11/12/2024
Hello English Speakers.
Club d'Anglais gratuit ho an'ny rehetra.
Fitenenana teny Anglisy ranofotsiny.
Tongava fa ho afapo ianao @ pratique ary tsy maintsy hivoatra.
Ny Zoma izao @ 2ora tolak'andro ao @ CEFOPI BOULANGERIE 2EME ÉTAGE AMPITAN'NY TERMINUS CYCLO-POUSSE ANKADINDRATOMBO.
Fandriho dieny izao ny toeranao fa voafetra ny toerana
034 99 296 03