DREN Atsinanana

DREN Atsinanana OLO MAHAY RAHA TSY VERY MANDEHA

🚀 RÉSULTAT BACCALAURÉAT 2026TOAMASINAAfaka jerena eto👇👇
21/08/2026

🚀 RÉSULTAT BACCALAURÉAT 2026
TOAMASINA
Afaka jerena eto👇👇

19/08/2026

DÉLIBÉRATION BACCALAURÉAT SESSION 2026
Jeudi 20 Août 2026
A 15H00
(TOAMASINA)

Notontosaina ny zoma 14 aogositra 2026 ny fandraisana vonjimaika ny efitrano fianarana anivon'ny EPP Ambinanindrano, CIS...
19/08/2026

Notontosaina ny zoma 14 aogositra 2026 ny fandraisana vonjimaika ny efitrano fianarana anivon'ny EPP Ambinanindrano, CISCO Marolambo.

▶️Natolotra nandritra izany ny fanalahidy ka afaka ampiasaina avy hatrany ireo efitrano vao vita ireo.

▶️Ity fotodrafitrasa ity no fanorenana voalohany avy amin'ny tetikasa "TALIM" ao an-toerana.

UCOM MEN/Aogositra 2026

🏆JNSS2026 |   TAFIAKATRA AMIN’NY DINGANA MANASA-DALANA🏃‍♀️🏃TARANJA ATLETISMA UCOM MEN/ Aogositra 2026
13/08/2026

🏆JNSS2026 | TAFIAKATRA AMIN’NY DINGANA MANASA-DALANA

🏃‍♀️🏃TARANJA ATLETISMA


UCOM MEN/ Aogositra 2026

  sport scolaire nationale 2026Phase éliminatoire 🟢ATSINANANA 54 : 19 ANALAMANGA(Tech)🔴 💪💪 Alefa DREN Atsinanana
12/08/2026

sport scolaire nationale 2026
Phase éliminatoire
🟢ATSINANANA 54 : 19 ANALAMANGA(Tech)🔴
💪💪 Alefa DREN Atsinanana

  sport scolaire nationale 2026Phase éliminatoire 🔴 ANDROY 27 : 48 ATSINANANA🟢 💪💪 Alefa Atsinanana
12/08/2026

sport scolaire nationale 2026
Phase éliminatoire
🔴 ANDROY 27 : 48 ATSINANANA🟢
💪💪 Alefa Atsinanana

Tontosa ny alatsinainy 10 aogositra 2026, eto Mahajanga, ny fanokafana amin'ny fomba ofisialin’ny lalao nasionaly ho an'...
12/08/2026

Tontosa ny alatsinainy 10 aogositra 2026, eto Mahajanga, ny fanokafana amin'ny fomba ofisialin’ny lalao nasionaly ho an'ny fanatanjahantena an-tsekoly izay misalotra ny anarana "SOMA MAVARAKA", andiany faha-29, izay haharitra 07 andro, ka hifarana ny alahady 16 aogositra 2026.

▶️Manodidina ny 2 000 ireo delegasiona tonga eto Mahajanga, avy amin’ny faritra samihafa eto Madagasikara, handray anjara amin’ity hetsika nasionalin’ny fanatanjahantena an-tsekoly ity.

▶️Anisan’ireo mandray anjara ny DREN Atsinanana, izay ahitana CISCO 7, ary tonga avokoa ireo CISCO mandrafitra ny DREN Atsinanana.

▶️Mpikambana maro ao amin’ny Governemanta no nanatrika ny lanonana fanokafana, izay notarihin’ny Praiminisitra sady Lehiben’ny Governemanta, niaraka tamin’ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena, ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak'asa ary ny Minisitry ny Fanatanjahantena.

▶️Nanatrika izany ihany koa ny Lehiben’ny CISCO Mahanoro, niaraka tamin’ny delegasiona avy amin’ny DREN Atsinanana, izay handray anjara amin’ireo fifaninanana sy hetsika samihafa mandritra ny SOMA MAVARAKA andiany faha-29.

UCOM MEN/Aogositra 2026

Nandray anjara mavitrika tamin’ny matso lehibe fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny lalao nasionaly ho an'ny fanatanjah...
11/08/2026

Nandray anjara mavitrika tamin’ny matso lehibe fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny lalao nasionaly ho an'ny fanatanjahantena an-tsekoly izay notontosaina teto amin'ny kianja Rabemanjara Mahajanga ny delegasiona misolo tena ny DREN Atsinanana, ny alatsinainy 10 aogositra 2026.

▶️Naneho ny firaisankina, sy ny toe-tsaina ara-panatanjahantena ny delegasiona mandritra ity lanonana fanokafana ity.

UCOM MEN/Aogositra 2026

11/08/2026

Address

Toamasina
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 07:30 - 12:30
14:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 12:30
14:00 - 17:30
Wednesday 07:30 - 12:30
14:00 - 17:30
Thursday 07:30 - 12:30
14:00 - 17:30
Friday 07:30 - 12:30
14:00 - 17:30

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DREN Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to DREN Atsinanana:

Shortcuts

Share