CFP ESAC Toamasina

CFP ESAC Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CFP ESAC Toamasina, Education, Lot: 87 88 Plle 11/41 Mangarano, Toamasina.

๐ŸŽ“ CFP ESAC TOAMASINA
๐ŸŒ Centre International agrรฉรฉ par lโ€™ร‰tat

๐Ÿ“ Toamasina (Mangarano)
โžก๏ธ Eo akaikinโ€™ny Jovena, ampitanโ€™ny CEG
๐Ÿ“ž 038 01 501 04 / 032 11 511 03

๐Ÿ“ Annexe Tanambao V
โžก๏ธ Ampitanโ€™ny bazary Chan Tune
๐Ÿ“ž 038 01 501 03 / 032 11 511 00

๐Ÿ’๐ŸVita soa ny Formation Pรฉdagogique omaly 24 Aoรปt 2026 tato amin'ny CFP ESAC Madagascar International Course eto  Tamata...
25/08/2026

๐Ÿ’๐ŸVita soa ny Formation Pรฉdagogique omaly 24 Aoรปt 2026 tato amin'ny CFP ESAC Madagascar International Course eto Tamatave.๐Ÿ๐Ÿ’–

โœ…๏ธIsaorana manokana ny mpampiofana, Dr. Rijasoa Manana, Minisitra teo aloha, nanetry tena, nanaiky hampiofana tato amin'ny CFP ESAC Toamasina. Tsara mba mahazo fiofanana amin'olona nianatra sy niasa tany Amerika isika mpampianatra Anglisy indrindra fa specialiste toy ireto๐Ÿ™๐Ÿ™

โœ…๏ธTena miavaka iny fampiofanana iny ary inoanay fa hanampy bebe kokoa izay efa hanay sy anananay izany. Hiezaka koa ny รฉquipes hizara izany amin'ny centre CFP ESAC Madagascar, iray manotolo mba hanatsarana hatrany ny vokatra, ka ho tratra ny tanjona hoe: MIANATRA, MAHAY, MAHAZO DIPLOMA ARY MIASA AVY HATRANY๐Ÿ™

๐ŸŒผ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธOui, ny profs de langues dia mila fiofanana mba hampazoto ny mpianatra sy hanamora ny fianarany langue

โœก๏ธ๐ŸŒฟOui, manome Formation ho an ny mpampianatra amin ny CFP koa i Dr. Rijasoa Manana

Ny mampiavaka ny FORMATION Pร‰DAGOGIQUE omeny dia:

โœ…๏ธpratique satria manao activitรฉs foana
โœ…๏ธtsotra satria azon'ny rehetra ary mazava
โœ…๏ธmampazoto satria mandray anjara daholo
โœ…๏ธmaharesy lahatra satria mifototra @ fikarohana

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌAmin ny teny Malagasy ny Formation Pรฉdagogique

โŒ๏ธโŒ๏ธTsy mila polycopie fa eo noho eo dia azonao, ary izay mazava aminao no soratanao

โ€ผ๏ธMivezivezy sy mihetsika ianao fa tsy mipetraka fotsiny.

๐Ÿ’งโ™จ๏ธAndramo dia ho hitanao. Tongava MP na WhatsApp any aminy ho izay mila dia miresaka nareo fa mbola misy daty vitsivitsy disponibles ho an ny 2026, hoy izy.

๐Ÿ”ฐโค๏ธTaorian ny tany Ambatondrazaka sy Antsirabe ary Fรฉnรฉrive Est dia ity indray ny teto Tamatave. Ny sary no mampiseho ny hafaliana sy fahafaham-po an ireo mpandray anjara.

Mampahatsiahy antsika fa 01 ร  08 SEPTAMBRA 2026 ny FIDIRANA VAOVAO ato amin'ny CFP ESAC MADAGASCAR INTERNATIONAL LANGUAGES COURSES ka tongava manatona eny amin'ny birao fa efa misokatra ny fanoratana anarana.

