Fijoroana vavolombelon'i Kristy Jesosy

Fijoroana vavolombelon'i Kristy Jesosy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fijoroana vavolombelon'i Kristy Jesosy, Toamasina.

24/01/2026

PERSO: DAY WASH-ko isaky ny Sabotsy , mba mikarakara volo fa Weekend đŸ„°

Dia hosorako "CRÈME COIFFANTE SOAVINA" tout de suite aprÚs !

Ah !!dia tegna malefaka tsara izy rehefa avy nasiana saron-doha amin'ny alina ee!đŸ„°

Ary ny anao ka??

15/06/2023
03/04/2023

"Izay manasitrana ny aretinao rehetra". Salamo 103:3

04/05/2021

Hivavaka ho anao izahay ,hitolona am-bavaka izay rehetra olana manahirana anao. Alefaso ao amin'ny hafatra miafina ny antom-bavaka fa "Raha misy roa aminareo mifanaiky ety ambonin'ny tany, ka hangataka izany dia ho azony avy amin'ny Raiko izay any an-danitra izany". Hoy i Jesosy. Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra.

21/01/2021

🌿 "Le Dieu d'Ă©ternitĂ© est un refuge, Et sous ses bras Ă©ternels est une retraite. Devant toi il a chassĂ© l'ennemi, Et il a dit: Extermine."
Deutéronome 33, 27

🌿 "ni la hauteur, ni la profondeur, ni aucune autre crĂ©ature ne pourra nous sĂ©parer de l'amour de Dieu manifestĂ© en JĂ©sus-Christ notre Seigneur"
Romains 8, 39

14/12/2020

« HASIANY LALANA HAHAFAHANAO »

Ho an’ny zanak’Andriamanitra , dia tsy misy zavatra na iray aza ka tsy misy heviny . Navela hitranga eo amin’ny fiainany avokoa ny zavatra rehetra , na soa na ratsy , mba hampianatra azy . « Fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an’Andriamanitra araka ny fikasany rahateo. » Romana 8 : 20.

Mpampianatra lehibe ny fiainana . Izay mampahory anao ry sakaiza dia mampianatra anao hanana faharetana . Izay manafintohina anao dia mampianatra anao hamindra fo sy hamela heloka . Izay mankahala anao dia mampianatra anao tsy hamaly ratsy ny ratsy . Izay mandao anao dia mampianatra anao tsy hiankina amin’ny sandrin’olombelona . Izay olana rehetra dia mampianatra anao hitodika eo amin’Andriamanitra .

Amin’ireny fampianarana rehetra ireny anefa ry sakaiza , dia tsy avelan’Ilay Raintsika be fitiavana ho irery eo manoloana ny solaitraben’ny fisedrana isika . Mampahery sy manampy antsika isaky ny fampianarana tsirairay Izy , mba hahatonga antsika ho afa-panadinana eo amin’ny sedram-piainana. Hoy ny teny mampahery :

« Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan’olombelona , nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo ; fa momba ny fakam-panahy , dia hasiany lalana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany. » 1 Korintiana 10 :13

« Mifalia amin’ny fanantenana ; miareta amin’ny fahoriana , mahareta amin’ny fivavahana . » Romana 12 : 12 .

Mahereza ianao ry sakaiza ; hanisy lalana hahafahanao mandresy anie Andriamanitra.

Raoeliarijao

03/12/2020

đŸŒŸ "Car nous n'avons pas Ă  lutter contre la chair et le sang, mais contre les dominations, contre les autoritĂ©s, contre les princes de ce monde de tĂ©nĂšbres, contre les esprits mĂ©chants dans les lieux cĂ©lestes."
ÉphĂ©siens 6, 12

đŸŒŸ "Et toute cette multitude saura que ce n'est ni par l'Ă©pĂ©e ni par la lance que l’Éternel sauve. Car la victoire appartient Ă  l’Éternel. Et il vous livre entre nos mains."
I Samuel 17, 47

đŸŒŸ "9 C'est pourquoi aussi Dieu l'a souverainement Ă©levĂ©, et lui a donnĂ© le nom qui est au-dessus de tout nom, 10 afin qu'au nom de JĂ©sus tout genou flĂ©chisse dans les cieux, sur la terre et sous la terre,"
Philippiens 2, 9-10

đŸŒŸ "8 lui que vous aimez sans l'avoir vu, en qui vous croyez sans le voir encore, vous rĂ©jouissant d'une joie ineffable et glorieuse, 9 parce que vous obtiendrez le salut de vos Ăąmes pour prix de votre foi."
I Pierre 1, 8-9

02/12/2020

🌿 "Car toute chaussure qu'on porte dans la mĂȘlĂ©e, Et tout vĂȘtement guerrier roulĂ© dans le sang, Seront livrĂ©s aux flammes, Pour ĂȘtre dĂ©vorĂ©s par le feu."
Ésaïe 9

🌿 "19 Le soir de ce jour, qui Ă©tait le premier de la semaine, les portes du lieu oĂč se trouvaient les disciples Ă©tant fermĂ©es, Ă  cause de la crainte qu'ils avaient des Juifs, JĂ©sus vint, se prĂ©senta au milieu d'eux, et leur dit: La paix soit avec vous! 20 Et quand il eut dit cela, il leur montra ses mains et son cĂŽtĂ©. Les disciples furent dans la joie en voyant le Seigneur. 21 JĂ©sus leur dit de nouveau: La paix soit avec vous! Comme le PĂšre m'a envoyĂ©, moi aussi je vous envoie."
Jean 20, 19-21

🌿 "Eternel! fais-moi connaütre tes voies, Enseigne-moi tes sentiers."
Psaumes 25, 4

17/11/2020

Bonjour Mon ami(e), Je reste sans voix devant l’appel de Dieu envers nous. Parfois, je me dis : "Waouh ! Quelle joie de savoir que Dieu m’a totalement consacrĂ© et mis Ă  part pour Lui, et pour Lui seul." Et par moments, je me dis : "Oh non, ce n’est pas...

Address

Toamasina

Telephone

0342019992

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fijoroana vavolombelon'i Kristy Jesosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share