27/08/2026
📢 Aza adino ny manaraka ny pejy Génération 5G ary mametraka commentaire hoe « Thanks » 👍
👉 Izany dia ahafahanao manaraka tsy tapaka ireo fampianarana teny anglisy zaraina isan’andro. 🇬🇧📚
Araho ny pejy, mianara isan’andro, ary hatsarao tsikelikely ny fahaizanao miteny anglisy! 💪✨