21/11/2025
Maro amintsika ny miteny hoe:
🌼Efa mba nanao cours d'anglais 🇬🇧🇺🇸🇺🇸 na français 🇫🇷🇫🇷 fa Mbola tsy mahay sy Mbola menatra miteny anglais/français. Mbola miakanakana bé no tsy mahafehy prononciation.
🌼Efa saika nahay anglais 🇺🇸🇬🇧/ français 🇫🇷🇫🇷 za fa ny olako tsy ampy pratique satria tsy mañana olona hiresako mpa ampiasako izay efa nianarako.
🌼Hiatrika entretien amin'ny teny français 🇫🇷🇫🇷/ anglais 🇬🇧🇺🇸 za nefa Mbola tsy matoky tena rehefa miresaka.
🌼Tsy hoela ny soutenance ko nefa za Mbola menatra sy mangovotra bé rehefa miresaka imason'olona.
Mba hamahana an'izay olana izay ny OKW COURSE TAMATAVE dia manolotra hoanao weekly practice club, Ilay club de langue tsy manam-paharoa, izay ahafahanao miteny anglais 🇺🇸🇺🇸 na français 🇫🇷🇫🇷 isan-kerinandro.
Toy izao ny momba azy:
🕖Isaky ny Sabotsy sy Alahady amin'ny 02 Ora tsy diso no manomboka ny pratique ka toy izao ny fizarany:
🕖14h-15h45: Club d'Anglas 🇺🇸🇬🇧
🕖16h-17h45: Club de français 🇫🇷🇫🇷
Sokajin'olona horaisina amin'izany: Adolatsetra, Tanora, olon-dehibe
❌Nb: TSY MANDRAY OLONA MBOLA DÉBUTANT na DÉPART À ZÉRO
🎓 Niveau intermédiaire sy avancé no iraisina, satria Tonga de pratique fa tsy misy leçon théorique.
Ireto avy ny Zavatra hatao mandritran'ny pratique :
🔊 Débat
🔊 Conversion professionnelle
🔊 Simulation en entretien d'embauche
🔊Mini- soutenance ou présentation en public
🛑 Activités Supplémentaires :
💠 Bain de langue : Manao sortie pédagogique ka tsy mahazo miteny gasy ny mpianatra rehetra mandritran'izay.
💠 Randonnée pédestre, visites des lieux touristiques et historiques locaux et régionaux
💠 Divers Animations pédagogiques
🏠toerana isoratana anarana: OKW COURSE MANGARIVOTRA SUD, ampitan'ny IFT, ankaikin'ny Stadium Barikadimy misy vavahady mainty tamboho orange.
📞0344973786
✍️Saram-pisoratana anarana/ droit d'inscription natao mora Ary zakanao tsara.
📆Daty fanombohana: Sabotsy 10 Décembre 2025
Aza mijijy tambagna eky fa raiso antanana ny hoavinao.
'' C'EST EN FORGEANT QU'ON DEVIENT FORGERON ''.