Ndao ianatra teny ARABE

Ndao ianatra teny ARABE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ndao ianatra teny ARABE, College & University, Tamatave, Tamatave.

28/04/2026
10/04/2026

Miteny I Allah ﷻ manao hoe:

فَٱذْكُرُونِىٓ أَذْكُرْكُمْ

‘Ka tsarovinareo àry Aho, dia hahatsiaro anareo Aho…’.

🔎Référence:
📖Sourate Al Baqara 2 ayat 152

10/04/2026

Ireo "alphabet arabe" sy ny fanononana azy:

أ alif
ب be
ت te
ث the
ج jim
ح he
خ khe
د dal
ذ dhal
ر re
ز ze
س sin
ش chin
ص soad
ض doad
ط toe
ظ dhoe
ع ain
غ rhain
ف fe
ق qof
ك kaf
ل lam
م mim
ن noun
هـ ghe
و oao
ي ye

10/03/2024

Niteny i Mpaminany ﷺ manao hoe :

"‏ إِذَا جَاءَ رَمَضَانُ فُتِحَتْ أَبْوَابُ الْجَنَّةِ ‏"

‘Rehefa tonga ny volana Ramadhan dia misokatra avokoa ny varavaran’ny Paradisa rehetra’

📚 Sahih Bukhari, Hadith n° 1898
باب هَلْ يُقَالُ رَمَضَانُ أَوْ شَهْرُ رَمَضَانَ وَمَنْ رَأَى كُلَّهُ وَاسِعًا
كتاب الصوم
Nb: Samia miezaka manao ny asa soa rehetra izy vitany ary miezaka manalavitra ireo asa ratsy.

10/03/2024

Nanao fanambarana Arabie Saoudite fa hita ny tsinambolana androany.

Zany hoe rampitso faha 11 Mars manomboka Ramadan 1445/2024.

10/03/2024

Androany faha 29 Shaaban 1445 zany hoe 10 Mars 2024.

18h:12mn ny masoandro no miletika ary 18h 25mn ny volana no milentika.

Zany hoe 13 mn aorian’ny filentehan’ny masoandro no volana no milentika.

Io 13 mn io ihany no anantsika hijerena tsinambolana androany.

Samia mijery.

20/02/2024

Alphabet arabe:

أ، ب، ت، ث، ج، ح، خ، د، ذ، ر، ز، س، ش، ص، ض، ط، ظ، ع، غ، ف، ق، ك، ل، م، ن، هـ، و، ي

11/02/2024

بِسْمِ ٱللَّهِ ٱلرَّحْمَٰنِ ٱلرَّحِيمِ
Bismillah Rahman Rahim

10/02/2024

😍❤ Tsara (mahafinaritra) جَمِيْل
Famakina azy: jamiyl

10/02/2024

Très جَدَّا
Famakina azy: jiddane

Très bien جِـدَّا جَـيِّـد
Famakina azy: jayyid jiddane

Address

Tamatave
Tamatave
501

Telephone

+261329803196

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao ianatra teny ARABE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Ndao ianatra teny ARABE:

Shortcuts

Share