01/08/2023
Bonjour à tous,
Maro anareo te hafantatra makasika i Zamilane Tourism Institute. Ambarako anareo ny marina:
Université privée mampianatra ny tanora handalina ny sehatra fizahantany izy io. Na amin'ny sehatra Tourisme na hôtellerie.
Mampihaiky ny maro ny halafosan'ny sarampianarana AO aminy raha oharina amin'ny université mitovy aminy ao Toamasina fa akory atao fa tadidio: NY RAHA TSARA TS MBA MORA VIDY.
# Mpianatra ao amin'ny Zamilane dia efa afaka miasa tsara manomboka amin niveau deuxième année RAHA NIEZAKA IZY, midika zaigny miankina aminao ry tanora ny hatafavoaka anao fa i Zamilane tegna magnano aigny ts ho zavatra magnampy anareo.
# Zamilane dia mi-organiser voyage d'études isaka niveau biaka ho tratra ny tanjona tratrarina. Fa lazaiko anareo fa raha université mampianatra tourisme ka ts mi-organiser voyage d'études hoan ireo mpianatrany, tadidio fa ts ho voafehinao io sehatra nidiranao io.
Ka noho izany:
✓Première année ao aminay manao voyage d'études Tuléar izay mahatratra 14 andro eo.
✓ Deuxième année ao aminay, mandeha Morondava, manao découverte Morondava sy ny manodidina azy.
✓ Troisième année ao aminay mandeha Nosy be sy mitsidika ireo Nosy mampalaza azy. Tahaka ataonay zao.
Anao mianatra Tourisme io, mb ef nitsidika toerana maromaro teto Madagascar ve nareo?
Vive Zamilane à Nosy be!
Mandray anareo zay te hianatra ao amin zamilane zahay.
Fa miomana edy e! Mianatra ao ary mandany vola! Fa kosa investissement hoanao !
Siamo a Nosy Be
Misy diso teny gasiko fa ts ahoako fa essentiel azonao rah teneniko.