Pro Camp Madagascar - PCM

Pro Camp Madagascar - PCM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pro Camp Madagascar - PCM, College & University, Toamasina.

🗣️TOLOTRA VITA BACC! Grande vacance Kilasimandry👋🚨 Manam-paniriana hiasa any ivelany ve ianao? Manampy anao ahatratra iz...
25/07/2023

🗣️TOLOTRA VITA BACC! Grande vacance Kilasimandry👋

🚨 Manam-paniriana hiasa any ivelany ve ianao? Manampy anao ahatratra izany tanjona izany izahay mba handraisanao Vola Euros na dollars.🚨

🛑🇺🇲American English Knowledge Madagascar🇺🇸
- Faly Manolotra anao fianarana teny Anglais American ao anatiny 5 herinandro ny 21 Août - 23 Septembre 2023.

**PACK ao anatin'ny fianarana :

💥 Fampianarana mitondra fiara(cours théorique sy pratique)
💥Cours de Natation
💥Wifi fibré Telma
💥Manampy anao amin'ny fitadiavana asa any Ivelany aorian'ny fianarana.
💥Fomba fanaovana entretien Amin'ny teny Anglais.
💥 Maro ireo fialamboly ataon'ny mpianatra toy ny:
- Baby foot
- Ping- pong
- Karaoké
- Fitness
- Cuisine
- Jeux vidéo PS5

⭕Tsara marihina fa ireo rehetra ireo Dia atao Amin'ny teny Anglais daholo‼️ tsy mahazo miteny malagasy na andro na Alina, Ary mitovy any ivelany mihitsy ny fiaraha-monina ato aminay.

📍Ny toerana hisoratana anarana eto Antananarivo:
✔️ Ambohidratrimo Ambohitsiroa , Villa TSIFERANA)

NB: Afaka atao Mvola ny fisoratana anarana.

🚩Aza tara fa voafetra ny toerana.
Droit: 100.000Ar
Écolage : 400.000Ar

☎️ 034 34 099 17 / 034 24 401 28 raha Mila fanazavana fanampiny.
🗓️ Fidirana : 21 Août 2023 🎉

Types of roads 🤔 Did you know it ?
25/07/2022

Types of roads 🤔 Did you know it ?

25/07/2022

Address

Toamasina

Telephone

+261343409917

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pro Camp Madagascar - PCM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share