Jocelyn Hajanirina Ofisialy

Jocelyn Hajanirina Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jocelyn Hajanirina Ofisialy, College & University, Verrerie, Toamasina.

Finale coupe du monde 2026
19/07/2026

Finale coupe du monde 2026

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Zoma mahafinaritra: hambom-pom-pirenena maha Malagasy e.
17/07/2026

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Zoma mahafinaritra: hambom-pom-pirenena maha Malagasy e.

✨️"Akanjo be". Efa vonona ny tenako raha raikitra ilay hoe: andro fanaovana fitafy mampisongadina ny maha-Malagasy ny an...
07/07/2026

✨️"Akanjo be". Efa vonona ny tenako raha raikitra ilay hoe: andro fanaovana fitafy mampisongadina ny maha-Malagasy ny andro Zoma.✨️✨️✨️✨️✨️✨️✨️✨️✨️✨️✨️

Indreto izahay fa efa mikaondoha ho tombontsoan'ny be sy ny maro ka mahazo mahatoky ianareo fa tena manana solon-tena ma...
06/07/2026

Indreto izahay fa efa mikaondoha ho tombontsoan'ny be sy ny maro ka mahazo mahatoky ianareo fa tena manana solon-tena manana anay.❤️❤️❤️❤️❤️

👉👉 Vendredi joli: quelque part avec ...❤️❤️❤️🌹🌹🌹
03/07/2026

👉👉 Vendredi joli: quelque part avec ...❤️❤️❤️🌹🌹🌹

Adidy tsy an'olon-dratsy.
02/07/2026

Adidy tsy an'olon-dratsy.

👉👉 Tsara ho fantatra mialoha fa manomboka amin’ny 30 Novambra ka hatramin’ny 30 Aprily isan-taona ho an’ny faritra atsim...
30/06/2026

👉👉 Tsara ho fantatra mialoha fa manomboka amin’ny 30 Novambra ka hatramin’ny 30 Aprily isan-taona ho an’ny faritra atsimo-andrefan’ny Ranomasimbe Indiana, ny -potoanan'ny -doza, ka anatin'izany isika eto Madagasikara.
❌ Ireto ary ny anaran’ireo rivo-doza miisa 26 ho an’ny vanim-potoana 2026–2027: Agueda, Bertrand, Celiwe, Dira, Emmie, Fikri, Gumbo, Hisna, Isaura, Jeremy, Kanga, Ludzi, Melina, Noah, Onias, Peta (Madagasikara), Quamar, Rita, Solani, Tarik, Urilia, Vuyane, Wafula, Xusa, Yarona, Zacarias.
❌ I Madagasikara no nanome io anarana hoe: "Peta" io.

⚠️ Tsy ny mponin'ny Toamasina mihintsy akory no hanamaivana an'izany rivo-doza izany, kanefa tsara ampahatsiahivina ihany fa ilaina hatrany ny fahamailoana sy ny fihomanana ary ny fanarahana ny vaovao ofisialy mandritry ny vanim-potoanan’ny rivo-doza.

👉👉Tsy manam-petra ny fitiavan-tanindrazana: anaty fo, anaty rà❗️
25/06/2026

👉👉Tsy manam-petra ny fitiavan-tanindrazana: anaty fo, anaty rà❗️

Salama tompoko !Hiresaka ny fampihenana haingana ny tahan’ny siramamy ao anaty rà isika anio.Ireto misy vahaolana voajan...
23/06/2026

Salama tompoko !
Hiresaka ny fampihenana haingana ny tahan’ny siramamy ao anaty rà isika anio.
Ireto misy vahaolana voajanahary afaka hampihenana haingana ny siramamy ao amin’ny rà :
-Fanaovana fanatanjahan-tena
-Fihinanana sakafo betsaka « fibre »
-Aza dia tia mihinana sakafo betsaka « glucide » loatra.
-Mazotoa misotro rano betsaka
-Miezaha mihinana sakafo ambany « indice glycémique »
-Mahaiza mifehy ny « Stress »
-Mila mahay mandanjalanja ny torimaso
-Mihinàna sakafo be magnesium
Raha voafehinao ireo voalaza ireo dia ho mora aminao ny hiady amin’ny diabeta. Na izany aza anefa dia maro ihany koa ny fepetra mila arahina, sy tokony tandremana, ka ataovy fomba mahazatra hatrany ny manatona Dokotera, mba hahazoanao misoroka sy mahazo fitsaboana mahomby kokoa.
Misaotra tompoko !

Address

Verrerie
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jocelyn Hajanirina Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share