17/09/2020
๐ฑ๐๐ผ ๐๐ผ๐ ๐ธ๐ป๐ผ๐ ๐ช๐ต.....?
๐ฑ๐ ๐ฑ๐ผ๐ป'๐ ๐ธ๐ป๐ผ๐ ๐ช๐ต.....
Satria Isika Efa nianatra ny fomba fametrahana fanontaniana ๐ช๐..?
Formula : [Wh+ Int]
๐๐ผOhatra:
๐ข๐ช๐ต๐ฒ๐ฟ๐ฒ do you live?
๐ฒ๐ฌAiza ianao mipetraka?
Fa rehefa misy endrika Fehezanteny ๐๐ป๐, ๐ก๐ฒ๐ด, ๐๐ง๐ง eo alohan'ny ๐๐(Q) dia tsy maintsy ataonao affirmative ny Fehezanteny manaraka azy eo.
๐๐ผOhatra:
๐ขDo you know ๐๐ต๐ฒ๐ฟ๐ฒ Vonjy is?
๐ฒ๐ฌ Fantatrao ve izay misy Vonjy?
๐ก๐ฟ๐ค ๐ฎ๐ค๐ช ๐ ๐ฃ๐ค๐ฌ ๐ฌ๐๐๐ง๐ ๐๐จ ๐๐ค๐ฃ๐๐ฎ?๐
๐ขI don't know ๐๐ต๐ฒ๐ฟ๐ฒ Vonjy is.
๐ฒ๐ฌTsy fantako izay misy Vonjy.
(๐ ๐ฌ๐ฏ๐ฐ๐ธ ๐ธ๐ฉ๐ฆ๐ณ๐ฆ ๐๐ฐ๐ฏ๐ซ๐บ ๐ช๐ด.) ๐๐๐.
๐ก๐ ๐๐ค๐ฃ'๐ฉ ๐ ๐ฃ๐ค๐ฌ ๐ฌ๐๐๐ง๐ ๐๐จ ๐๐ค๐ฃ๐๐ฎ.๐
๐Fa kosa rehefa Interrogation (fanontaniana) tsotra dia izay valiana ๐๐๐จ/๐๐ค dia mampiasa ๐๐ na ๐๐๐๐ฉ๐๐๐ง Isika.
๐๐ผOhatra:
๐ขIs Vonjy at home?
๐ฒ๐ฌ Antrano ve i Vonjy?
๐ตValin'io fanontaniana ambony izany dia YES na NO ka izay maha fanontaniana tsotra azy. Ka lasa toy izao indray izy.
๐Do you know ๐ถ๐ณ Vonjy is at home?
๐Do you know ๐๐ต๐ฒ๐๐ต๐ฒ๐ฟ Vonjy is at home?
๐กDo you know ๐ถ๐ณ is Vonjy at home?
๐ฒ๐ฌ Fantatrao ve asa ao antrano i Vonjy izay.
Your English Grammar ๐บ๐ธ๐ฒ๐ฌ๐ฌ๐ง
(Efa mety manefa vola @ izay izay liana)