Lycée Privé Fuchsia Sambava

Lycée Privé Fuchsia Sambava Préscolaire, Primaire, Collège et Lycée. On est prêt à vous accueillir quelques soit votre situation.

02/08/2025

Horakoraka be ho an'ireo mpankafy be ahy vaovao indrindra! Samela Rasoariamalala, Anouska Nirina, Juliano Junior, Ãngelïnãh Ãntenaïnã, Bjoma Rįcardo, Mÿ Rįãh, Razafindrasoa Vanessa, Olivio Tony

Encore Récap de la journée des écoles 🎉Invitez vos amis à s'abonner à notre page.🙏 fans Charente Caisia Alvinah Charles ...
21/02/2025

Encore Récap de la journée des écoles 🎉

Invitez vos amis à s'abonner à notre page.🙏

fans Charente Caisia Alvinah Charles Norbert Lucie Thomas Peniel Rafaly Ãngelïnãh Ãntenaïnã Chris Telin Ratsaralaza Jean Herbert Luciano Jean Christophe Bera

Mitohy ny fety, JOURNÉE DES ÉCOLES Nifantoka t@fandraisana vahiny ny tato  ntsika androany.Samy hanazo zotom-po hilofo  ...
20/02/2025

Mitohy ny fety, JOURNÉE DES ÉCOLES

Nifantoka t@fandraisana vahiny ny tato ntsika androany.

Samy hanazo zotom-po hilofo ny ankizy rehetra.
Dia nampitsiry ny fianarana teny vahiny tao ampon'ireo Mpianatra ihany koa izany.

Sekoly Mamolavola olom-banona ,mpianatra miaraka manentena ho an'ny tontolo maitso lavitry ny Doro Tanety dia isany tafiditra tao anaty programme tao anatin'ny telo andro izay .

🎯TOHINY PROGRAMME RAHAMPITSO: tapany maraina hisy fifaninana Miss et Mister scolaire ary fifaninana dihy afindrafindrao,ny tapany tolakandro kosa dia mifantoka amin'ny lalao ara panatanjahan-tena(match inter classe) ary hisy koa ny fiarahana milalao amin'ny mpanabe izay atao any amin'ny Terrain Ravinala.
MITONGAVA MARO ATSIKA 🤗
Charles Norbert Peniel Rafaly Jean Christophe Bera Nafissa Ibrayane Lucie Thomas Ãngelïnãh Ãntenaïnã Bjoma Rįcardo Juliano Junior fans Samela Rasoariamalala Ramino Arisoa Aÿchã




Address

BP 113A
Sambava
208

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 12:00

Telephone

+261320298916

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Privé Fuchsia Sambava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Lycée Privé Fuchsia Sambava:

Shortcuts

Share

Category