Acacia Training

Acacia Training

Share

πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‘‰ Acacia Training est un bΓ’tisseur de COMPΓ‰TENCES en faveur de l'AUTONOMISATION des Jeunes & Femmes, l'EMPLOYABILITΓ‰ et l'ENTREPRENEURIAT πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬

12/05/2026

πŸ‡²πŸ‡¬
πŸ‘‘ πŸ‘©β€βš–οΈ
πŸ‘©β€πŸ’ΌπŸ‘©β€βš–οΈπŸ‘©β€πŸŽ¨

09/05/2026

πŸ‘‹πŸ‘‹ Salama ! Salama ! πŸ‘‹πŸ‘‹

πŸ’…πŸΎπŸ’…πŸΎπŸ’…πŸΌ Mitohy ny Fampidirana haingo HOHO izay hanampy anao amin'ny fitadiavana asa πŸ’Ό
🌼 🌻🌸 Amin'ny ity volana May 5️⃣ ity dia ny Hoho kanto β€œla fleur β€œ 🌺🌺 no hatao tsika 🌼 🌻🌷🌹🌸

πŸ“ Tongava misoratra anarana eto amin'ny Acacia Training Tsongobory
πŸ“± 034 67 914 66

Photos from Acacia Training 's post 07/05/2026

πŸ’…πŸΎπŸ’…πŸΎπŸ’…πŸΌπŸ‡²πŸ‡¬...indro ary ny sary nandritra ireo ateliers tamin’ny volana Aprily4️⃣ πŸ“Έ
πŸ’« nisy fianarana... nisy fanandramana 🎨🫟 ... ary tena faly sy afa-po izahay πŸ€—β˜ΊοΈπŸ˜πŸ˜ƒπŸ˜œπŸ‘πŸ’…πŸΌ...
πŸ‘‡πŸΌπŸ‘‡πŸ½πŸ‘‡πŸΎπŸ‘‡πŸΏ araho ny pejinay amin’ny alalan’ny "Suivre" πŸ’…πŸΌπŸ’…πŸΌπŸ’…πŸΎ dia tongava hiaraka aminay amin’ity volana Mey 5οΈβƒ£πŸŒΈ ity...

πŸ’…πŸΎπŸ’…πŸΎπŸ’…πŸΌπŸ‡²πŸ‡¬...nos ateliers d’avril 4️⃣ en photos πŸ“Έ
πŸ’« on a appris... on a testΓ© 🎨🫟 ... on a adorΓ© πŸ€—β˜ΊοΈπŸ˜πŸ˜ƒπŸ˜œπŸ‘πŸ’…πŸΌ...
πŸ‘‡πŸΌπŸ‘‡πŸ½πŸ‘‡πŸΎπŸ‘‡πŸΏabonne-toi, cliques sur Suivre...πŸ’…πŸΌπŸ’…πŸΌπŸ’…πŸΎ pour nous rejoindre ce mois de mai5οΈβƒ£πŸŒΈ...

04/05/2026

πŸ‘‹πŸ‘‹Salama liee...πŸ‘‹πŸ‘‹

Fikambanam-behivavy eto Toliara - Atsimo Andrefana ve ianao?
Andao hifankahita hamelona ny tetikasanao πŸŒ±πŸ‡²πŸ‡¬
🀝 Manasa anao izahay ho any amin'ny toeranam-piofanana Acacia Training ao Tsongobory mba hiresaka momba ny fahaiza-manao, ny fampahaleovantena, ny fahafahana miasa ary ny fandraharahana.
πŸͺ’πŸͺ’ Andao hiara-hanova ny fanirianao ho fahombiazana. 🌼 🌻🌷🌹🌸🌺🌳

πŸ‘‰ Ny fiofanana ao amin'ny Acacia Training dia vatsian'ny FMFP, anisan'izany ny fikambanana.
πŸ“± 034 67 914 66

02/05/2026

πŸ‘‹πŸ‘‹Salama! Salama !πŸ‘‹πŸ‘‹

πŸ‘‰ Ao anatiny fanoloran-tenanay amin'ny fiofanana

βœ… Mitady olona mahay miresaka momba ny fifandraisana amin'ny tenin'ny tanana izahay hanohana ireo mpianatra marenina πŸ‘Š

πŸ‘₯ Andao hiaraka aminay hanangana fianarana tsy misy sakana 🀝
πŸ“± 034 39 276 56

πŸ‘‹πŸ‘‹Bonjour! Bonjour!πŸ‘‹πŸ‘‹

πŸ‘‰ Dans le cadre de notre engagement pour une formation inclusive

βœ… Nous recherchons une personne capable de communiquer en langue des signes pour accompagner nos apprenants malentendants πŸ‘Š

πŸ‘₯ Rejoignez-nous pour construire un apprentissage sans barriΓ¨res 🀝
πŸ“± 034 39 276 56

29/04/2026

πŸ‘‹πŸ‘‹Salama liee...πŸ‘‹πŸ‘‹

πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½Fijoroana vavolombelona nataon'i Madamo Th... avy amin'ny Association FONENA rehefa avy nandray anjara tamin'ny Fampidirana haingo HOHO tao amin'ny Acacia Training Tsongobory 🌺🌺

πŸ“ Tongava misoratra anarana eto amin'ny Acacia Training Tsongobory
Misaotra 🀝
πŸ“± 034 67 914 66

29/04/2026

πŸ‘‹πŸ‘‹Salama liee...πŸ‘‹πŸ‘‹

πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½Fijoroana vavolombelona nataon'i Madamo Yv... rehefa avy nandray anjara tamin'ny Fampidirana haingo HOHO tao amin'ny Acacia Training Tsongobory 🌺🌺

πŸ“ Tongava misoratra anarana eto amin'ny Acacia Training Tsongobory
Misaotra 🀝
πŸ“± 034 67 914 66

29/04/2026

πŸ‘‹πŸ‘‹Salama liee...πŸ‘‹πŸ‘‹

πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½Fijoroana vavolombelona nataon'i Madamo Ma... rehefa avy nandray anjara tamin'ny Fampidirana haingo HOHO tao amin'ny Acacia Training Tsongobory 🌺🌺

πŸ“ Tongava misoratra anarana eto amin'ny Acacia Training Tsongobory
Misaotra 🀝
πŸ“± 034 67 914 66

29/04/2026

πŸ‘‹πŸ‘‹Salama liee...πŸ‘‹πŸ‘‹

πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½Fijoroana vavolombelona nataon'i Madamo ML... rehefa avy nandray anjara tamin'ny Fampidirana haingo HOHO tao amin'ny Acacia Training Tsongobory 🌺🌺

πŸ“ Tongava misoratra anarana eto amin'ny Acacia Training Tsongobory
Misaotra 🀝
πŸ“± 034 67 914 66

29/04/2026

πŸ‘‹πŸ‘‹Salama liee...πŸ‘‹πŸ‘‹

πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½πŸ’…πŸ½Fijoroana vavolombelona nataon'i Madamo Sa... rehefa avy nandray anjara tamin'ny Fampidirana haingo HOHO tao amin'ny Acacia Training Tsongobory 🌺🌺

πŸ“ Tongava misoratra anarana eto amin'ny Acacia Training Tsongobory
Misaotra 🀝
πŸ“± 034 67 914 66

Want your school to be the top-listed School/college in Tulear?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Tsongobory
Tulear
601