๐ŸŽ“ CFP ESAC MADAGASCAR TOAMASINA ๐ŸŽ“๐ŸŒŠ FIDIRANA VAOVAO 01 -08  SEPTEMBRA 2026๐ŸŒ TE HAHAY TENY VAHINY HAINGANA VE IANAO?Tongav...
25/08/2026

๐ŸŽ“ CFP ESAC MADAGASCAR TOAMASINA
๐ŸŽ“๐ŸŒŠ FIDIRANA VAOVAO 01 -08 SEPTEMBRA 2026

๐ŸŒ TE HAHAY TENY VAHINY HAINGANA VE IANAO?
Tongava manatona ny Bureau CFP ESAC MADAGASCAR!
๐ŸŽ“ CFP ESAC TOAMASINA
Centre de Formation Professionnelle โ€“ Spoken American English Course Madagascar
๐ŸŒ Centre national et international agrรฉรฉ par lโ€™ร‰tat

๐Ÿ—ฃ๏ธ TENY AMPIANARINA :
๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ Anglais | ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท Franรงais | ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡น Italien | ๐Ÿ‡ฉ๐Ÿ‡ช Allemand | ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ Espagnol | ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ณ Chinois

๐Ÿ’ป Cours en salle sy en ligne
๐Ÿ“… Cours journalier โ€ข Weekend โ€ข ร€ domicile
๐Ÿ‘ง๐Ÿง‘๐Ÿ‘จ Ho anโ€™ny ankizy madinika, tanora ary olon-dehibe
๐ŸŸฆ 3 taona miakatra no raisina.
๐ŸŽ“ Garantie 3 volana โ€“ Cours particuliers & accรฉlรฉrรฉs
๐ŸŽ“ Garantie 6 volana โ€“ Cours normal
๐Ÿ’ป Cours en ligne : 3 volana
๐Ÿ“ถ Wi-Fi gratuit
๐Ÿ‘ฅ 15 olona ihany no raisina isaky ny salle sy isaky ny niveau.
โฐ 1h30 isanโ€™andro โ€“ 4ร— isan-kerinandro
๐Ÿ“ TOAMASINA โ€“ MANGARANO
โžก๏ธ Eo akaikinโ€™ny Jovena, ampitanโ€™ny CEG
๐Ÿ“ž 038 01 501 04 / 032 11 511 03

๐Ÿ“ ANNEXE TANAMBAO V
โžก๏ธ Ampitanโ€™ny Bazary Centine
๐Ÿ“ž 038 01 501 03 / 032 11 511 00
๐Ÿ“ฒ Facebook : CFP ESAC Madagascar

๐Ÿ”ฅ Tongava aloha sao tara, satria voafetra ny toerana!
GO FOR ENGLISH

24/08/2026

๐ŸŽ“ CFP ESAC MADAGASCAR TOAMASINA
๐ŸŽ“๐ŸŒŠ FIDIRANA VAOVAO 01 SEPTEMBRE 2026

๐ŸŒ TE HAHAY TENY VAHINY HAINGANA VE IANAO?
Tongava manatona ny Bureau CFP ESAC MADAGASCAR!
๐ŸŽ“ CFP ESAC TOAMASINA
Centre de Formation Professionnelle โ€“ Spoken American English Course Madagascar
๐ŸŒ Centre national et international agrรฉรฉ par lโ€™ร‰tat

๐Ÿ—ฃ๏ธ TENY AMPIANARINA :
๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ Anglais | ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท Franรงais | ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡น Italien | ๐Ÿ‡ฉ๐Ÿ‡ช Allemand | ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ Espagnol | ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ณ Chinois

๐Ÿ’ป Cours en salle sy en ligne
๐Ÿ“… Cours journalier โ€ข Weekend โ€ข ร€ domicile
๐Ÿ‘ง๐Ÿง‘๐Ÿ‘จ Ho anโ€™ny ankizy madinika, tanora ary olon-dehibe
๐ŸŸฆ 3 taona miakatra no raisina.
๐ŸŽ“ Garantie 3 volana โ€“ Cours particuliers & accรฉlรฉrรฉs
๐ŸŽ“ Garantie 6 volana โ€“ Cours normal
๐Ÿ’ป Cours en ligne : 3 volana
๐Ÿ“ถ Wi-Fi gratuit
๐Ÿ‘ฅ 15 olona ihany no raisina isaky ny salle sy isaky ny niveau.
โฐ 1h30 isanโ€™andro โ€“ 4ร— isan-kerinandro
๐Ÿ“ TOAMASINA โ€“ MANGARANO
โžก๏ธ Eo akaikinโ€™ny Jovena, ampitanโ€™ny CEG
๐Ÿ“ž 038 01 501 04 / 032 11 511 03

