UNIVERSITÉ VISION INSTITUTE

UNIVERSITÉ VISION INSTITUTE École Supérieure pour la Formation des Futures Elites

Première Année L1 ny mpianatra Communication Managériale ato amin'ny Vision Institute dia efa manoratra article ✍️(gazet...
25/08/2026

Première Année L1 ny mpianatra Communication Managériale ato amin'ny Vision Institute dia efa manoratra article ✍️(gazety)

🎓 Miarahaba antsika jiaby izay vao afaka BACC ee! 🙏🎉Indrindra isika zanaky ny Faritra Atsinanana, eto Toamasina sy ny ma...
25/08/2026

🎓 Miarahaba antsika jiaby izay vao afaka BACC ee! 🙏🎉
Indrindra isika zanaky ny Faritra Atsinanana, eto Toamasina sy ny manodidina. ❤️

Manomboka eto ny hibanjinanao ny hoavinao! 🌟
Koa mahaiza misafidy tsara izay lalana sy fianarana ho alehanao, satria ny safidy ataonao anio no hanorina ny hoavinao rahampitso. 🎓🚀

📢 Tongava mitsidika anay amin'ny SALON DES ÉTUDIANTS
📅 28–29 Août 2026
📍 Esplanade de la Mairie – Toamasina

Hiaraka amin'ny DGES sy CIDST izahay, ka fotoana tsara izao hifampitafa, hanontany ary hahazoana torohevitra momba ny fianarana sy ny lalana azo hizorana aorian'ny BACC. 🤝🎓

👉 Aza misalasala manatona anay!
Ny hoavinao dia manomboka amin'ny safidy ataonao anio. ❤️

Vision Institute – L'opportunité pour une réussite. 🎓✨

🎓 NOUVEAUX BACHELIERS 2026 : AZA AVOAKA FOTSINY NY BACC… FA FANTARO NY LALANA TOKONY HIZORANA AORIANA IZANY!✨ Nahazo BAC...
24/08/2026

🎓 NOUVEAUX BACHELIERS 2026 : AZA AVOAKA FOTSINY NY BACC… FA FANTARO NY LALANA TOKONY HIZORANA AORIANA IZANY!

✨ Nahazo BACC ianao… inona indray no hataonao manaraka?

Ny BACC dia dingana iray, fa tsy fiafarana. Aorian’ny BACC dia mila misafidy am-pahendrena ianao :
👉 Inona ny fianarana mifanaraka amin’ny fahaizako sy ny tanjoko?
👉 Inona ny filière afaka manomana ahy amin’ny asa rahatrizay?
👉 Aiza no tokony hianarako?
👉 Licence sa formation professionnelle sa lalam-piofanana hafa?

📢 Ho an’ireo Nouveaux Bacheliers rehetra ao Fénérive-Est sy ny manodidina :

🎯 POSTE D’ORIENTATION & PORTE OUVERTE

📅 Lundi 31 Août 2026
🕝 14h30
📍 Lycée Technique Professionnel Fénérive-Est

💡 Mandritra ity fotoana ity dia hahazo fampahafantarana sy toro-làlana momba ny dingana tokony hatao aorian’ny BACC ianao, ary indrindra hahafantatra bebe kokoa ny Université Vision Institute sy ireo opportunités atolony ho an’ireo tanora te hanohy fianarana ambony.

🎓 VISION INSTITUTE
L’opportunité pour une réussite !

Aza avela ho kisendrasendra ny safidinao aorian’ny BACC.
👉 Fantaro aloha ny lalana, vao misafidy ny toerana haleha.

🔥 Nouveaux Bacheliers 2026, ity fotoana ity dia ho anao!

📢 31 AOÛT 2026 — 14H30
📍 LTP FÉNÉRIVE-EST

Tongava maro, satria ny safidy ataonao androany no manangana ny hoavinao rahampitso. 🎓✨

23/08/2026

Mandeha ny fotoana ⏳

Tandremo!
Ny omaly tsy miverina anio intsony.
Ny anio tsy miverina rahampitso intsony.
Ny rahampitso tsy miverina afaka rahampitso intsony…

Mandeha ny fotoana 🤧 Koa aza manary na dia 1 minitra aza. Diniho, fantaro ary farito dieny izao ny hoavinao.

Aza variana amin’ireo zavatra mandalo fotsiny, satria mandalo ihany izy ireny. Fialamboly ihany izany fa tsy tokony ho tanjona faratampony.

Aza atao tanjona fotsiny ny mitady vola hahazoana fahafinaretana anio, fa jereo lavidavitra kokoa ny hoavinao: Aiza ianao afaka 5 taona? Ary 10 taona?

👉 Raha mbola azo atao dia mianara.
👉 Ataovy fampiasam-bola ny fianarana.
👉 Amboary dieny izao ny hoavinao.

Satria ny fahalalana sy ny fianarana dia anisan’ny harena tsy afaka alain’olona aminao. 🎓

Tongava ao amin’ny UNIVERSITÉ VISION INSTITUTE 🎓
Vonona izahay hanampy sy hanohana anao amin’ny fanorenana ny hoavinao.

