ISMR - Institut Supérieur Mgr Ramarosandratana Miarinarivo Itasy

ISMR - Institut Supérieur Mgr Ramarosandratana Miarinarivo Itasy 𝙻’𝙸𝚂𝙼𝚁 𝚟𝚜 𝚙𝚛𝚘𝚙𝚘𝚜𝚎 𝚞𝚗𝚎 𝚏𝚘𝚛𝚖𝚊𝚝𝚒𝚘𝚗 𝚞𝚗𝚒𝚟𝚎𝚛𝚜𝚒𝚝𝚊𝚒𝚛𝚎 𝚊̀ 𝚟𝚘𝚌𝚊𝚝𝚒𝚘𝚗 𝚙𝚛𝚘𝚏𝚎𝚜𝚜𝚒𝚘𝚗𝚗𝚎𝚕𝚕𝚎 𝚍’𝚞𝚗𝚎 𝚍𝚞𝚛𝚎́𝚎 𝚍𝚎 3 𝚊𝚗𝚜 (𝙻𝚒𝚌𝚎𝚗𝚌𝚎). 𝙴𝚏𝚏𝚘𝚛𝚝 - 𝙿𝚎𝚛𝚜𝚎́𝚟𝚎́𝚛𝚊𝚗𝚌𝚎 - 𝚁𝚎́𝚞𝚜𝚜𝚒𝚝𝚎 🎓

10/09/2026

ISMR MIARINARIVO ITASY - Sekoly ambony natao ho an’ireo mpianatra manana bac rehetra manomanana anao hamorona asa avy hatrany sy hampivelatra ny tontolo ambanivohitra.

✍ Efa misokatra ny fisoratana anarana.
☎ Finday: 038 71 477 11/ 033 02 483 54

Arabaina ianareo afaka baccalauréat rehetra. Félicitations ! 🎊 Miandry anareo ny ISMR - Institut Supérieur Mgr Ramarosan...
07/08/2026

Arabaina ianareo afaka baccalauréat rehetra. Félicitations ! 🎊
Miandry anareo ny ISMR - Institut Supérieur Mgr Ramarosandratana Miarinarivo Itasy . 🎓 ✍
Natao ho anareo indrindra ity fampianarana Mamorona asa sy Tetikasa ary Fandraharahana ity.

~HOMMAGE À MGR RAYMOND RAZAKARIVONY~ Mgr Raymond Razakarivony fut un évêque profondément visionnaire. Si l'Institut Supé...
14/07/2026

~HOMMAGE À MGR RAYMOND RAZAKARIVONY~

Mgr Raymond Razakarivony fut un évêque profondément visionnaire. Si l'Institut Supérieur Mgr Ramarosandratana (ISMR) existe aujourd'hui, c'est grâce à sa vision pastorale et à sa ferme volonté de doter le diocèse d'un établissement d'enseignement supérieur capable de former des jeunes bacheliers à devenir des acteurs engagés du développement local.

Les étudiants, les anciens, le corps enseignant, le personnel administratif et toute la communauté de l'ISMR ne remercieront jamais assez Mgr Raymond Razakarivony pour ce précieux héritage, qui continue de transformer des vies et de servir le bien commun.

En ce temps d'hommage, l'ISMR s'incline avec une profonde gratitude devant la mémoire de ce grand pasteur. Puisse son œuvre continuer à prospérer et à inspirer les générations futures, afin que son rêve d'un développement intégral de la personne humaine demeure vivant et fécond.

Que son âme repose dans la paix et la joie du Seigneur.
A-Dieu Mgr Dadabe 🕊

VOYAGE D'ÉTUDES L2 - ANTSIRABESady mahasoa no mahafinatitra be Ilay mianatra ato amin'ny ISMR - Institut Supérieur Mgr R...
12/06/2026

VOYAGE D'ÉTUDES L2 - ANTSIRABE
Sady mahasoa no mahafinatitra be Ilay mianatra ato amin'ny ISMR - Institut Supérieur Mgr Ramarosandratana Miarinarivo Itasy ho anareo izay te ho mpandraharaha eny amin'ny tontolo ambanivohitra.

