Tianareo ve raha Asiana formation gratuite...
Midira Mp ary Izay Liana ooo
Coupe et couture formation BY Hamiratra
mampiantra manjaitra izahay. toerana Antsofinondry. Mandray mpianatra isan'andro.
18/10/2023
Tsy mitsahatra mitady izay hahasoa anareo Izahay ato 🥰.
Ka misy karazany maro ny fampiofanana manjaitra ✂️📍.
🌾Coupe et couture de base maharitra iray na roa volana 😁
🥀 Formation modélisme 5 volona.
✂️Coupe et couture en général (misy karazany roa).🌾.
Vaovao be 🥰 ny fisian'ny formation à domicile 💖.
Ity lehilahy ity izao, 3semines nahay JUPES ROBE HAUTE PANTALON 🥰
Ilay vehivavy koa mbola tsy ampy iray volana Dia ireo no vitany.
📌Tsy misy cours spécial Samedi fa dimanche no misy🥰.
Toerana Antsofinondry (Sabotsy namehana).
Téléphone 032 46 484 16
034 28 705 63
Fidirana ny 1 hatramin'ny 8 Novembre 2023.
08:30
30/07/2023
10 règles d'autodiscipline que seules les personnes qui réussissent connaissent.
1. N'attendez pas le bon moment pour commencer.
2. Faites ce que vous ne voulez pas faire pour éliminer la procrastination et la paresse mentale.
3. Tenez-vous responsable et trouvez d'autres personnes pour faire de même.
4. Visualisez le résultat.
5. Identifiez vos faiblesses et affrontez-les de front.
6. Devenez chronométreur et incroyablement organisé.
7. Fixez-vous des objectifs pour chaque étape du chemin.
8. Incorporez des récompenses pour avoir atteint certains jalons.
9. Éliminez les tentations et les distractions.
10. Ayez confiance en vous.
29/07/2023
Anisan'ny mitana anjara toerana lehibe eo am fiainan-tsika ny zaitra🧵🧶. Satria isika tsy maintsy MITAFY foana.🥰.
Ary mivelatra fona ny lamaody 😘👗👖👚.
Izany indrindra no manosika anay anolotra ho anareo fampianarana manjaitra.
😊Spécial vacances 😉.
✔️Tapa bolana ny faharetany.
Ianarana base zaitra fotsiny. 😊.
Jupes 💖robe👗 haute👕 pantalon👖. ✔️. Fidirana le*04/08/23💖
Eo ihany koa ny formation zone franche. Mandray mpianatra isan'andro
18/07/2023
Coucou ☺️..
Cours de vacances ao anatin'ny tapa bolana monja🥰. Ianarana base zaitra.
JUPES ROBE HAUTE PANTALON.
04/03/2023
21/02/2023
Manasa anareo ho avy 😊
11/02/2023
Ho anareo Liana am fianarana manjaitra. Izahay dia vonona hanome fahafa-po ho anareo.
Toerana Antsofinondry sabotsy
Contact : 032 46 484 16
10/02/2023
Ho anareo Liana am fianarana manjaitra. Izahay dia vonona hanome fahafa-po ho anareo.
Toerana Antsofinondry sabotsy
19/11/2022
😊 tolotra manokana no omenay anareo hiditra hianatra amin'ity volana Novembre ity s'y ny Décembre.
Droit d'inscription 0ar. Mbola misy zavatra hafa koo aa.
Teneniko ao am commentaires
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Sabotsy-Namehana
103
Opening Hours
| Monday | 08:30 - 16:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 13:00 |