Excellent course

Excellent course Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Excellent course, Education, TOAMASINA TanambaoV (en face Bar Mananara), Toamasina.

🌟 EXCELLENT COURSE – EMPOWERING SKILLS, CREATING OPPORTUNITIES 🌟
Excellent Course is a professional training center dedicated to empowering individuals with practical skills and real opportunities for personal and career growth.
🇺🇲🇩🇪🇨🇵🖥️💻

🎤🇲🇬 EXCELLENT COURSE 🇺🇸Faly izahay maneho ny fankasitrahana lalina ho an'ny vahoakan'i Toamasina sy ny manodidina izay t...
26/07/2026

🎤🇲🇬 EXCELLENT COURSE 🇺🇸

Faly izahay maneho ny fankasitrahana lalina ho an'ny vahoakan'i Toamasina sy ny manodidina izay tonga maro nanohana sy nanatrika ny Public Speaking – Première Édition 2026 omaly. Ny fanatrehanao sy ny fanohananao no nahatonga ity hetsika ity ho fahombiazana lehibe.

👏 Arahabaina manokana ireo mpandresy telo vavy noho ny fahaiza-miteny, fahasahiana ary ezaka nataon'izy ireo:

🥇 Advanced: SANTI
🥈 Intermediate: MARINA
🥉 Beginner: LAURA

🌟 Anjaranao indray izao!

📢 Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny "Deuxième Édition – Public Speaking Contest".

Soraty fotsiny hoe "I'm interested" ao amin'ny commentaire na alefaso message izahay, dia hifandray aminao avy hatrany.

🎁 Loka miavaka amin'ny Deuxième Édition: 🏆 Ordinateur 🎁 Cadeaux surprises 🏅 Ary loka maro hafa miandry ireo mpandresy.

Excellent Course "Education is the movement from Darkness to Light."

👉 Aza tara! Soraty izao: "I'm interested" ary raiso ny toerana misy anao amin'ny fifaninanana manaraka!

24/07/2026

📢 RENDEZ-VOUS DEMAIN À 14H00 AU CRJS ! 🎉

Ne manquez pas ce grand final organisé par Excellent Course !

🎟️ Tombola exceptionnelle :

- 🧢 1 000 Ar = 1 casquette
- 👕 2 000 Ar = 1 T-shirt

Venez nombreux avec vos amis et votre famille pour partager cette journée exceptionnelle. De nombreuses surprises vous attendent !

✨ Ne manquez pas cette opportunité... vous ne le regretterez pas !

📍 Lieu : CRJS
🕑 Heure : 14h00

Excellent Course
"Education is the movement from darkness to light."

24/07/2026

🥰 Efa vonona tanteraka ny ekipanay! ❤️

Ny fotoana niarahanay nandritra izay fotoana izay dia feno tsiky, hafaliana, firaisankina ary fahatsiarovana tsy hay hadinoina mandrakizay. ❤️✨

Ankehitriny dia vonona izahay handray anareo amin'ny hetsika lehibe indrindra!

📍 Aza adino ny fotoana rahampitso ao amin'ny CRJS.
Tongava maro hanohana ireo mpandray anjara sy hiara-hankalaza ny talenta, ny fahaiza-miteny ary ny fahombiazana.

🎤 Excellent Course – Grand Final 2026
"Education is the movement from darkness to light."

✨ Miandry anareo izahay. Aoka isika hiara-hanao ity hetsika ity ho fotoana tsy hay hadinoina!

🎤🎉 GRAND FINALE – EXCELLENT COURSE SPEECH CONTEST 🎉🎤🔥 TOAMASINA, ÊTES-VOUS PRÊTS ? 🔥Ne manquez pas le plus grand concour...
23/07/2026

🎤🎉 GRAND FINALE – EXCELLENT COURSE SPEECH CONTEST 🎉🎤

🔥 TOAMASINA, ÊTES-VOUS PRÊTS ? 🔥

Ne manquez pas le plus grand concours de prise de parole en anglais de l'année !

