Arc en Ciel Mananjary

Arc en Ciel Mananjary Collège privé

05/05/2026

Ao anatin’ny fanatanterahana ny Tetikasa momba ny Fitantanana Nomérika sy ny Fitantanana ny Mombamomba ny Olom-pirenena Malagasy (PRODIGY), izay natomboky ny fanjakana malagasy miaraka amin’ny fanohanan’ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, dia misy fanisana manerana ny firenena ny mpianatra atao, mba hanomezana azy ireo Laharana Tokana Famantarana ny Mpianatra (NUIS).
Ity hetsika ity dia mikendry:
hanamafy ny fahamarinan’ny antontan’isa momba ny sekoly,
hanatsara ny fanaraha-maso ny lalan’ny fianaran’ny mpianatra,
ary hiantoka ny fifandraisan’ireo rafitra nasionaly amin’ny fitantanana ny mombamomba ny olona sy ny sora-piankohonana.
Noho izany, ny fanolorana kopian’ny sora-pahaterahana dia taratasy manan-danja sy tsy maintsy ilaina amin’ny famantarana marina ny mpianatra voakasika.
1. Tanjona
Ireto avy ny tanjon’ity fanatanterahana ity:
Hampiditra ny mpianatra rehetra ao anatin’ny lisitry ny mpianatra an’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena;
Hanome Laharana Tokana Famantarana ny Mpianatra ho an’ny mpianatra rehetra amin’ny sekoly miankina amin’ny fanjakana sy tsy miankina (fanabeazana fototra, ambaratonga voalohany, kolejy, lisea).
2. Toromarika momba ny fanangonana ny kopian’ny sora-pahaterahana
Ny tanjona dia ny hiantohana ny fiarovana ny mombamomba ny mpianatra, mba hahafahana manome azy ireo:
Laharana Tokana Famantarana (NUIS),
ary karatra famantarana ho an’ny mpianatra tsirairay.

16/09/2025

Akory aby, miara-ory aminareo namana fianakaviana mpiray tanàna rava fananana amin'izao voina lehibe mahazo antsika izao. Tsy mianatra aloha ny mpianatra.

03/09/2025

Dépôt de fournitures lundi 8 septembre 2025; rentrée scolaire 2025-2026 mardi 9 septembre 2025. Bonne rentrée à tous ❤️

09/07/2025
09/07/2025

Un immense MERCI à notre équipe enseignante !
Cette réussite c’est avant tout le fruit de votre travail acharné, de votre engagement sans relâche et de votre passion pour l’éducation.
Du fond du cœur, merci pour votre dévouement, votre efficacité et votre accompagnement constant auprès de nos élèves.
Vous êtes les artisans silencieux de cette belle réussite, et nous sommes fiers de vous avoir à nos côtés.
Bravo à toute l’équipe pédagogique !

🎉 Félicitations à nos champions du CM2 ! 🎓Résultat : 100/100 👏📍 1ère CISCO Mananjary📊 Moyenne  : 19,50/20🏆  Nous sommes ...
23/06/2025

🎉 Félicitations à nos champions du CM2 ! 🎓
Résultat : 100/100 👏
📍 1ère CISCO Mananjary
📊 Moyenne : 19,50/20🏆

Nous sommes fiers de vous ! Continuez à viser l’excellence ! 🌟

21/06/2025

Mercredi 4 juin 2025 cette inoubliable journée

Emploi du temps de l'évaluation finale 2024-2025 🧑‍🎓👩‍🎓
12/06/2025

Emploi du temps de l'évaluation finale 2024-2025 🧑‍🎓👩‍🎓

10/06/2025

🎓 REPRISE DES COURS - COLLÈGE ARC EN CIEL MANANJARY 🎓
Chers élèves, chers parents,
Les cours reprennent ce mardi 10 juin 2025 pour la révision finale en vue des examens 2025. 📝
Soyez ponctuels, motivés et prêts à donner le meilleur de vous-mêmes ! 💪📚

Address

Tanambao
Tanambao
317

Telephone

+261328651483

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Arc en Ciel Mananjary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Arc en Ciel Mananjary:

Shortcuts

Share

Category