02/02/2026
🌍LSAE – Let’s Speak American English 🌍
🇱🇷COURS D’ANGLAIS et Français 🇫🇷– COURS DU SOIR, JOURS & COURS PARTICULIER🇱🇷
Prochaine Rentrée: 10Fevrier 2026
Te hiteny Anglisy Amerikanina ve ianao 🇱🇷❓
Te hanatsara ny hoavinao, ny asanao, na ny fianaranao ❓
👉 LSAE dia centre de formation de langue anglaise matihanina, manampy anao hiteny anglisy ao anatin’ny fotoana fohy.
Cours du Soir:
⏰ Horaires : 18h30 – 20h00
📅 Fréquence : 5fois par semaine
💸 Droit d’inscription : 100 000 Ariary
✅ Aucun écolage mensuel
Lieu: 📍Lycée privet Joseph mangarano
Cours du jour:
⏰ Horaires : 12h00– 13h30
📅 Fréquence : 5fois par semaine
💸 Droit d’inscription : 100 000 Ariary
✅ Aucun écolage mensuel
Lieu: 📍Lycée privet Joseph ANKIRIHIRY.
👩🏫 COURS PARTICULIERS
📍 Lieu : selon votre disponibilité
🕛 Horaires : selon votre convenance
📅 Jours : Lundi, Mardi, Jeudi, Vendredi.
👥 Mandray mpianatra rehetra :
👶 Zaza 6 taona miakatra (Mercredi après-midi weekend)
🧑 Tanora
👨🦱 Olon-dehibe
Ndray niveaux : débutant(e), intermédiaire et avancé
📚 Izay atolotray :
✅ Afaka miteny anglisy ao anatin’ny 2 volana
✅ Documents zaraina GRATUIT
✅ Misy Attestation sy Certificat aorian’ny fianarana
✅ Afaka mianatra GRATUIT amin'ny Promotion magnaraka.
✅ Niveau 1 : fianarana 2 volana
✅ Niveau 2 : fanamafisana sy fampiharana lalina, maharitra 4 volana ho an’izay te ho tena mahay
✅ Mpampianatra expert sy za-draharaha no mampianatra
🎯 Fampianarana mora azo, mazava, ary mifantoka amin’ny fitenenana (speaking).
💡 LSAE no vahaolana ho an’izay te:
Hiteny anglisy am-pahatokisana
Hanana asa tsara kokoa
Hiomana amin’ny sehatra iraisam-pirenena
📌 Aza tara!
Manomboha anio ny dianao amin’ny fahaizana miteny anglisy 🇺🇸
👉 LSAE – Let’s Speak American English.
More Info: 032 85 121 04
034 88 675 27