VISION INSTITUTE — L’opportunité pour une réussite. 🌟




21/08/2026

📢 AKORY ABY ANTSAIKA JIABY ETO AMIN’NY FARITRA ANALANJIROFO E! 🎓✨

Ho fantatra antsika tsy ho ela eto Fenerive-Est ny toerana izay hianarantsika ao amin’ny Vision Institute. 🏫🎓

📍 Fenerive-Est
🎓 Vision Institute — L’opportunité pour une réussite

👉 Araho hatrany ny pejy fa ho avy tsy ho ela ny vaovao lehibe! 🔔🙏

Aza tara fa mety ho anao ity fahafahana ity! 🚀

20/08/2026

🚨 URGENT – FIDIRANA L3 | 14 SEPTEMBRE 2026 🎓

Ho anao izay nahavita L2 ka maniry hanohy ny fianarana hiditra L3, natao ho anao ity fidirana manaraka ity! 🎓

📅 Fidirana: 14 Septembre 2026

Ireto avy ireo Mentions azonao isafidianana:

🏗️ BÂTIMENT ET TRAVAUX PUBLICS
Arrêté d’habilitation N° 4927/2026
✓ Ingénierie de Bâtiment
✓ Ingénierie des Infrastructures

📢 COMMUNICATION MANAGÉRIALE
Arrêté d’habilitation N° 21 945/2026
✓ Communication d’Entreprise
✓ Communication Sociale
✓ Journalisme

💼 GESTION MANAGEMENT
Arrêté d’habilitation N° 21 945/2026
✓ Administration-Finances et Comptabilité
✓ Commerce-Marketing et Communication

🔥 Aza tara na misalasala intsony!
Faingana misoratra anarana ety amin’ny:

🏫 Université Vision Institute
📍 En face SUPERMAKI VALPINSON

📱 038 21 036 35

🎓 Vision Institute – L’opportunité pour une réussite !

📢 AKORY ABY EEE ! 👋🎓Alohan’ny hisafidianana ny oniversite hianarana, mila mijery tsara aloha ny toerana sy ny kalitaon’n...
18/08/2026

📢 AKORY ABY EEE ! 👋🎓

Alohan’ny hisafidianana ny oniversite hianarana, mila mijery tsara aloha ny toerana sy ny kalitaon’ny fampianarana.

👉 Mahaiza misafidy izay tena vonona hanampy anao hahatratra ny tanjonao sy hanomana anao amin’ny hoavin’ny asa.

🎓 Tsara ho fantatra:
Ny Université Vision Institute sy ireo formations atolotray dia Habilitées par le MESUPRES.

📚 Ireto avy ireo Mentions azonao isafidianana :

🔹 BTP — Arrêté N° 4927/2026
🔹 Gestion Management — Arrêté N° 21 945/2026
🔹 Communication Managériale — Arrêté N° 21 945/2026

✨ Aza misalasala intsony !
Tongava misoratra anarana ao amin’ny Université Vision Institute ary atombohy dieny izao ny dianao mankany amin’ny fahombiazana.

🏠 Vision Institute Toamasina
📍 En face SUPERMAKI VALPINSON

🏠 Vision Institute Fenerive
📍 À très bientôt 👋

📞 Contact : 038 21 036 35

🎓 Vision Institute — L’opportunité pour une réussite !

Miarahaba anareo jiaby izay vao afaka bacc 🙏🎓 ny ekipan'ny UNIVERSITÉ VISION INSTITUTE 🙏 Mirary soa ihany koa ho anareo ...
17/08/2026

Miarahaba anareo jiaby izay vao afaka bacc 🙏🎓 ny ekipan'ny UNIVERSITÉ VISION INSTITUTE 🙏
Mirary soa ihany koa ho anareo izay tokony hamerina izany, aza kivy fa ampio ezaka kokoa fa vitanao foana io💪

Tsy ho ela dia hifankahita sy hiaona isika zanakin'ny Analanjirofo jiaby, ary hiaraka hanomana ny hoavinao mba hamiratra tokoa izahay

Félicitations 🎉🎉🎉🎓

12/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Annick Tianah, Fruits De Brickaville, Dembele Lodrich

12/08/2026

Fantatrao ve fa anisan'ny fampandrosoana fototra dia ny fahaiza-miaina? miatomboka aminao ny fandrosoana?

ireto ary misy fampianarana kely:
Fiarahabana sy fanajana ny hafa

Ny fahalalam-pomba dia miainga ao an-tokantrano, satria ao no ianarana voalohany ny fomba fifandraisana amin’ny hafa.

Ao an-tokantrano: mianatra miarahaba ray aman-dreny sy zoky, miteny amim-panajana, mihaino rehefa misy miteny ary mampiasa teny toy ny azafady, misaotra, tompoko.

Ao amin’ny sekoly: mitohy izany amin’ny fanajana mpampianatra, mpianatra namana ary mpiasa rehetra.

Eo amin’ny fiarahamonina: miarahaba olona rehefa mifankahita, manaja ny zoky sy ny hafa, tsy manambany olona ary mahay mifandray amim-pahendrena.

Any amin’ny toeram-piasana: maneho fanajana amin’ny mpiara-miasa sy mpanjifa, mahay mihaino ary mitandrina amin’ny teny sy fihetsika.

Fehiny: Ny zaza mianatra manaja ao an-tokantrano dia mitondra izany fahalalam-pomba izany any an-tsekoly, eny amin’ny fiarahamonina ary any amin’ny toeram-piasana.

Izahay ato amin'ny Université Vision Institute dia tsy mampianatra fotsiny ihany fa manabe ireo mpianatra ihany koa mba tena ho olom-banona🎓

Address

Valpinson En Face SUPERMAKI
Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UNIVERSITÉ VISION INSTITUTE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share