๐Ÿ“ ANNEXE TANAMBAO V
โžก๏ธ Ampitanโ€™ny Bazary Centine
๐Ÿ“ž 038 01 501 03 / 032 11 511 00
๐Ÿ“ฒ Facebook : CFP ESAC Madagascar

๐Ÿ”ฅ Tongava aloha sao tara, satria voafetra ny toerana!
GO FOR ENGLISH

23/08/2026

Ilazana atsika MPAMPIANATRA TENY ANGLISY jiaby eto Toamasina fa misy formation iarahana . Rijasoa Manana. 4 sisa olona tadiaviรฑ

๐ŸŽ“ CFP ESAC MADAGASCAR TOAMASINA ๐ŸŽ“๐ŸŒŠ 15 AOร›T 2026๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ SORTIE Pร‰DAGOGIQUE 2026 ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ทSADY MIANATRA NO MIALA VOLY! ๐ŸŒด๐ŸŒŠTontosa soama...
16/08/2026

๐ŸŽ“ CFP ESAC MADAGASCAR TOAMASINA
๐ŸŽ“๐ŸŒŠ 15 AOร›T 2026
๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ SORTIE Pร‰DAGOGIQUE 2026 ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท
SADY MIANATRA NO MIALA VOLY!

๐ŸŒด๐ŸŒŠTontosa soamantsara ny Sortie Pรฉdagogique anโ€™ny CFP ESAC Toamasina, Nomaly ny Sabotsy 15 Aogositra 2026, tao aminโ€™ny Canal des Pangalanes, amoron-dranomasina. ๐ŸŒŠ๐Ÿ–๏ธ
๐Ÿ“šโœจ Fampianarana niavaka sy nahafinaritra, satria sady nianatra teny vahiny no niala voly, ka nahafahanโ€™ny mpianatra nampihatra mivantana ny fahaizany miteny sy nifampiresaka taminโ€™ny fomba tena izy.

๐Ÿ™ Fisaorana lehibe ho anโ€™ny mpiasa sy ny mpianatra rehetra ato aminโ€™ny CFP ESAC Toamasina taminโ€™ny fandraisana anjara sy ny fahombiazanโ€™ity hetsika ity.

๐ŸŒ TE HAHAY TENY VAHINY HAINGANA VE IANAO?
Tongava manatona ny Bureau CFP ESAC MADAGASCAR!
๐ŸŽ“ CFP ESAC TOAMASINA
Centre de Formation Professionnelle โ€“ Spoken American English Course Madagascar
๐ŸŒ Centre national et international agrรฉรฉ par lโ€™ร‰tat

๐Ÿ—ฃ๏ธ TENY AMPIANARINA :
๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ Anglais | ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท Franรงais | ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡น Italien | ๐Ÿ‡ฉ๐Ÿ‡ช Allemand | ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ Espagnol | ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ณ Chinois

๐Ÿ’ป Cours en salle sy en ligne
๐Ÿ“… Cours journalier โ€ข Weekend โ€ข ร€ domicile
๐Ÿ‘ง๐Ÿง‘๐Ÿ‘จ Ho anโ€™ny ankizy madinika, tanora ary olon-dehibe
๐ŸŸฆ 3 taona miakatra no raisina.
๐ŸŽ“ Garantie 3 volana โ€“ Cours particuliers & accรฉlรฉrรฉs
๐ŸŽ“ Garantie 6 volana โ€“ Cours normal
๐Ÿ’ป Cours en ligne : 3 volana
๐Ÿ“ถ Wi-Fi gratuit
๐Ÿ‘ฅ 15 olona ihany no raisina isaky ny salle sy isaky ny niveau.
โฐ 1h30 isanโ€™andro โ€“ 4ร— isan-kerinandro
๐Ÿ“ TOAMASINA โ€“ MANGARANO
โžก๏ธ Eo akaikinโ€™ny Jovena, ampitanโ€™ny CEG
๐Ÿ“ž 038 01 501 04 / 032 11 511 03

