CEG Ambahikily

CEG Ambahikily

Share

Ny fianara no lova tsara indrindra

29/03/2022

--- FIANTSOANA ---

Photos from CEG Ambahikily's post 28/03/2022

Salama iaby rolahy, magnambara antsik ato iaby rolahy gny zava-misy @ CEG malala tsika toy etoy, aleo ny sary no hiteny nefa tsara avao koa laha misy fagnazavany kelikely, tsy haiko lahy na "FASY SIKILY" hatao ino etoy toy, fa atsipy ny teny any @ mahalala a............
!!!

Photos from CEG Ambahikily's post 20/03/2022

Fivorian'ny Mpampianatra voalohany eto @ CEG Ambahikily miaraka @ Directeur vaovao Mohamed Ally, nampijoro ny social ny Mpampianatra, nanazava ny zo sy ny adidy miandry antsika Mpanabe izay hita ao @ Statut Général du Fonctionnaire ary niara nandinika ny fanatsarana ny enseignement/Apprentissage ato @ CEG

Want your school to be the top-listed School/college in Tulear?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Tsienengea
Tulear
601