📍 Lieu : CRJS – Toamasina
🗓️ Date : Samedi 25 Juillet 2026
🕑 Heure : 14h00 à 17h30

🎟️ TOMBOLA EXCEPTIONNELLE

✨ Achetez un ticket et tentez votre chance !

🎫 1 000 Ariary = Gagnez une casquette Excellent Course.

🎫 2 000 Ariary = Gagnez un T-shirt Excellent Course.

🏆 De magnifiques récompenses vous attendent !

🥇 1ère place : 👕 T-shirt Excellent Course + 🎁 Cadeau Surprise

🥈 2ème place : 🧢 Casquette Excellent Course + 🎁 Cadeau Surprise

🥉 3ème & 4ème places : 🎁 Cadeaux Surprise

🗳️ VOUS AVEZ LE POUVOIR DE DÉCIDER !

Cette année, le résultat dépendra de : ✅ 50 % du vote du public ✅ 50 % de la note du jury

📣 Votre présence peut faire toute la différence ! Venez soutenir votre candidat préféré !

🎉 Au programme : ✨ Des discours inspirants 🎶 Une ambiance inoubliable 🎁 Tombola et nombreux cadeaux 👏 Des candidats talentueux 🎊 Une expérience unique à vivre en famille et entre amis.

N'attendez plus ! Venez nombreux et faites partie de cet événement exceptionnel !

🎤 EXCELLENT COURSE
"Education is the movement from Darkness to Light."

🎟️ Réservez votre ticket dès maintenant !

Ato @ excellent course iany no ahitavanao we mpianatra mavita manala devoly @ teny Anglais zan, Raha misy tension dia ts...
22/07/2026

Ato @ excellent course iany no ahitavanao we mpianatra mavita manala devoly @ teny Anglais zan,

Raha misy tension dia tsara2 kokoa Raha miomana miolaha @ le speech izay hatao @ sabotsy izao 🇱🇷🇱🇷🇱🇷 CRJS

🎤🏆 GRAND FINAL SPEECH CONTEST 2026 🏆🎤🔥 Hetsika lehibe indrindra amin'ny kabary amin'ny teny Anglisy eto Toamasina!📍 Toer...
19/07/2026

🎤🏆 GRAND FINAL SPEECH CONTEST 2026 🏆🎤

🔥 Hetsika lehibe indrindra amin'ny kabary amin'ny teny Anglisy eto Toamasina!

📍 Toerana : CRJST 2ème étage – Tanambao V
🗓️ Daty : 25 Jolay 2026
🕑 Ora : 2:00 tolakandro – 5:00 hariva

🎙️ Tongava hanohana ireo mpifaninana haneho ny talentany amin'ny Public Speaking ary hiaina fotoana feno fahaiza-manao sy aingam-panahy.

🎟️ Tapakila fidirana : 3.000 Ar ihany

✨ Ao anatin'ny tapakila:
🥤 Boisson
🍪 Snacks

🎁 Misy koa ny TOMBOLA manokana!

🧢 1000Ar ➜ Mahazo 1 Casquette (araka ny tombola).
👕 2.000 Ar ➜ Mahazo 1 T-shirt (araka ny tombola).

⚠️ 100 tapakila sisa no tavela! Ataovy dieny izao ny réservation sao tara.

💬 Aza adino!
"Valala tsy indroa mandry an-tanàna." Raha te hiaina hetsika miavaka sy hanohana ny tanora eto Toamasina ianao dia izao no fotoana.

🌟 EXCELLENT COURSE
Empowering the Next Generation of Great Speakers.

📢 Tongava maro ianareo vahoakan'i Toamasina sy ny manodidina! Ataontsika miaraka ho hetsika lehibe sy tsy hay hadinoina ity Grand Final ity.

🎤 EXCELLENT COURSESEMI-FINAL SPEECH CONTEST 2026"Education is the movement from darkness to light."🔥 Venez découvrir les...
17/07/2026

🎤 EXCELLENT COURSE

SEMI-FINAL SPEECH CONTEST 2026
"Education is the movement from darkness to light."

🔥 Venez découvrir les futurs leaders et les meilleurs orateurs de demain !

