APEX School

APEX School Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from APEX School, Specialty School, .

09/08/2026

Tsy ela, manomboka AMARAIGNY dia efa hiraisina anareo rehetra Hianatra teny ANGLISY ato @ APEX

INONA no manakana anao hianatra Teny Anglisy 🇺🇸🇬🇧 : _ OPPORTUNITÉ _ TEMPS [fotoana]_ Money 💷 [ VOLA] _ TOERANA _ PROF [M...
06/08/2026

INONA no manakana anao hianatra Teny Anglisy 🇺🇸🇬🇧 :
_ OPPORTUNITÉ
_ TEMPS [fotoana]
_ Money 💷 [ VOLA]
_ TOERANA
_ PROF [MPAMPIANATRA]
_ PRATIQUE
_ Objectif ..

araho tsy tapaka ny APEX School
Midira mp avy hatrany fa Hovahana ny olanao rehetra.

Coach : 038 09 270 74

Box WIFI orange ambidy mbola vaovao be 32 utilisateurs  038 09 270 74  lieu de récupération : Analarajy akaikin'ny Prési...
06/08/2026

Box WIFI orange ambidy
mbola vaovao be 32 utilisateurs
038 09 270 74
lieu de récupération : Analarajy akaikin'ny Président
mp Prix

Cours d’ANGLAIS à Ile Sainte Marie Mbola mitohy ny fandraisana ato APEX School OWN THE SUMMIT●COMMAND THE FUTURE
01/08/2026

Cours d’ANGLAIS à Ile Sainte Marie
Mbola mitohy ny fandraisana ato APEX School
OWN THE SUMMIT●COMMAND THE FUTURE

17h 45  à Île Sainte-Marie Sunset 🌇   Mbola mandray mpianatra ny APEX School [English-Leadership-Comptability,...]let’s ...
29/07/2026

17h 45 à Île Sainte-Marie
Sunset 🌇 Mbola mandray mpianatra ny APEX School [English-Leadership-Comptability,...]
let’s Realise what we deserve ✅️

21/07/2026

Misy mitady collaboration [ fiaraha-miasa] ato
olo eto St Marie
mp ( plus d’info)

21/07/2026

Antony sotroinao toaka 🥃 ⁉️

🚨 TE HANANA ASA-TENA IANAO ? Ireto ny toe-tsaina 7 izay hanova ny fiainanao 👇✅️Fa asio j’aime👍, partagéo ↗️ hohitan’ny n...
19/07/2026

🚨 TE HANANA ASA-TENA IANAO ?
Ireto ny toe-tsaina 7 izay hanova ny fiainanao 👇

✅️Fa asio j’aime👍, partagéo ↗️ hohitan’ny namano ity Post ity mba hizarana ny fahalalana bebe kokoa 🥰
Ry namana, aza mitady asa intsony...
Mamoron-asa ianao 💼

Fa ny asa-tena tsy vola no manomboka azy.
LOHA NO MANOMBOKA 🧠

Ireto ny fitaovam-piady tokony hanananao :

1️⃣ FAHATSIAROVAN-TENA 200% 💪
Tsy misy karama miandry anao faran'ny volana.
Ianao no tompon'andraikitra amin'ny fahombiazanao.
Vonona ve ianao ?

2️⃣ FAHAVOAZANA BEBE KOKOA ⏰
Tsy misy lehibe manery anao hiasa maraina, tsy misy hibaiko anao .
Ianao no lehiben'ny tenanao.
Afaka mifoha sy miasa irery ve ianao ?

3️⃣ FAHARETANA TSY AZO VAKIVAKINA 🛡️
Ho very ianao. Ho lavo ianao. Ho misy milaza fa tsy ho vitanao.
Ny mpandresy dia ilay mitsangana indray foana, Tsy milavo lefona hatrany🔥

4️⃣ FAHA SAHIANA HIVAROTRA NY FANOMPOAN'ANAO 🎤
Tsy mivarotra ora ianao. Mivarotra vahaolana ianao.
Inona no olana azonao vahana ?

5️⃣ FAHALALAM-PANOMPOANA AM-PONAO ❤️
Ny client no lehibe vaovao anao.
Raha faly izy, dia mitombo ny orinasanao.
Vonona hanompo amin'ny fo ve ianao ?

6️⃣ FAHALALAHA MITOHY 📚
Ny tany miova. Ny teknika miova.
Raha mijanona ianao dia maty.
Vonona hianatra isan'andro ve ianao ?

