Haren'i Kristy tsy hita lany Efes 3:8

Haren'i Kristy tsy hita lany Efes 3:8 Pejy fanabeazana ara-tsoratra masina sy fampitomboana ny ara-panahy ary ny fomba fiainan'ny atao hoe kristiana

Ny vanimpotoana ara-baiboly
24/12/2025

Ny vanimpotoana ara-baiboly

Sambatra ianao mahatoky an'i Jehovah.Tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona,Izay mamoa amin'ny fotoany,Ny ravi...
07/11/2025

Sambatra ianao mahatoky an'i Jehovah.
Tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona,
Izay mamoa amin'ny fotoany,
Ny raviny koa tsy mba malazo

08/05/2024

SEMINERA LEHIBE ETO TOAMASINA
Fotoana miavaka hanasana anao sy ny ankohonanao.
Hampitombo ny finoana sy ny fiadanana ao anatinao.
Misy vavaka manokana hoanao:
-manana projet
-manana olana
-tsy salama
-mpianatra
-mpiasa amin'ny orinasa
-mpandraharaha
Tongava fa tsy hanenina ianao.
Toerana: MASOVA501
Sabotsy 01 Juin 2024 08:30
Alahady 02 Juin 2024 08:30 maraina
02:00 hariva
Contact: 0330479710

Na inona na inona toe-javatra lalovan-tsika ny an'Andriamanitra ao amin'ny tontolon'ny Fanahy dia tsy miova ny raikipoy ...
22/09/2020

Na inona na inona toe-javatra lalovan-tsika ny an'Andriamanitra ao amin'ny tontolon'ny Fanahy dia tsy miova ny raikipoy "formule":

N° 01 Andriamanitra ao amin'ny fanjakany,mila miditra ho mpiray fanjakana Aminy amin'ny alalan'ny vavaka,fiderana, ny teniny...
Rehefa tafaray tanteraka Aminy isika dia;
N°02 Maniraka ny miaramilany Andriamanitra handamina ny zavatra rehetra arak'izay hitany fa mahamety azy.

Ny vahaolana omeny dia tsara kokoa noho izay heverintsika foana.

Avelao Izy no lohalaharana amin'ny fiainanao rehetra dia ho hitanao fa ho sambatra sy hiadana ianao.

Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra.

Raha te-handroso ianao dia aza mitoky amin'ny fahaizanao,fahalalanao,harenanao,hatsaran-tarehy sy bika,...Fa mandalo avo...
09/09/2020

Raha te-handroso ianao dia aza mitoky amin'ny fahaizanao,fahalalanao,harenanao,hatsaran-tarehy sy bika,...
Fa mandalo avokoa ireny fa ny olona tsy maintsy ho lasa lavitra dia izay tena matoky Azy ihany.
"Hotahiana izay olona matoky an'i Jehovah ,dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny"JEREMIA 17:7

Ho Azy irery ny voninahitra

Na dia ohatran'ny kely aza ny fijery antsika,dia manana tombony isika haneho ny hatsaran'i Kristy amin'ny fianantsika,ny...
04/09/2020

Na dia ohatran'ny kely aza ny fijery antsika,dia manana tombony isika haneho ny hatsaran'i Kristy amin'ny fianantsika,ny fitondran-tenatsika,amin'ny fiadanana izay harena tsy voavidy vola.
🔜 Mitsangàna ry lehilahy mahery !!!

28/08/2020
OHABOLANA 13:20 "Izay miara-dia amin'ny hendry dia ho hendry" Mampianatra ny tenin'Andriamanitra fa ny manodidina anao d...
27/08/2020

OHABOLANA 13:20 "Izay miara-dia amin'ny hendry dia ho hendry"

Mampianatra ny tenin'Andriamanitra fa ny manodidina anao dia afaka manova anao ho tsaratsara kokoa na mety ho ratsy ka hanimba ny toetra tsara efa hanan-tsika ka mila mitandrina.
Samy ho tahiana.

Address

Frère Marcel
Toamasina

Telephone

+261330479710

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haren'i Kristy tsy hita lany Efes 3:8 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share