๐Ÿ“ ANNEXE TANAMBAO V
โžก๏ธ Ampitanโ€™ny Bazary Centine
๐Ÿ“ž 038 01 501 03 / 032 11 511 00
๐Ÿ“ฒ Facebook : CFP ESAC Madagascar

๐Ÿ”ฅ Tongava aloha sao tara, satria voafetra ny toerana!
GO FOR ENGLISH

CFP ESAC Toamasina,  MIANATRA NO MIALA VOLY ARY MANAO VACANCES SADY MITONDRA DIPLOMA MODY NO AFAKA MIAS AVY HATRANY โœ…๏ธ E...
14/08/2026

CFP ESAC Toamasina,
MIANATRA NO MIALA VOLY ARY MANAO VACANCES SADY MITONDRA DIPLOMA MODY NO AFAKA MIAS AVY HATRANY

โœ…๏ธ EO ANKAIKYJOVENAMANGARANOEOAMPITAN'CEG MANGARANO, no misy azy.
๐Ÿ“ž032 11 511 70 /

๐Ÿ—“๏ธCOURS DE VACANCES NATOKANA HO AN'NY ANKIZY MADINIKA, TANORA ARY OLON-DEHIBE (tongava aloha fa malaky ๐Ÿ๐ž๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ž๐ซ๐š๐ง๐š)

๐ŸŸฆ3 taona miakatra no alainay.

๐ŸซดEfa misokatra ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š๐ญana anarana 2รˆME VAGUES ๐Ÿ๏ธ๐Ÿ๏ธ ๐š๐ญ๐จ amin'ny CFP ESAC MADAGASCAR INTERNATIONAL LANGUAGES COURSES ๐ž๐ญ๐จ ๐€๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ, ๐“๐จ๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š, ๐Œ๐š๐ก๐š๐ฃ๐š๐ง๐ ๐š, ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐š๐ง๐š๐ง๐š, ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š, ๐€๐ง๐ญ๐š๐ฅ๐š๐ก๐š, ๐•๐จ๐ก๐ž๐ฆ๐š๐ซ, Andapa, ๐Œ๐š๐ซ๐จ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š, ๐Œ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ซ๐š-๐๐จ๐ซ๐, ๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ก๐ข๐ก๐ฒ, Mampikony, ๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š, ๐๐จ๐ซ๐ญ-๐๐ž๐ซ๐ รฉ ary Ambanja.

โœ๏ธZaza 15 ihany no ho raisina isaka salle et par niveau ka tongava sao tara

๐ŸŸฆMisy cours 2h de temps par jour (4fois par semaine)
๐ŸŸฆMisy semi-internat na semi KILASY MANDRY (aterinao 8h ary alainao 17h lay Zaza)

๐ŸŸฆMisy INTERNAT na KILASY MANDRY kosa ho an'ny tanora ary olon-dehibe izay tsy miteny Gasy manomboka maraina ka hatramin'ny Zoma hariva sady matory aty aminay fa 2volana garantie'nay miteny tsara. Zahay no miantoka trano, sakafo, boky, sns....

โœ…Toerana MISY KILASY MANDRY na internat et semi Internat: ๐€๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ, ๐“๐จ๐š๐ฆ๐š๐ฌ๐ข๐ง๐š, ๐Œ๐š๐ก๐š๐ฃ๐š๐ง๐ ๐š, ๐Œ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ซ๐š-๐๐จ๐ซ๐ ๐š๐ซ๐ฒ ๐’๐š๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š. Zahay miantoka trano, sakafo, boky, sns...

