22/08/2026
🎓 Vao nahavita BACC ve ianao❓
Na mikasa ny hahay teny vahiny, hifehy informatique ary hanomana ny hoavinao mba ho tsara ve ianao❓🔥
👉 Raha ENY, soraty ao amin’ny commentaire ny hoe “LIANA”. ❤️
💙 TANA L-H dia vonona hanampy anao hahatratra ny tanjonao!🥰
📚 FAMPIOFANANA IZAY MANDRITRA NY EFA-BOLANA MONJA:
🇺🇸 Anglais Américain
🇫🇷 Français
🇩🇪 Allemand
💻 Informatique
✨ NAHOANA NO TANA L-H ?
✅ Fampianarana 100% pratiques
✅ Mpampianatra manana traikefa feno
✅ 15 maximum par classe no miara-mianatra
✅ Noho izany, tena voahara-maso akaiky ny mpianatra tsirairay
✅ Izahay no miantoka ny Ordinateur sy fitaovana ilaina ho an’ny Informatique
✅ Maro ny activités hoitanao, toy ny: CLUB • BAIN DE LANGUE • SORTIE • FOOT • BASKET… 🔥
💰 SARAM-PIANARANA :
🇺🇸 Anglais : 50.000 Ar/mois
🇫🇷 Français : 40.000 Ar/mois
🇩🇪 Allemand : 60.000 Ar/mois
💻 Informatique : 50.000 Ar/mois
⚖️ Droit : 10.000 Ar
📍 RENTRÉES:
⭕ Ankaraobato — Lundi 07 Septembre
⭕ Alakamisy Fenoarivo — Mardi 08 Septembre
🔥 Aza miandry ela!
Efa misokatra ny fisoratana anarana.
👉 Azonao atao ny miantso ireto laharana ireto:
📞 038 62 027 87
📞 038 34 019 22
📞 033 24 637 24
TANA L-H — Votre meilleur COACH linguistique et Informatique. 💙💛