📚 Thèmes du concours :
🎙️ Beginner: My Biggest Dream
🎙️ Intermediate:Is Success More Important Than Happiness?
🎙️ Advanced: 8. Is Failure the Best Teacher?
📅 Date :18/07/2026
📍 Lieu : Tanambao V – Telonorefy
🕑 Heure : 2:00 PM

✨ Ne manquez pas cet événement exceptionnel ! Venez encourager les candidats, vivre des discours inspirants et partager un moment riche en émotions.

💙 Excellent Course Speak. Inspire. Lead. Where Future Leaders Are Born! 🇺🇸

🎉 Fisaorana sy FampahafantaranaMankasitraka indrindra anareo mpianatra rehetra noho ny fahazotoana, ny fanetren-tena ary...
11/07/2026

🎉 Fisaorana sy Fampahafantarana

Mankasitraka indrindra anareo mpianatra rehetra noho ny fahazotoana, ny fanetren-tena ary ny ezaka nasehonareo nandritra ny fanomanana sy ny fanehoana traikefa tamin'ny fitenenana amin'ny teny anglisy teo imason'olona maro. Tena dingana lehibe amin'ny fananganana fahatokisan-tena sy ny fahaiza-miteny izany.

📅 Programa manaraka

🏆 GRAND FINAL
Daty: 25 Jolay 2026
Toerana: CRJS

🎟️ Efa mandeha ny fivarotana tapakila!
70 sisa no tavela, koa aza miandry farany vao maka ny anao.

✨ Vaovao mahafaly!
Noho ny fahombiazan'ity andiany voalohany ity dia vinavinaina hosokafana ho an'ny olona rehetra tia teny anglisy ny Deuxième Édition.

📚 Raha maniry hianatra sy hivoatra amin'ny teny anglisy matihanina, dia araho hatrany ny pejin'ny Excellent Course, satria mbola hisy fandaharan'asa sy fahafahana maro miandry anao.

Excellent Course
"Education is the movement from darkness to light."🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷

📢 FAMPANDRENESANA HO AN'NY MPIANATRA REHETRA – EXCELLENT COURSESalama tompoko!Ireto ny fandaharan'asa lehibe ho tanterah...
10/07/2026

📢 FAMPANDRENESANA HO AN'NY MPIANATRA REHETRA – EXCELLENT COURSE

Salama tompoko!

Ireto ny fandaharan'asa lehibe ho tanterahintsika ato ho ato. Koa miangavy antsika rehetra hiomana sy handray anjara amim-pahavitrihana.

📌 Tetikasa ho avy

👕 Fanamboarana T-shirt ho an'ny mpianatra rehetra.

🚌 Sortie hiarahana hianatra sy hifankahalalana.

🎓 Soutenance & Sortie de Promotion, ho famaranana amin'ny fomba mendrika ny fiofanana.

🎤 SPEECH CONTEST 2027

Efa miroso ny fanomanana ny fifaninanana kabary amin'ny teny anglisy.

Daty manan-danja:

11 juillet 2026: Elimination

18 Juillet 2026 : Quart de Finale

25 Juillet 2026 : Grande Finale

📍 Toerana: CRJS

🎟️ Saram-pidirana Finale: 3 000 Ar (misy snack sy zava-pisotro)

Fanamarihana:

✅ Maimaim-poana ny Elimination sy ny Quart de Finale.

✅ Ny Grande Finale ihany no misy saram-pidirana.

🎫 EFA MANOMBOKA NY FIVAROTANA BILETY!

Manasa antsika rehetra hanohana ity hetsika lehibe ity amin'ny alalan'ny fividianana sy fizarana tapakila amin'ny havana, namana ary mpiara-miasa.

✨ Tongava maro! Andao hiara-hampiseho ny talenta, hampiroborobo ny fahaiza-miteny, ary hanohana ny tanora ao amin'ny Excellent Course.

"Education is the movement from darkness to light."

Our hard work will pay off soon, guys! ❤️🥰🥰❤️🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷
04/07/2026

Our hard work will pay off soon, guys! ❤️🥰🥰❤️🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷🇱🇷

Address

TOAMASINA TanambaoV (en Face Bar Mananara)
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Excellent course posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category