โœˆ๏ธ๐‚๐Ž๐”๐‘๐’ ๐ƒ๐„ ๐•๐€๐‚๐€๐๐‚๐„๐’ CFP ESAC Madagascar ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต
๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ๐†๐€๐‘๐€๐๐“๐ˆ๐„ 3๐ฆ๐จ๐ข๐ฌ ๐ฆ๐ข๐ญ๐ž๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š na mbola tsy mahay nadia kely aza๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต

๐ŸซดCOURS NATOKANA HO AN'NY ANKIZY MADINIKA, TANORA ARY OLON-DEHIBE.
๐ŸซดCOURS NATOKANA HO AN'NY FIKAMBANANA, SEKOLY MANOKANA ARY MPIASA ISAN-TSOKAJINY

๐ŸŸฆ๐‚๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐ข๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐ง๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ ๐ž๐ง ๐ฌ๐š๐ฅ๐ฅ๐ž ๐ž๐ญ ๐ž๐ง ๐ฅ๐ข๐ ๐ง๐ž; ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ง๐š๐ฅ๐ข๐ž๐ซ, ๐ฌ๐ฉรฉ๐œ๐ข๐š๐ฅ ๐ฐ๐ž๐ž๐ค๐ž๐ง๐ ๐ž๐ญ ร  ๐๐จ๐ฆ๐ข๐œ๐ข๐ฅ๐ž

๐Ÿ‘…๐‹๐š๐ง๐ ๐ฎ๐ž๐ฌ: ๐€๐ง๐ ๐ฅ๐š๐ข๐ฌ๐ž๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ ๐…๐ซ๐š๐งรง๐š๐ข๐ฌ๐ž๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต, ๐ˆ๐ญ๐š๐ฅ๐ข๐ž๐ง๐ง๐ž๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡น, ๐€๐ฅ๐ฅ๐ž๐ฆ๐š๐ง๐๐ž๐Ÿ‡ฉ๐Ÿ‡ช ๐„๐ฌ๐ฉ๐š๐ ๐ง๐จ๐ฅ๐ž ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ฆ๐ž๐ญ ๐‚๐ก๐ข๐ง๐จ๐ข๐ฌ๐ž๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ณ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐ˆ๐ซ๐ž๐ญ๐จ ๐œ๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐ข๐ฌ๐š๐Ÿ๐ข๐๐ข๐š๐ง๐š๐ง๐š:
A- ๐‚๐Ž๐”๐‘๐’ ๐๐€๐“๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹
๐ŸŸฆ1- Misy cours normal: 2๐ฆ๐จ๐ข๐ฌ/๐ง๐ข๐ฏ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ ๐ž๐ญ 2h temps par sรฉance (4fois par semaine), kilasy mody. 6๐ฆ๐จ๐ข๐ฌ ๐ฏ๐ข๐ญ๐š ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐ฌ๐š๐๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฒ
๐ŸŸฆ2- Cours particuliers et accรฉlรฉrer : 3๐ฆ๐จ๐ข๐ฌ ๐ ๐š๐ซ๐š๐ง๐ญ๐ข๐ž ๐ฆ๐ข๐ญ๐ž๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š, zahay miantoka boky, audio, sns.... Afaka misafidy fotoana (matin/midi/Soir). 4fois par semaine minimum+ sortie isan-kerin'andro.

B- ๐‚๐Ž๐”๐‘๐’ ๐ˆ๐๐“๐„๐‘๐๐€๐“๐ˆ๐Ž๐๐€๐‹ ๐“๐„๐’๐Ž๐‹/๐“๐„๐…๐‹
๐ŸŸฆ1- Cours spรฉcial dรฉbutant: 5mois
๐ŸŸฆ2- Cours spรฉcial niveau avancรฉ: 2mois (ho an'olona efa mahay na koa efa mpampianatra fa mila certificat international
Zahay miantoka boky, audio, video, sns...๐–๐ˆ๐…๐ˆ ๐†๐‘๐€๐“๐”๐ˆ๐“, CFP ESAC Madagascar International Course

๐ŸŸฆ3- COURS EN LIGNE / online course: 3mois
Mitovy fianarana andakilasy fa mianatra 1h:30 par sรฉance ; 4fois par semaine minimum ; fotoana isafidianana entre 4h ร  23h.

