01/06/2026
🚢 **MANONOFY HIASA ANATY CRUISE SHIP VE IANAO?**
👉 Ndao fa fotoana tsara ho anao izao.
Maro ireo Malagasy no efa nahavita nanova ny fiainany tamin’ny alalan’ny asa anaty Cruise Ship. Fa ahoana marina no fomba hidirana ao? Inona avy ireo fepetra ilaina? Manao ahoana ny fiainana sy ny asa eny ambony sambo?
🌊 LifeBridge Academy dia manolotra ity formation sy partage spécial be ity, izay hiarahana amin’i Mr RALAIVASON Audrey Malagasy miasa anaty Cruise Ship, tonga hizara ny traikefany manokana ary hampianatra zavatra maro be mba hanampy anao hahazo tari-dalana mazava sy torohevitra azo antoka, azo ampiharina ary ahoana no hatao .
✅ Fiainana sy asa anaty Cruise Ship
✅ Fomba fandraisana mpiasa
✅ Antontan-taratasy ilaina
✅ Fahaiza-manao sy teny anglisy takiana.
✅ Tombontsoa sy fanamby
✅ Torohevitra hisorohana ny fisolokiana
✅ Fanontaniana sy valiny mivantana
📅 06 Jona 2026
🕗 08:00 – 11:30
📍 R+3 Campus Barikadimy
💰 Fandraisana anjara: 5000 Ar
📞 **034 11 607 39**
📘 **LifeBridge Academy**
- Fisoratana anarana: birao LifeBridge Academy, ampitan’ny SOMALAVAL.