Lycée Saint Louis Manakara-be

  • Home
  • Lycée Saint Louis Manakara-be

Lycée Saint Louis Manakara-be Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Saint Louis Manakara-be, High School, .

Masaka ny fanomanana ny fanokafana taon-jobily faha-50 taona nahatongavan'ny Masera Fo Masin'i Jesoa(FMJ) teto Manakara ...
27/02/2025

Masaka ny fanomanana ny fanokafana taon-jobily faha-50 taona nahatongavan'ny Masera Fo Masin'i Jesoa(FMJ) teto Manakara izay hatao ny 01 sy 02 Mars izao . Koa mansa antsika Ray aman-dReny sy Maintimolaly rehetra mba hiara-mankalaza ny fety sy hiombom-bavaka aminay.

Efa vonona ny rehetra aza tara tongava aby . Hira sy dihy ; boissons sy tsatsak isankarazany.
21/12/2024

Efa vonona ny rehetra aza tara tongava aby . Hira sy dihy ; boissons sy tsatsak isankarazany.

21/12/2024
Nanomboka tamin'ity Herinandro ity indray ny cantine scolaire eto amin'ny Sekolitsika ho fitsinjovana ny madinika  sy ir...
09/10/2024

Nanomboka tamin'ity Herinandro ity indray ny cantine scolaire eto amin'ny Sekolitsika ho fitsinjovana ny madinika sy ireo mody lavitra. Mankasitraka ny fifampitokisana.

VIVE LA RENTREE!
10/09/2024

VIVE LA RENTREE!

22/08/2024

Taom-pianarana 2024-2025.
Fidirana: 10 Septambra 2024
Efa misokatra tamin'ny 19 Aout lasa teo ny fisoratana anarana.
Toerana: eo @ faran'ny terrain Voromahery Manakarabe(Ampita Antsinanana)
Taratasy ilaina: kopia lava, acte de bapteme, certificat de scolarite, bulletin de note.

21/08/2024

Ankafaliana hatrany no iarahabana ireo zanatsika sy zandry afa-panadinana BACCALAUREAT 2024 (serie A:100% sy ny serie D ary mankahery ny tsy afaka vitsivitsy tao @ serie D ihany koa mba tsy hanary toky ka hanantena ny fahombiazana @ ity taom-pianarana vaovao ity.

21/07/2024

Mitondra am-bavaka anareo zandry sy zanaka rehetra hiatrika ny fanadinana Baccalauréat rahampitso . Ny Tompo anie haniraka ny Fanahy Masina aminareo ka hahatontosanareo izany hatramin'ny farany ary hanananareo ny fahombiazana. ''Bonne Chance''. 🙏

14/07/2024

ISARANA AN'ANDRIAMANITRA HATRANY FA VOKATRA 100% INDRAY NO AZON'NY SEKOLITSIKA T@ BEPC TEO . MANKASITRAKA HATRANY NY FIARAHA-MIASA(. RAY AMAN-DRENY - MPIANATRA - MPANABE).

😇 Isaorana ANDRIAMANITRA fa tafita 100% ireo zanatsika nanala ny fanadinana CEPE 🙏🙏🙏👼 Isaorana ny ezaka vitan'ireo ankiz...
29/06/2024

😇 Isaorana ANDRIAMANITRA fa tafita 100% ireo zanatsika nanala ny fanadinana CEPE 🙏🙏🙏
👼 Isaorana ny ezaka vitan'ireo ankizy!
🤗 Ankasitrahana ny fiaraha-miasa tamintsika Ray aman-dReny!
👍 Indrindra ny fahafoizan-tenan'ny Mpanabe.

🙏🙏🙏MBOLA MANANTENA VAVAKA, FIOMBONANA, FIARAHA-MIASA amintsika hatrany mba hitohizan'ny FAHOMBIAZANA 🙏🙏🙏

Tongava amin'ny ambony indrindra Rankizy ❤️

18/06/2024

Isaorana isika rehetra, tsy ankanavaka, nanotrona sy nandray anjara tamin'ny fetin'ny Sekoly Saint Louis Manakar-be
Mankasitraka e👍👍👍
Miala tsiny amin'ny fahatarana noho ny olana ara-teknika.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée Saint Louis Manakara-be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your school to be the top-listed School/college?

Share