โœ…๐Ÿ”ฐ1- ๐€๐๐“๐€๐๐€๐๐€๐‘๐ˆ๐•๐Ž: Eo amin'ny 3 Chemins Tsena Ambolokandrina.
โœ๏ธโœ๏ธ๐๐: ๐Œ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐Š๐ข๐ฅ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ฒ
Secrรฉtaire: ๐Ÿ“ž๐Ÿ“ž038 01 501 01 / 032 11 511 01๐Ÿ“ž๐Ÿ“ž

โœ…๐Ÿ”ฐ2- ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€: eo ankaiky Jovena Mangarano eo ampitan'CEG Mangarano eo.
โœ๏ธโœ๏ธ๐๐: ๐Œ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐Š๐ข๐ฅ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ฒ
Secrรฉtaire: 032 11 511 03 / 038 01 501 04๐Ÿคณ

โœ…๐Ÿ”ฐ3- Annexe CFP ESAC ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€, TANAMBAO V: Eo ampitan'ny bazar Chan Tune
โœ๏ธโœ๏ธ๐๐: ๐Œ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐Š๐ข๐ฅ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ฒ
Secrรฉtaire: 032 11 511 00 / 038 01 501 03๐Ÿคณ

โœ…๐Ÿ”ฐ4- ๐Œ๐€๐‡๐€๐‰๐€๐๐†๐€: Ao Ampasika eo ampitan'ny croix rouge miampita lร lana mijotso iny, mahita banque baobab plus de mivily adroite.
โœ๏ธโœ๏ธ๐๐: ๐Œ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐Š๐ข๐ฅ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ฒ
Secrรฉtaire: 038 01 501 05 / 032 11 511 77๐Ÿคณ

โœ…๐Ÿ”ฐ5- ๐€๐๐“๐’๐ˆ๐‘๐€๐๐€๐๐€: Ao amin'ny Eglise Lutherienne
๐Ÿ“ž 032 22 477 31 / 034 36 514 15

โœ…๐Ÿ”ฐ6- ๐’๐€๐Œ๐๐€๐•๐€: Ao Sambava centre eo ankaiky boutique Mahatsara en face lร lana mivily amin'ny DREN
โœ๏ธโœ๏ธ๐๐: ๐Œ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐Š๐ข๐ฅ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ฒ
Responsable: 032 11 511 71๐Ÿคณ

โœ…๐Ÿ”ฐ7- ๐€๐๐“๐€๐‹๐€๐‡๐€: Ao amin'ny soupe Patrick taloha, Ankoalabe
Responsable: 032 11 511 70

โœ…๐Ÿ”ฐ8- ๐•๐Ž๐‡๐„๐Œ๐€๐‘: Ao Andranomasimbe I
๐Ÿ“ž 032 11 511 74

โœ…๐Ÿ”ฐ9-ANDAPA: Ao amin'ny EPP Beanana
๐Ÿ“ž 032 27 402 89 / 032 75 140 32

โœ…๐Ÿ”ฐ10- ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐€๐๐“๐’๐„๐“๐‘๐€: Ao Ankiaka Andrefana eo ampitan'ny Atelier James.
Responsable: 032 11 511 05 / 038 01 501 09

โœ…๐Ÿ”ฐ11- ๐Œ๐€๐๐€๐๐€๐‘๐€-๐๐Ž๐‘๐ƒ : Ao amin'ny CFP ESAC Mananara-Nord, Androkaroka
โœ๏ธโœ๏ธ๐๐: ๐Œ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐Š๐ข๐ฅ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ฒ
Secrรฉtaire : 032 11 511 75 / 038 01 501 08๐Ÿคณ

โœ…๐Ÿ”ฐ12- AMBATONDRAZAKA :
Secrรฉtaire : 032 11 511 03 / 038 01 501 04๐Ÿคณ

โœ…๐Ÿ”ฐ13- ๐€๐๐“๐’๐Ž๐‡๐ˆ๐‡๐˜: Ao amin'ny Grossiste Fernando, Tsaramandroso, 1ere Etage
๐Ÿ“ž 032 11 511 75 / 038 01 501 06๐Ÿคณ

โœ…๐Ÿ”ฐ14- MAMPIKONY: Ao amin'ny LP Mixte La Pie
๐Ÿ“ž 037 41 743 80 / 038 14 712 13

โœ…๐Ÿ”ฐ15- ๐Œ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐“๐’๐€๐‘๐€: Ao Antanan-Tsimihety
๐Ÿ“ž 032 11 511 73

โœ…๐Ÿ”ฐ16- ๐๐Ž๐‘๐“-๐๐„๐‘๐†ร‰: Ao Tsarasaotra, ankaiky Kintana
๐Ÿ“ž 032 11 511 79 / 038 14 712 13

