06/05/2026
Bonjour daholo!
👉 Te hiasa avy hatrany vé ianao?
👉 Sa hanamafy aloha ?
👉 Sa hanampy traikefa efa hananana?
👉 Vonona daholo vé isika ?
☑️Rentrée ntsika manaraka : 15 Mai 2026
✅ Langue Anglaise
✅ Langue Française
✅ Transit en douane
✅ Comptable générale Informatisé
✅ Secrétariat de direction
✅ Management des entreprises
Aza misalasala manantona anay ato amin'ny Dynamique PRO Evolution 501 amin'ny trano kintana population toamasina,
Ny fianarana dia natao TSOTRA Sady HAINGANA ary MAHOMBY.