Mpanabe Kiady

Mpanabe Kiady

Share

Une école qui a été créer le 16 Décembre 2005, sous la direction du Mr ANDRIA-NOEL Rodin, le père et Mr ANDRIA-NOEL Kiady, le fils.

Enseignement niveau I et niveau II. La première école privée qui a tenu la première place sur les résultats officiels CEPE et BEPC dès sa première année dans son arrondissement.

11/05/2020
18/10/2019

Le premier jour de la rentrée.
Année scolaire 2019-2020

Photos 07/12/2016

"On apprend mieux quand on est heureux"

Photos 13/11/2016

Salama e!
Koa satria efa tafiditra ao anatin'ny fialambolin'ny tanora ny sary, ary noho ny fangatahan'ireo ankizy maro be dia nasiana ny studio photo ao amin'ny Collège Kiady ho fanomezana fahafaham-po ny rehetra, indrindra isika tanora eto Sabotsy Namehana. Alefaso amin'ny hafatra miafina (mp) ireo fanontanianao na ny famandrian-potoana (rdv). Samy finaritra daholo eeee!!!

Photos 10/11/2016

FIZAHANA MASO (mirary dia mirary):
Ho fitsinjovana ireo mpianatra, ireo ray aman-dreny, ary ireo maintimolaly sy ny fianakavimben'ny "Collège Kiady" dia nasiana ny fizahàna maso ataon'ny dokotera manam-pahaizana manokana momba izany, ato amin'ny kolejy ny sabotsy izao manomboka amin'ny 7 ora sy sasany maraina. Misokatra ho an'ny be sy ny maro ihany koa ny varavarana ary toy izao ny sarany amin'izany:
- Mpianatry "Collège Kiady": 5.000 Ar
- Ray aman-drenin'ny mpianatry "Collège Kiady", zoky na zandry mianatra any an-toeran-kafa, ary ireo maintimolaly: 7.000 Ar
- Ankoatra: 10.000 Ar

Année scolaire 2015-2016 08/11/2016
Photos 28/11/2015
Année scolaire 2014-2015 11/10/2015
05/03/2013

Ho avy ndray zao ny club de sport. Ny piscine moa dia efa itantsika fa na ny prof aza dia mikatroka miarak@ mpianatra ihany koa.
Miala any ndray ny club de basket sy ny foot.

07/09/2012

Resultat CEPE: 100%.

25/04/2012

Cours de Français cet après-midi pour les 3ème.

Want your school to be the top-listed School/college in Sabotsy-Namehana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Lot B 19 Ter Sabotsy Namehana
Sabotsy-Namehana
103