โœ…๐Ÿ”ฐ17- AMBANJA: Ao amin'ny EPP Tanambao V
๐Ÿ“ž 037 41 743 80 / 038 14 712 13

๐ŸŸฆMisy COURS SPร‰CIAL SAMEDI ET DIMANCHE (Efa mandray izao)

โœ๏ธFanazavana fanampiny momba KILASY MANDRY, tsindrio eto azafady nadia efa lasa fa information mitovy ihany: https://www.facebook.com/100083109441550/posts/395269409920037/?app=fbl

๐ŸŸฆIreo dia samy mandray zaza 3 taona miakatra, tanora ary olon-dehibe izay mianatra 2h de temps par sรฉance et 4fois par semaine (KILASY MODY)

๐’๐€๐ƒ๐˜ ๐Œ๐ˆ๐€๐๐€๐“๐‘๐€ ๐ˆ๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐๐Ž ๐Œ๐ˆ๐€๐‹๐€ ๐•๐Ž๐‹๐˜ ๐€๐‘๐˜ ๐Œ๐ˆ๐€๐’๐€ ๐€๐•๐˜ ๐‡๐€๐“๐‘๐€๐๐˜ miaraka amin'ny CFP ESAC Madagascar International Course

๐ŸŸฆFanazavana fanampiny: mp
Facebook : CFP ESAC Madagascarr

๐Ÿ“ขRaha hijery soutenance 01 nataon'i Mirindra en Franรงais ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต, tsindrio: https://www.facebook.com/CFPESAC/videos/1313826656424897/?app=fbl
๐Ÿ“ขRaha hijery soutenance 02 nataon'i Angelo en Anglais ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ, tsindrio: https://www.facebook.com/CFPESAC/videos/579189188063999/?app=fbl

๐Ÿ“ขRaha hijery soutenance 03 nataon'i Antoinette en Franรงais ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ต, tsindrio: https://www.facebook.com/CFPESAC/videos/2303308523357605/?app=fbl
๐Ÿ“ขRaha hijery soutenance 04 nataon'i Manda en Anglais ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง, tsindrio:
https://www.facebook.com/CFPESAC/videos/1572247520345785/?app=fbl
๐Ÿ“ขRaha hijery soutenance 05 nataon'i LANDRICIA en Anglais ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง, tsindrio :
https://www.facebook.com/share/v/14rWfkx7eX/

๐Ÿ“ข Raha hijery sy ihaino soutenance 06: en Italien ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡น ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡นdia tsindrio ity lien ity: https://www.facebook.com/share/v/1AmPZWydWt/
๐ŸŸฆTo watch the videos of their defenses:
Click the links below ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡
โœ๏ธFrench:https://www.facebook.com/share/v/8JUXx7ZdpsGKKJJi/?mibextid=oFDknk
โœ๏ธEnglish: https://www.facebook.com/share/v/4MiV56UX8LbsMhgi/?mibextid=oFDknk

Fankalazana dixiรจme anniversaire CFP ESAC Madagascar :
โœ…Fisaorana: https://www.facebook.com/100083109441550/posts/495977906515853/?app=fbl
โœ…Fisaorana: https://www.facebook.com/61556985149658/posts/122169947708232838/?app=fbl

โœ…Lalao : https://www.facebook.com/61556985149658/posts/122169347348232838/?app=fbl

โœ๏ธInscription en ligne tsindrio eto:
https://forms.gle/bktFf8xaGAnyVEu16

13/08/2026

Thanks to all students at ESAC to participate this speech as a practice time๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ’ช๐Ÿ‡ฑ๐Ÿ‡ท๐Ÿ‡ฑ๐Ÿ‡ท. Go for English with CFP ESAC Madagascar International Course CFP ESAC Madagascar

10/08/2026

AZA ADINO FA RAMPINTSO NO FARANY FANDRAISANA MPIANATRA VAOVAO 2 รˆME VAGUE CFP ESAC Madagascar +261380150104

05/08/2026

JOIN US AT CFP ESAC Madagascar International Course

Address

Lot: 87 88 Plle 11/41 Mangarano
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFP ESAC Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share