Artistic Group of Avaradrano AGA

Artistic Group of Avaradrano AGA

Share

Mitondra ny Kanto Ho Fampivoarana

05/12/2022
03/09/2020

Mankasitraka Anareo 400+ manjohy anay hatrany. Elaela izay no tsy nisy hetsika fa efa an-dalam-pikarakarana izahay izao ary mampanantena ny tsara indrindra ho antsika hatrany :)
Artistic Group of Avaradrano

29/06/2019

Mbola mamerina ny fisaorana mitafotafo anareo rehetra tsy an-kanavaka, ireo nanampy rehetra nahatontosana ny seho anio, ny mpandray anjara rehetra, ny mpanohana ary indrindra indrindra ianareo mpijery namaly ny antso. Tahin'ny Tompo daholo o 😊
We would like to reiterate our thankfullness to all of you who have contributed to the fullfilment of today's show: the public, the performers and also the technicians. May God bless all of us 😊
Nous réitérons notre plus profonde reconnaissance envers tous ceux qui ont contribué de près ou de loin à l'accomplissement du spectacle de ce jour: les comédiens, les techniciens ainsi que notre aimable public. Que Dieu vous bénisse tous. 😊
Wendy Rakotoelisoa Larye Tinnie Mathudie Donarlo Naje Rj Bronne Hen Tsouh Timothy Andriann Sarika Tony Tiana Randri Sarah El'jah Rud'Gyal Roxanah Ann'ick Rayannah

29/06/2019

J-0
Tonga izao ilay ora nandrasantsika ela izay... 🎶🎼🎤🎵
Manantena anareo izahay anio; amin'ny 2 ora tsy diso ao amin'ny grande salle LP MASCA
1000Ar ihany ny fidirana ho an'izay mbola tsy nahazo tapakila
Ann'ick Rayannah Donarlo Naje Rj Bronne Jordan Teg Man Tony Tiana RandriLarye Tinnie MathudieRud'Gyal RoxanahSarah El'jahAndriann Sarika

27/06/2019

Efa ho avy...☺

19/06/2019

Noho ny antony lehibe izay tsy azo nanoharana dia voatery nahemotra ny Asabotsy 29 Jona 2019 amin'ny 2 ora ao amin'ny Grande salle LP MASCA ny seho.
Maneho ny fialan-tsiny lehibe ny amin'ny fanelingelenana vokatr'izany. Matoky anefa izahay fa tsy handao anay ianareo ary mbola mamerina ny tokinay izahay fa hanome ny tsara indrindra avy aminay na eo aza izany. Misaotra indrindra tompoko.
Nous tenons à informer notre aimable public qu'à cause d'un contre-temps impossible à lever nous avons dû décider de reporter notre spectacle au Samedi 29 Juin 2019 à 14h dans la grande salle du LP MASCA. Nous tenons ainsi à nous excuser du gêne occasioné et nous comptons toujours sur votre soutient. Nous réitérons notre promesse de donner le meilleur de nous-même pour ce jour. Nous vous remerçions pour votre compréhension.

15/06/2019

J-14
Efa vonona tanteraka izahay na inona na inona sedra hiseho 😊

17/05/2019

Izany ny hakanton'i Gasikara...
Aleo apetraka ho tantara...
Toy izao ny andriambavilanitra rehefa maneho talenta. Mbola mampanantena ny tsara kokoa izahay amin'ny 29 Jona amin'n 2 ora ao am MASCA 🎶

31/12/2018

Enga anie ho taona zina ho antsika rehetra ity taona ity. Miarahaba ny rehetra nahatratra izany.

20/12/2018

Na dia teo ary ny olana maro isan-karazany dia tanteraka soamantsara ihany ilay seho Krismasy nototosaina anio ka Isaorana anie ny Avo Indrindra ary isaorana ireo mpiara-miasa rehetra niara nisalahy, ary tsy adino ianareo rehetra nahafoy fotoana nanotrona. Misaotra eram-po eran-tsaina anareo manjohy anay hatrany.
Santatra am-bava rano iny fa ny manetsa be mbola ho avy, mampanantena ny tsara kokoa hatrany izahay amin'ny manaraka....
Mirary fety sambatra ho antsika tsirairay avy izahay

Want your school to be the top-listed School/college in Sabotsy-Namehana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Sabotsy-Namehana
Sabotsy-Namehana