Tourisme local ny lohahevitra teto, nitsidika ny lac sacré Tritriva. Guide: Mr Olia

26/05/2026

: Io ny Université antsika eto Miarinarivo Itasy sy ny manodidina ka aza mandeha lavitra raha misy mety amintsika ireto filières misy ato ireto:

🔎Financement du développement local
🔎Entrepreneuriat rural
🔎Tourisme local

ISMR - Institut Supérieur Mgr Ramarosandratana Miarinarivo Itasy

EFFORT - PERSÉVÉRANCE - RÉUSSITE

Mankasitraka ny ekipan'ny 2424.mg amin'ny fiaraha-miasa.

La famille de l’ISMR présente ses sincères condoléances à l' Université ASJA à la suite du décès du Père Joseph Cuomo.Qu...
23/05/2026

La famille de l’ISMR présente ses sincères condoléances à l' Université ASJA à la suite du décès du Père Joseph Cuomo.

Que le Christ, vainqueur de la mort par sa résurrection, vous apporte courage et réconfort afin de surmonter cette épreuve.

Que l’âme du Père fondateur de votre université repose en paix, que sa mémoire demeure à jamais gravée dans nos cœurs, et que son héritage continue à porter d’abondants fruits.

Union de prière ! 🙏🕊

C’est avec une profonde tristesse que nous apprenons le décès du Père fondateur de l’Université ASJA " Père Cuomo Joseph", survenu aujourd’hui. Animé par un grand amour pour la jeunesse Malagasy, il a fondé l'ASJA à Antsirabe et Antsohihy pour offrir aux jeunes de Madagascar une chance de s’instruire, de se former et de bâtir un avenir meilleur. Sa disparition laisse un vide immense, mais son héritage continue de vivre à travers chaque étudiant qui franchit les portes de l’établissement qu’il a tant aimé.

L’ISMR a participé à la journée de l’orientation organisée par la Direction Régionale de l’Enseignement Technique et de ...
06/05/2026

L’ISMR a participé à la journée de l’orientation organisée par la Direction Régionale de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle Itasy (DRETFPIT).
Cet événement vise à faire connaître aux habitants de la région les universités, instituts et centres de formation professionnelle qui forment de jeunes entrepreneurs et contribuent ainsi au développement de la région.

Chers étudiants (L1, L2, L3), veuillez prendre note de la modification de l'EDT pour cette semaine. ✍ Vendredi 1er mai: ...
27/04/2026

Chers étudiants (L1, L2, L3), veuillez prendre note de la modification de l'EDT pour cette semaine. ✍
Vendredi 1er mai: Messe à l'église St Joseph à 8h.

MODIFICATION DE L’EMPLOI DU TEMPS – SEMAINE DU 23 MARS 2026Chers étudiants de l'ISMR (L1 et L3),L’administration vous in...
21/03/2026

MODIFICATION DE L’EMPLOI DU TEMPS – SEMAINE DU 23 MARS 2026

Chers étudiants de l'ISMR (L1 et L3),
L’administration vous informe d’un changement dans l’emploi du temps pour la semaine du 23 mars 2026 :

📌Niveau L1 :
📆Lundi : Communication (matinée)
📆Mardi : Organisation paysanne (matinée) et Technologie de base (après-midi)

📌Niveau L3 :
📆Lundi : Création d’entreprise (matinée) et Politique de développement (après-midi)
📆Mardi : Marketing et Politique de développement (matinée) et Méthodologie de recherche (après-midi)

Nous vous remercions de votre compréhension.

