22/06/2023
Association des enseignants dia manolotra ho antsika ray aman_dreny "lycée privé clairvoyance"👫👫💞
Classes ouvertes:
Préscolaire :TPS_PS_MS_GS
Primaire :CP1 CP2 CE CM1 CM2
Secondaire :6e_5e_4e_3e
Second cycle :2nde
Ny mpianatra rehetra dia misitraka cours des langues gratuites satria ny sekoly dia natao ho expression française et initiation anglaise
Ka vonjivojeo fa voafetra ihany ny toerana
Rentrée :05 Septembre 2023