09/04/2026
Misokatra ho an'ny rehetra manomboka amin'ny ankizy 8 taona no miakatra ka hatramin'ny olo maventy
Amin'ny sarany mora indrindra
TONGAVA ENY AMIN'NY BUREAU en face Jirama taloha Antanandrainivelo
08/04/2026
?
Ho anareo izay magniry te handeha hiasa any dia araraoty izao satria
WhatsApp : +261 34 40 595 34
Sary fanehoana
02/04/2026
MITOHY HATRANY FANDRAISANA MPIANATRA VAOVAO ATO AMIN'NY CFP L2B MANDRITSARA
👉 COURS DE VACANCES PÂQUES
Rentrée : 02 Avril à 8h
👉 COURS NORMAL
Rentrée : 07 avril
Tolotra misy
💎 Cours de langues
Anglaise - Française - Espagnole - Italienne - Allemande
💎 Cours normal - Cours particuliers - Cours particuliers et spécial - Cours à domicile
💎 Kilasy Mandry
💎 Kilasy Mody
💎 Cours de Piano 🎹 - Guitare 🎸
💎 Cours de Danse 💃👯
💎 Fianarana Kabary Malagasy
💎 Cours d'informatique 🖥️
Mandray mpianatra manomboka amin'ny zaza 3 taona no miakatra
Izahay Tompoko tsy mampianatra anao mba hahay fotsiny fa mampianatra anao mba sy hampiofana anao mba hahavita hiatrika avy hatrany
ASA NO MIANDRY ANAO REHEFA MAHAY TSARA
Misokatra ny lalana ho an'izay te ANY ( sady mianatra no miasa )
CFP L2B MADAGASCAR, miezaka mitady ny tsara indrindra ho antsika
Contact: 038 76 265 46
WhatsApp : +261 34 40 595 34