07/06/2026
Salama daoly e. Efa nanomboka omaly folakandro ta@ alalan'ny séance d'information ny cours A2. Koa ampahalalaina ianareo rehetra izay mety ho liana . Ny alatsinainy 14-17 sy talata 7-9, ny Alakamisy 7-9 ary Asabotsy 7-9 no fotoana ianarana.
Koa dia manasa anareo.
Ampatsiahivina moa fa 4 mois ny faharetan'ny cours, 400.000 ar ny totaliny vola aloa rehetra ka ao anatin'izay ny boky, ny écolage ary ny droit.
Dia manantena ny hahita anareo tsy ho ela.