06/07/2026
Salama daholo ndray e 👋
‼️Iza Ilay efa manana permis nefa Mbola tsy mahavofehy ny fitondrana fiara❓
‼️ Iza Ilay tany @ auto école no nitondra fiara farany Dia natao haingo poketra fotsiny sisa Ilay permis❓
‼️ Iza Ilay mba te ahaleo tena nefa vao maheno hoe hitondra fiara fotsiny Dia efa manao palputation ❓
‼️Iza Ilay apifilafilainy olona rehefa te hivoka iny ❓
‼️ Maro tsy votanisa ny antony fa aza atao sakana intsony fa 🙂 ANDAO HIZATRA FIARA HIARAKA @ NAY 🤗
👉 Na Mbola tsy manana fiara ianao na efa manana fiara Dia mety fona tompoko 👈
😱 Ho anareo tena mahatahoatra be reny, aza be fanahiana fa 1ere séance iany Dia ho hitanao Ilay fiovana 🤭 1 ère séance iany Dia ho afaka Ilay tahoatra fa hisolo fahatokisan-tena 🙏
➡️ Satria mpanazatra tsotra tsy bé kizitina Sady tsy mikitakita no handray Anao 😊
➡️ Individuel ny séance ato @ Nay dia tsisy mahamenatra na Dia débutant bé aza ianao 😁, rehefa manana permis Dia mahay ianao tafavoka ato @ Nay 💪
♥️ 5 andro monja Dia ho vofehinao ny fitondrana fiara izay hizaranao n'y♥️:
📌 Démarrage
📌 Gabarit
📌 Direction
📌 Démarrage en côte avec et sans frein à main
📌 Parking
📌 Marche arrière
📌 Sy ireo rehetra mombany fitondrana fiara
👉 Raha mahaliana Anao Dia manasa Anao hiditra MP na hiantso mivantana ny 038 49 620 36 na 034 69 236 80 👈
LEt''S GO ndray Ary o 🥰