28/07/2025
☑efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny taom-pianarana 2025-2026 ao amin'ny collège privé La DAUPHINELLE Antanifasika Ankazobe Moramanga
☑expression française , initiation en anglais
☑misy ny kilasy préscolaire, primaire, secondaire
☑inona ary ny tombotsoa azo amin'ny fampianarana ny zanantsika ao amin'ny la dauphinelle?
➡ traikefa: efa 25 taona tao anatin'ny tontolon'ny fampianarana
➡mpampianatra efa za-draharaha
➡toerana milamina sy azo antoka
➡misy ny cantine scolaire
➡misy ny activités parascolaires toy ny: zumba, bain de langue, excursion ,sns....
➡efa misy iany koa ny fitaovam-pianarana amidy amin'ny vidiny mirary ato amin'ny sekoly
➡misy ny fitaovam-pianarana omena hanamaivanana ny RAD ho an'izay 40 tonga voalohany misoratra anarana
➡voka-panadinana CEPE 100%
➡tsara ho marihana iany koa fa efa misokatra ny classe 6ème sy 5ème
➡fidirana: Mardi 09septembre 2025
➡raha mila fanazavana fanampiny, dia antsoy ny laharana 0346776548 na manantona mivantana ny birao eo amin'ny takelaby manondro na tsidio ny pejy facebook: école privée la dauphinelle
➡tongava maro ary! Fa voafetra ny toerana