Starlight English Learning Center Moramanga

Starlight English Learning Center Moramanga " Ny teniko tsy ho hariako fa ny an'ny hafa kosa ho feheziko"

05/03/2026

Thank you Gracia🙏🙏

03/03/2026

Thank you Epifaniah

03/03/2026

Thank you Jefferson Rakotomalala🙏

02/03/2026

This is Fetra's full video!

01/03/2026
👉👉🌟List of the successful candidates in alphabetical order after their final speech🌟🌟🌟School Year: 2024-2025
11/01/2026

👉👉🌟List of the successful candidates in alphabetical order after their final speech🌟🌟🌟
School Year: 2024-2025

01/01/2026

Very happy New year to everyone. May this coming year be fruitful for all of us, may everyone be successful in life and may our New year business be thriving everytime.

02/11/2025

❌❌❌❌Ilazana ny mpianatra tokony hanao "SPEECH" tamin'ity "vacances de Toussaint" ity fa nafindra amin'ny " vacances de Noël" ny fanaovana izany speech izany ka ny Alahady 21 Desambra 2025 no hanaovana ny "CONSULTATION GENERALE" ka toy izao ny fandaharam-potoana amin'izany:
1- Amin'ny 2 ora hatramin'ny 4 ora folakandro: BEGINNERS
2- Amin'ny 4 ora hatramin'ny 6 ora folakandro: ADVANCED LEVEL
Samia mitondra ny Bokiny ny tsirairay avy.
Ny Mpampianatra.

"Ny teniko tsy hariako fa ny an'ny hafa kosa ho feheziko"👉TE HAHAY HITENY ANGLISY TSARA SY HAINGANA VE IANAO?👉Misokatra ...
23/09/2025

"Ny teniko tsy hariako fa ny an'ny hafa kosa ho feheziko"
👉TE HAHAY HITENY ANGLISY TSARA SY HAINGANA VE IANAO?
👉Misokatra indray ny fisoratana anarana amin'ny 🌟 andiany faha-39🌟 izay manomboka ny 29 Septambra 2025 hatramin'ny 05 Oktobra 2025
Isan-kariva amin'ny 6 ora sasany hatramin'ny 8ora.
👉FIDIRANA:
🌟🌟Ny mpianatra : Alatsinainy 06 Oktobra 2025 amin'ny 6 ora sasany hariva
🌟🌟Ny olon-dehibe : Talata 07 Oktobra 2025 amin'ny 6 ora sasany hariva
🌟🌟Conversation Class : Sabotsy 11 Oktobra 2025 amin'ny 6ora sasany hariva
👉Mpampianatra efa mana-traikefa no handray anao satria efa 40 taona mahery teo 'ny fampianarana
👉voafetra ny toerana amin'ny Groupe tsirairay.
❌❌❌Misy ny groupe mianatra ny antoandro ihany na ny mianatra ny hariva ihany❌❌❌❌
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny 0343152405

25/05/2025

Happy Mother's day🎉🎉🎉

⭐⭐⭐Liste des apprenants Anglicistes de l'année 2024 pendant 6 mois⭐⭐⭐
25/01/2025

⭐⭐⭐Liste des apprenants Anglicistes de l'année 2024 pendant 6 mois⭐⭐⭐

Address

Moramanga Ambony
Moramanga

Telephone

+261343152405

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Starlight English Learning Center Moramanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category