05/10/2024
🌟"Isika rehetra miara-mandroso no tanjona"🌟
✅TOHANA VELONTENA miaraka amin'ny TANORA Miarina Project sy Roland RAKOTOZAFY ( Rolakely)
✨AMPITOMBOY NY FIDIRAM-BOLANAO!
Mitady ASA na VADIN'ASA na ZAVATRA HATAO HAMPIDIRAM-BOLA ve IANAO?
👊Natao ho anao ity FIOFANAN'ASA FANODINANA SAKAFO (transformation alimentaire) + FANABEAZANA ARA-BOLA ( Education financière) miaraka amin'ny Roland RAKOTOZAFY (Rolakely) ity
🙏Ny tanjona dia mitombo ny FIDIRAM-BOLANAO , HAINAO NY MITANTANA NY VOLANAO
👍Hisy FIFANINANANA FANITARANA NA FANANGANANA TETIKASA MADINIKA ihany koa aorinan'io , ahazoanao loka : RENIVOLA AMPIASAINA 100 000Ar---50 000Ar---30 000Ar
💴Fepetra :
👉Nanatrika ny fiofanana (fanabeazana ara bola) niaraka tamin'ny Rolakely
👉Mponina Miarinarivo anatin'ny fokontany 05: Antanambao Nord et Sud, Est et Ouest Hopital ary Ampaisokely
👉Nanantanteraka TETIKASA IRAY (oh: varotra lasopy, m**o, voankazo, fanodinana, voly avotra, sns....
👉Fandraisana anjara: 5 000Ar
👉Vonona hiatrika ny fifaninanana
Toerana hanaovana ny fiofanana: LYCEE FJKM ANTANISOA
🧭Daty: SABOTSY 26 OKTOBRA 2024
🛑Ora: 08h30mn
🚦🚦MAIMAIMPOANA NY FIOFANANA 🚦
NB: Tsy voatery mandray anjara amin'ny fifaninanana izay rehetra manatrika fiofanana, misy fisarihana amin'ny sarany 1 000ar ihany koa amin'ny andron'ny fiofanana ahazoana lot isan-karazany
✍️Fisoratana anarana amin'ny fiofanana : Alefa SMS ny Anarana feno + Kaominina + Fokontany
🤳Tél: 034 90 241 95
Fisoratana anarana amin'ny fifaninanana TETIKASA: amin'ny andro hanaovana ny fiofanana eny Antanisoa
👍REHEFA MIVOATRA IANAO, MIVOATRA AHO, MIVOATRA ISIKA DIA MIVOATRA HO AZY NY TANANA MISY ANTSIKA 👍
✅Roland RAKOTOZAFY (Rolakely)🌟
✅TANORA Miarina Project🌟
🌟"Isika rehetra miara-mandroso no tanjona"🌟