7️⃣ FAHITA LAVITRA - VISION 🎯
Tsy mieritreritra volana manaraka ianao.
Manangana taranaka ianao.
Aiza no ho hitanao ny tenanao 3 taona aty aoriana ?

💎 NY TSIAMBARA TELO :
NY FAHAIZANA + NY FAHATOKIANA + NY TENY ANGLISY = FAHOMBIZANA 🚀

HOTEL, GUIDE, BUSINESS, COMMUNICATION INTERNATIONALE...
Tsy misy iray amin'ireo tsy mitaky Anglais matihanina 🌍

👉 ETO @ APEX SCHOOL SAINTE MARIE
Tsy teny fotsiny no ampianarinay.
Manangana BOSS izahay 👑

🎉 Droit d'inscription : 00Ar
MIANATRA HO BOSS ato APEX School

📍 Toerana : Analarajy akaikin'ny Président
📞 WhatsApp : 038 09 270 74

Koa lazao ahy izao 👇
Amin'ireo 7 ireo, inona no tokony hampitomboinao indrindra amin'izao fotoana izao ?
Hovaliko manokana anao aho 🙏

Rejoignez-nous dès maintenant ✨

---
#

Akoreeee🤗🥰 Vakio tsara👇 Hotanterahana ny formation izay natao publication teto  Atao par groupe ilay iz noho ny lamina k...
19/07/2026

Akoreeee🤗🥰 Vakio tsara👇 Hotanterahana ny formation izay natao publication teto
Atao par groupe ilay iz noho ny lamina ka😊 , toerana : Analarajy Akaikin'ny président
Izay nahavita inscription ihany no hiraisina . Halefa any anareo ny emploi du temps

Hoanao mbola te hisitraka ilay formation gratuite mandefasa message fa iniany farany inscription
araho tsy tapaka ny pejy APEX School
contact : +261 38 09 270 74 (WhatsApp )

••••••●●○○☆☆☆☆☆○○●●••••••HOTEL 🏨 RESTAURANT 🍴 GUIDE🌊Business🕴 COMMUNICATION [international]🤝               ☆☆☆☆☆🌟 APEX S...
15/07/2026

••••••●●○○☆☆☆☆☆○○●●••••••
HOTEL 🏨 RESTAURANT 🍴 GUIDE🌊Business🕴 COMMUNICATION [international]🤝
☆☆☆☆☆

🌟 APEX School SAINTE MARIE
NOSYBORAHA MI-SPEAK! 🌟

Te hahay hiresaka sy hifehy ny teny Anglisy ve ianao mba ho matihanina kokoa amin'ny asanao, indrindra eo amin'ny sehatry ny fizahan-tany sy ny fandraisam-bahiny :

Izao no fotoana mety indrindra ho anao! Ny APEX School dia manokatra ny fampianarana teny Anglisy (En salle) eto Sainte Marie!

¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤

🎯 Ny ato @ APEX SCHOOL :

🎓 Mpampianatra efa Certifié International (Manana traikefa matanjaka).
🔥 Pratique 200% (Tsy misy raborabo fa fitenenana mivantana).
🕒 Ora isafidianana (Heures au choix)(Mety tsara ho anao mpianatra na efa miasa).
📚 Fampianarana Maoderina sy manaraka fenitra iraisampirenena.

¤¤¤¤¤¤¤¤¤

Fin de formation : 🎓
Soutenance [sortie de promotion ]
📜 INTERNATIONAL TEFL/TESOL CERTIFICATE.

--------------

🎁 OFFRE SPÉCIALE:

❌ 𝐅𝐑𝐀𝐈𝐒 𝐃'𝐈𝐍𝐒𝐂𝐑𝐈𝐏𝐓𝐈𝐎𝐍: 𝟎𝟎 𝐀𝐫 ( fanoratana anarana maimaim-poana!)

--------------

📌 Toerana : Analarajy, Sainte Marie

🚨 PLACES LIMITÉES — INSCRIVEZ-VOUS VITE! 🚨
Aza tara fa efa misokatra ny fisoratam-anarana izao!

-----------

📞 CONTACTS & INFOS:

💬 Mandefasa hafatra mivantana amin'ny WhatsApp:
📲 +261 38 09 270 74

APEX School Sainte Marie:
"OWN THE SUMMIT ●COMMAND THE FUTURE "
English opens doors to the world 🌍✨

---

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when APEX School posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your school to be the top-listed School/college?

Share