English Tutor 💻📚
Mampianatra Anglais amin’ny Internet, raha tena mahafehy tsara ilay langue sy manana compétence pédagogique.

1️⃣9️⃣ Customer Success Assistant 🤝
Manampy clients hampiasa tsara ny service na produit iray.

2️⃣0️⃣ Remote Support Agent 🌐
Miasa à distance amin’ny support client, email, chat na téléphone.

🔥 Ny tena mahaliana: efa hita eto Madagascar ny offres amin’ny Customer Service, Call Center, Remote Customer Support, Reservation, Concierge ary asa hafa mifandray amin’ny Anglais. Misy mihitsy aza ny postes milaza hoe débutant accepté na manome formation rehefa tafiditra.

👉 Noho izany, aza mieritreritra hoe “tsy manana diplôme aho ka tsy afaka miasa.”

🎯 Raha mahay Anglais ianao dia ampio:
✅ Communication
✅ Informatique
✅ Customer service
✅ Email writing
✅ Interview skills
✅ Professional English

Dia mihamaro be ny opportunités professionnelles azonao idirana. 🚀

📚 Mianara Anglais. Tsy langue fotsiny izy io compétence professionnelle afaka manokatra varavarana maro. 🌍💼

22/08/2026

The moment you forgot your ex who cheated you 😖😅.

Who will be with us for the next outing 🥰🎉?

Mba toro-hevitra kely fotsiny ny ahy hoe " Au moins" rehefa tsy mahavita mianatra any amin'ny " University" dia Mianara ...
20/08/2026

Mba toro-hevitra kely fotsiny ny ahy hoe " Au moins" rehefa tsy mahavita mianatra any amin'ny " University" dia Mianara langue anglaise aloha.

✅ Mbola hazavaiko eto hoe inona no antony mahatsara azy.

Address

Ankirihiry P/elle 11/55 Lot 513

Telephone

+261343275140

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Englishine Center Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Englishine Center Madagascar:

Shortcuts

  • Want your school to be the top-listed School/college?

Share