18/11/2025
Finaritra daholo 😊
🌸RAY AMAN-DRENY MANDRAY ANJARA FENO AMIN'NY FANABEAZANA NY ZANANY🌸
Hofakafakaintsika izany lohahevitra izany amin'ny fifampizarana sy fifanakalozantsika hevitra miaraka amin'ny Baliaka Éducation 🎓.
Asaina ho tonga dada sy neny ny Alahady 23 Novambra 2025 amin'ny 2 ora tolakandro tsy diso. Afaka mitondra namana.
Aoka isika mba samy hitondra penina.
Mitondra soa ho antsika ny fanatrehana izany.
Mirary soa tompoko