P6TC-Madagascar in Mandritsara

P6TC-Madagascar in Mandritsara

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from P6TC-Madagascar in Mandritsara, Language school, Mandritsara.

Photos from P6TC MADAGASCAR-Powerful  Tesol/Tefl/Teyl/Teal/Teol Training Course's post 22/08/2025

Mahasoa anao!

Photos from P6TC-Madagascar in Mandritsara's post 28/03/2025

COURS D’ANGLAIS PARLÉ !

Ne ratez pas cette opportunité !
Join the BEST!
Join A REAL International English Specialist
Join A REAL International English Expert!
Join 🌍🇺🇸P6TC- MADAGASCAR 🇺🇸🌍
☎️032 72 951 74
☎️038 44 507 72

25/03/2025

Fampianarana teny anglisy avo lenta sy manaraka fenitra iraisam-pirenena ambony no Tonga amintsika MANANARA AVARATRA tsy Iza izany fa ny 🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲 🌎 ka manasa anareo ho tonga maro fa efa ela ianareo zay niandry .

Toy Izao ny mahakasika ny fianarana sy tombontsoa rehetra azonareo ato aminy 🌎 🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲🌎 ka vakio hatramin'ny farany fa tena mahasoa.

👉Fampianarana teny anglisy avo lenta izay manaraka fenitra iraisam-pirenena.
Fampianarana teny anglisy betsaka tombontsoa indrindra eto Madagascar.

Andao ary ho tantaraina eto ny tombontsoa rehetra azonareo raha mianatra ato aminy 🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲🌎:

Ny mpianatra rehetra mianatra ato aminay(🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲 🌎) dia mahazo mari-pahaizana iraisam-pirenena (diplôme international) isaky ny ambaratonga (après chaque niveau), izany hoe mahazo mari-pahaizana (diplôme international) daholo olona rehetra manomboka avy amin'ny débutant ka hatramin'ny avancé.
👉 Débutant (Niveau 1) dia mahazo double diplômes internationaux : A1+ A2+ Relevé de note international+ Une lettre de recommandation internationale.
👉 Intermédiaire (Niveau 2)dia mahazo diplômes internationaux : B1+ B2+ Un Relevé de note de international+ Une lettre de recommandation internationale.
👉 Avancé (Niveau 3): C1+ C2+ TESOL/TEFL+ Un Relevé de note international+ Une lettre de recommandation internationale.

👉Expert( Niveau 4): Diplôme international d'anglais Avancé+ Certificat international d'anglais Avancé+ Certificat international d'Expert en anglais (International English Expert Certificate).

Ny mpianatra rehetra mianatra ato aminay (🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲 🌎)día manao soutenance international daholo manomboka avy amin'ny débutant ka hatramin'ny avancé.

Ny mpianatra rehetra mianatra ato aminay (🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲🌎) manao examens internationaux roa lehibe izao Izay vao miakatra kilasy manaraka.

BONUS LEHIBE INDRINDRA :

Ny mpianatra rehetra mianatra ato aminay día.mahazo fampianarana:
👉🇪🇦Teny Espagnaola 🇪🇦 maimaimpoana aoriany roa volana ianarana (cours d'espagnol gratuit après deux mois de formation).
👉🇮🇹Teny Italiana 🇮🇹 maimaimpoana aoriany efatra volana ianao (après 4 mois de formation).

Ka tongava maro fa tena mahasoa ary betsaka ny tombontsoa omenay anareo.

Mandray olona rehetra tsy ankanavaka rehefa mazoto hianatra sy manana tanjona ambony, nadia mbola départ zéro aza satria ny programme nay dia manomboka Amin alphabet mihitsy.

