Fokon'olona Ratsimilaho

Fokon'olona Ratsimilaho Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fokon'olona Ratsimilaho, Education Website, Moramanga.

Hanomboka indray izao ny taom-pikatrohana vaovao!Lehilahy 06-25 taona vé ianao?Manasa anao izay mba hiditra ny fikambana...
26/09/2022

Hanomboka indray izao ny taom-pikatrohana vaovao!
Lehilahy 06-25 taona vé ianao?
Manasa anao izay mba hiditra ny fikambanana Antilin'i Madagasikara!
Fivoriana isaky ny alahady @02:00 tolak'andro.
Toerana: ECAR Mangarivotra.
Manantena ny fahatongavan'ialahy izay!
⚜️Andao hanao scout ee!⚜️

14/09/2022

Address

Moramanga

Telephone

0342131654

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fokon'olona Ratsimilaho posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share