L'Administration

✨🚀 FIFANINANA HO AN’NY TANORA MPANDRAHARAHA 🚀✨🎓 Ho anareo tanora efa nahavita fianarana💼 Ary efa misehatra na vao hiseha...
18/03/2026

✨🚀 FIFANINANA HO AN’NY TANORA MPANDRAHARAHA 🚀✨
🎓 Ho anareo tanora efa nahavita fianarana
💼 Ary efa misehatra na vao hisehatra amin’ny FANDRAHARANA / ENTREPRENEURIAT
🔥 Anisan'ny sehatra hanehoanao ny talentanao ity ! 🔥
🏆 Misy FIFANINANA lehibe miandry anao !
👉 Asehoy ny fahaizanao
👉 Ampivoaro ny tetikasanao
👉 Mifaninana amin’ireo tanora hafa manan-talenta
💡 Soa fanararaotra lehibe ity
❗ Aza avela handalo fotsiny… mety hanova ny hoavinao !

📢📢 *𝙁𝙄𝙁𝘼𝙉𝙄𝙉𝘼𝙉𝘼𝙉𝘼 𝙏𝙀𝙏𝙄𝙆𝘼𝙎𝘼 𝙋𝙋𝙀𝙅 (𝙋𝙧𝙤𝙜𝙧𝙖𝙢𝙢𝙚 𝙙𝙚 𝙋𝙧𝙤𝙢𝙤𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙚 𝙡'𝙀𝙣𝙩𝙧𝙚𝙥𝙧𝙚𝙣𝙚𝙪𝙧𝙞𝙖𝙩 𝙙𝙚𝙨 𝙅𝙚𝙪𝙣𝙚𝙨) 𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖 2026* 📢📢

📍📍 Fifaninanana tetikasa karakarain'ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena miaraka amin'ny CONFEJES amin'ny alalan'ny fandaharan'asa PPEJ

✅*Ireo iantefany :* tanora lahy sy vavy, *18 hatramin'ny 35 taona (35 taona amin'ny 31 desambra 2026 farafahatarany)* manana tetikasa manavao (innovant) amin'ny anaran'ny tenany manokana na amin'ny anaran'ny fikambanana, ka efa nahazo *fiofanana mikasika ny fandraharahana.*

✅ *Sehatr'asa :* fambolena sy fiompiana, fambolena sy fanodinana sakafo, hay tao ara-kajy mirindra, sehatry ny lamba, fitantanana ny tontolo ianana. Omena laharam-pahamehana ny tetikasa atolotry ny vehivavy.

✅ *Famatsiam-bola azo angatahana :* hatramin'ny 23 000 000 Ariary

✅ *Fifantenana ny tetikasa :* ireo *tetikasa 10 mendrika* indrindra voafantina eto antoerana dia handalo fifantenana farany eo anivon'ny CONFEJES.

✅ *Fanolorana ny tetikasa :* ny tetikasa dia arafitra anaty drafitrasam-pihariana (plan d'affaires) izay mifanaraka amin'ny lasitra PPEJ ka atao amin'ny fiteny frantsay ary mampiasa ny mari-bola Ariary. Misy koa ireo antontan-taratasy ampiarahana aminy (jereo ny lisitra ao amin'ny pejy faran'ny drafitrasam-pihariana lasitra).

📌📌 *Fametrahana ny antontan-taratasy :* alefa mailaka amin'ny [email protected] rehefa nahazo fankatoavana (visa) teo anivon'ny Fitaleavam-paritra misahana ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena (DRJS), na ny Delegasiona misahana ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena (DélJS) na ny Maison des Jeunes any amin'ny toerana na faritra hanatanterahana ny tetikasa.

⁉️*Rohy hangalana ny drafitrasam-pihariana lasitra PPEJ :* https://www.mjs.gov.mg/fifaninanana-tetikasa-ppej-2026/

⏳ *Daty fandefasana ny antontan-taratasy :* 1️⃣9️⃣ aprily 2️⃣0️⃣2️⃣6️⃣ farafahatarany.

📞 *Filan-kevitra :* manantona ny DRJS, na DelJS, na ny Maison des Jeunes any amin'ny faritra misy anao na miantso ny laharana 034 01 479 01- 034 93 108 69

Address

Antanambao Avaratra
Miarinarivo
117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ISMR - Institut Supérieur Mgr Ramarosandratana Miarinarivo Itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share