☎️032 72 951 74
☎️ 038 44 507 72

Photos from P6TC-Madagascar in Mandritsara's post 25/02/2025

AZA ADINO FIDIRANA @ 🌍🇺🇸P6TC MADAGASCAR 🇺🇸🌍 :

Fidirana: 10 Mars 2025
Fanoratana efa manomboka

Tombontsoa lehibe azonao raha mianatra ato Amin’ny 🌍🇺🇸P6TC MADAGASCAR 🇺🇸🌍 dia:

👉TRIPLES CERTIFICATS INTERNATIONAUX (🇺🇸USA: NEW YORK CITY🇺🇸+ 🇬🇧UNITED KINGDOM(🇬🇧LONDONIEN🇺🇸

👉DOUBLE DIPLÔME INTERNATIONAL APRÈS CHAQUE NIVEAU.

👉UN RELEVÉ DE NOTE INTERNATIONAL
👉UNE LETTRE RECOMMANDATION
INTERNATIONALE

👉SOUTENANCE INTERNATIONALE
👉SORTIE DE PROMOTION

Ne ratez pas cette occasion !
Join the BEST 🌍🇺🇸P6TC MADAGASCAR 🇺🇸🌍

Photos from P6TC-Madagascar in Mandritsara's post 05/02/2025

Fampianarana teny anglisy avo lenta sy manaraka fenitra iraisam-pirenena ambony no Tonga amintsika MANANARA AVARATRA tsy Iza izany fa ny 🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲 🌎 ka manasa anareo ho tonga maro fa efa ela ianareo zay niandry .

Toy Izao ny mahakasika ny fianarana sy tombontsoa rehetra azonareo ato aminy 🌎 🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲🌎 ka vakio hatramin'ny farany fa tena mahasoa.

👉Fampianarana teny anglisy avo lenta izay manaraka fenitra iraisam-pirenena.
Fampianarana teny anglisy betsaka tombontsoa indrindra eto Madagascar.

Andao ary ho tantaraina eto ny tombontsoa rehetra azonareo raha mianatra ato aminy 🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲🌎:

Ny mpianatra rehetra mianatra ato aminay(🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲 🌎) dia mahazo mari-pahaizana iraisam-pirenena (diplôme international) isaky ny ambaratonga (après chaque niveau), izany hoe mahazo mari-pahaizana (diplôme international) daholo olona rehetra manomboka avy amin'ny débutant ka hatramin'ny avancé.
👉 Débutant (Niveau 1) dia mahazo double diplômes internationaux : A1+ A2+ Relevé de note international+ Une lettre de recommandation internationale.
👉 Intermédiaire (Niveau 2)dia mahazo diplômes internationaux : B1+ B2+ Un Relevé de note de international+ Une lettre de recommandation internationale.
👉 Avancé (Niveau 3): C1+ C2+ TESOL/TEFL+ Un Relevé de note international+ Une lettre de recommandation internationale.

👉Expert( Niveau 4): Diplôme international d'anglais Avancé+ Certificat international d'anglais Avancé+ Certificat international d'Expert en anglais (International English Expert Certificate).

Ny mpianatra rehetra mianatra ato aminay (🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲 🌎)día manao soutenance international daholo manomboka avy amin'ny débutant ka hatramin'ny avancé.

Ny mpianatra rehetra mianatra ato aminay (🌎🇺🇲 P6TC MADAGASCAR 🇺🇲🌎) manao examens internationaux roa lehibe izao Izay vao miakatra kilasy manaraka.

BONUS LEHIBE INDRINDRA :

Ny mpianatra rehetra mianatra ato aminay día.mahazo fampianarana:
👉🇪🇦Teny Espagnaola 🇪🇦 maimaimpoana aoriany roa volana ianarana (cours d'espagnol gratuit après deux mois de formation).
👉🇮🇹Teny Italiana 🇮🇹 maimaimpoana aoriany efatra volana ianao (après 4 mois de formation).

Ka tongava maro fa tena mahasoa ary betsaka ny tombontsoa omenay anareo.

Mandray olona rehetra tsy ankanavaka rehefa mazoto hianatra sy manana tanjona ambony, nadia mbola départ zéro aza satria ny programme nay dia manomboka Amin alphabet mihitsy.

☎️032 72 951 74
☎️ 038 44 507 72

Want your school to be the top-listed School/college in Mandritsara?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Mandritsara